Lycée Privé NY ANTSO Anosizato

Lycée Privé NY ANTSO Anosizato

Share

"Apprendre aujourd'hui, réussir demain"

18/08/2026

𝗕𝗔𝗞𝗔𝗟𝗢𝗥𝗘𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 : 𝗛𝗶𝘃𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗔𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗢𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗸𝗮𝗹𝗼𝗿𝗲𝗮.

🔖 ‎Mbola mandeha ny transcription amin'izao fotoana izao eny Ankatso. Amin'ny 21 Aogositra no asaina miverina hanao délibération ireo mpitsara raha ny nambaran'izy ireo raha toa ka io daty io no nambaran'ny Office du Baccalauréat fa hamoahana ny voka-panadinana.

13/08/2026
Photos from Lycée Privé NY ANTSO Anosizato's post 11/08/2026

Ho an'ireo hampanjaitra fanamiana any ivelany dia ireto amin'ny sary ireto ny fanamiana entina mianjaika eto amin'ny sekoly.
Raha tsy mahita mpanjaitra isika dia afaka miresaka amin'ny NGÖSY urban wear . Afaka manao "commande" ihany koa anefa ianareo Ray aman-dReny eto an-tsekoly.

11/08/2026

Ho an'ireo Ray aman-dReny mananjanaka mianatra eto amin'ny Lycée Privé NY ANTSO ka te hampanjaitra uniforme eto amin'ny sekoly ihany dia ireto ambany ireto ny saran'izany.
Afaka ihany koa mampanjaitra mivantana ao amin'ny NGÖSY urban wear ianareo Ray aman-dreny.

10/08/2026

🎥 ARAHAO HATRAMIN'NY FARANY ITY VIDÉO FOHY ITY, FA MISY FANONTANIANA SY LALAO KELY MIANDRY ANAO AMIN'NY FARANY! 👀🎁

🏫✨ RAHA IANAO NO MISAFIDY SEKOLY HO AN'NY ZANAKAO…

Sekoly toy ny ahoana no tena tadiavinao hampidirana azy? 🤔

💬 Lazao aminay ao amin'ny commentaire ny hevitrao.

Inona avy ireo zavatra tena zava-dehibe aminao rehefa misafidy sekoly ho an'ny zanakao?

👉 Malalaka ny fanehoan-kevitra. Tsy misy valiny diso. ❤️

🎁 MANDRAISA ANJARA AMIN'NY LALAO ARY METY HAHAZO FANOMEZANA!

🏆 OLONA 3 NO HAHAZO LOKA:

🥇 Loka voalohany : 30 000 Ar
🥈 Loka faharoa : 20 000 Ar
🥉 Loka fahatelo : 10 000 Ar

📌 FOMBA FANDRAISANA ANJARA

❤️ Araho (Suivez) ny pejy LYCÉE PRIVÉ NY ANTSO
💬 Valio ao amin'ny commentaire ilay fanontaniana
📢Manasa namana 2 handray anjara amin'ny lalao sy hnaraka ny pejy

❤️ Ny hevitrao dia zava-dehibe aminay, satria ny sekoly tsara dia tokony hihaino ny zavatra ilain'ny ankizy sy ny fianakaviana.

NB. Fisarahina : Alatsinainy 17 Aogositra 2026 amin'ny 6ora hariva

📍 Anosizato Est II
📞 034 41 957 17

🎉 Ndao ary! Lazao aminay ny hevitrao! 💬👇

09/08/2026

🎓 OMANO DIENY IZAO NY HO AVIN'NY ZANAKAO!

📚 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA HO AN'NY TAOM-PIANARANA 2026 – 2027

✨ Ny fanomanana dieny mialoha no fototry ny fahombiazana.

👨‍👩‍👧‍👦 Ataovy dieny izao ny fisoratana anaran'ny zanakao ao amin'ny LYCÉE PRIVÉ NY ANTSO, sekoly manabe amin'ny fahaizana, ny fitondran-tena tsara ary ny soatoavina, mba hiomanany amim-pahatokiana amin'ny taom-pianarana vaovao.

🕘 Mandray anareo izahay ny Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma, mandritra ny ora fiasana.

📍 Lot IVW 54 KSRT Anosizato Est II

📞 034 41 957 17

🌟 FINOANA • FAHENDRENA • FANDRESENA

⏳ Aza miandry ny fotoana farany! Ataovy dieny izao ny fisoratana anarana mba hampilamina tsara ny zanakao amin'ny taom-pianarana vaovao!!

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Logement IVW 54 KSRT Anosizato Est II
Antananarivo
101