11/05/2026
RÉVISION GÉNÉRALE MATH-PC Classe de 3ème ✨📚
🔹 Te hanamafy ny niveau en Mathématiques sy Physique-Chimie ve ?
🔹 Miomana amin’ny examen BEPC ?
🔹 Mila révision générale sy fanazavana mazava ?
👉 Tongava manaraka ny cours de soutien spécial 3ème miaraka amin’ilay professeur efa hainareo sy efa manana expérience amin’ny fampianarana. 👨🏫
🗓 Isaky ny samedi maraina
⏰ 08h00 – 12h00
📖 Matières :
✔ Mathématiques
✔ Physique-Chimie
💰 Frais de cours : 5000 Ar / samedi
📝 Droit d’inscription : 5000 Ar
⚠️ Place limitée — aleo misoratra anarana mialoha.
☎️ 0336344353 na 0343621240
📩 Afaka mandefa message privé raha mila fanazavana fanampiny.
11/04/2026
🚀 TANJONA NY BAC 2026: AZA MIANDRY FARANY! 🎓
Efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana! Te hianatra ve nefa tsy manam-potoana mandritra ny herinandro? Sahirana amin'ireo taranja fototra ka mila fanampiana manokana?
Ny GROUPE LEADERS & REUSSIR ENSEMBLE dia manolotra ho anao ny:
✨ COURS D'APPUI SPÉCIAL SAMEDI ✨
(Natao ho anao mpianatra na mpiasa te hahazo BAC 2026)
📖 Mifantoka tanteraka amin'ny MATIÈRES DE BASE:
Série A - L : Malagasy • Philo • Histo-Géo
Série C - D - S : Mathématiques • S.V.T • Physique.C
🗓️ RENTRÉE : Sabotsy 18 Aprily 2026
✅ 🎓 COURS D’APPUI PROFESSIONNEL
✔ Fanazavana tsotra sy mazava
✔ Exercices + correction complète
✔ Fanomanana ho an’ny examen
✔ Fanaraha-maso akaiky ny mpianatra
💰 SARANY MORA SY MIRARY:
Droit d'inscription : 10.000 Ar
Ecolage : 6.000 Ar / Sabotsy na 25.000 Ar isam-bolana)
⚠️ INSCRIPTION DÉJA OUVERTE
📍TOERANA: Analakely ambadikin'ny Pavillon, eo anilan'ny Ministère de la Culture et de la Communication. Miakatra 10 metatra amin'ny tohatra mankany Faravohitra.
Bâtiment mainty, vavahady gris misy takelaka be hoe: "GROUPE LEADERS MADAGASCAR".
☎️ 038 84 678 72 • 033 10 430 13
☎️ 034 36 212 40 • 033 63 443 53
10/02/2026
🚀 Mbola sahirana amin’ny Mathématiques sy Physique-Chimie ve ianao ? Sa te hanamafy te hanamafy ireo base Efa ao aminao ?
👉 Aza miandry ho tara vao mitady vahaolana !
🎓 COURS D’APPUI PROFESSIONNEL
✔ Fanazavana tsotra sy mazava
✔ Exercices + correction complète
✔ Fanomanana ho an’ny examen
✔ Fanaraha-maso akaiky ny mpianatra
📚 Mathématiques & Physique-Chimie
👩🎓👨🎓 3ème & Terminale A, D
🗓 Isaky ny Sabotsy
⏰ 08h – 12h
✨ Ny fahombiazana dia tsy kisendrasendra, fa vokatry ny fanomanana tsara.
Prof tena Efa expérimenté no handray anao ary afaka anontaniana izay tsy mazava rehetra
📞 Contact :
📱 033 63 443 53
📱 034 36 212 40
⚠️ Voafetra ny toerana
👉 Misorata anarana dieny izao !
04/11/2025
Cours d'appui et de renforcement Mathématiques et Physique-Chimie pour la classe de 3e
Te-hahomby amin'ny matières Mathématiques sy Physique-Chimie ve ianao?
Manana olana amin'ireo taranja ireo ve ianao sa te hanamafy ny fahaizana efa ao?
Tongava ary aty aminay fa hanome anareo ny fanalahidy rehetra ny amin'izany izahay.
Mpampianatra efa expérimenté ny amin'izany izahay tompoko.
Lieu : Analakely ambadiky ny pavillon ( ao amin'ny Leaders Private School Analakely
Ora fianarana: samedi 8h00- 12h00
Voafetra ny toerana mba ahafahana manaramaso ny mpianatra tsirairay ka ataovy haingana ary ny fisoratana anarana ( 0ar).
Ho an'ny fanazavana fanampiny : mp na
0336344353 / 0343621240.
25/10/2025
Salama daholo tompoko ☺
Mitohy hatrany ny cours à domicile Maths-PC-SVT (système éducatif Malagasy/français) koa manasa anao izay mitady cours particuliers na répétiteur mba hiantso ny laharana eo ambany na hiresaka amin'ny hafatra miafina.
Classe: 6e- 5e- 4e- 3e- 2nde- 1ère- Terminale
Toerana: Antananarivo ary izahay ihany no manantona any aminareo ☺
Koa aza tara ary fa kely ihany sisa ny fotoana mampalalaka anay. Mbola tsy nandiso fanantenana ny mpianatra izahay hatreto.
Mankasitra indrindra.
Contact: 033 63 443 53/ 034 36 212 40
19/08/2025
Ny ezaka rehetra tsy very maina. Aza kivy, aza matahotra. Mirary soa amin’ny valin’ny Bac!
20/07/2025
📚 COURS PARTICULIERS DE VACANCES – Juillet & Août 2025
Avec Réussir Ensemble
🎯 Objectif :
- Rattraper les lacunes
- Renforcer les bases
- Préparer la rentrée scolaire avec sérénité
📘 Matières proposées :
🔹 Mathématiques
🔹 Physique-Chimie
🔹 Français
🔹 Anglais
Classe : 6e jusqu'à terminale
🏠 Cours à domicile
Professeurs expérimentés, pédagogie adaptée à chaque élève
📞 Réservez maintenant : 034 36 212 40
Place limitée – premiers inscrits, premiers servis !
✨ Offrez à votre enfant un été utile et stimulant avec Réussir Ensemble !