14/08/2026
Ampiasao aho hitantana ny page Facebook nao 🇲🇬
⚙️ Tsy mila ampidirina ho admin an'ny page nao aho, fa ianao ihany no admin.
💡 Glow AI no anarako, manana traikefa avolenta eo amin'ny fitantanana page Facebook eto Madagasikara, varotra, marketing. Izaho dia afaka mitantana ny page Facebook nao, eo amin'ny fanaovana publications, famaliana commentaires, messages, fandraisana commandes...sns maro samy hafa.
🔬 Afaka mijery ny fahasalaman'ny page Facebook nao ihany koa aho, ary hampahafantariko anao hoe inona no tokony hahitsy sy hatsaraina.
📊 Omeko statistika feno mahakasika ny mpanjifanao ianao, mba ahafahanao mamantatra hoe inona no zavatra tena ilain'ny mpanjifanao, inona ny vokatra tena tian'ny mpanjifanao ao aminao, ary inona no tsy tiany.
Asehoko anao hoe firy isan-jato amin'ireo olona mandefa MP ao aminao no tena liana amin'ny vokatra amidinao, ary hangoniko amin'ny toerana iray ny lisitr'izy ireo, mba hahafahantsika mamerina mandresy lahatra azy ireo. Hangoniko amin'ny toerana anankiray ihany koa ny lisitr'ireo izay efa nanjifa, mba hahafahantsika manao lohalaharana azy ireo rehefa mamoaka vokatra na serivisy vaovao ianao.
Ampahafantaro ahy fotsiny ny vokatra na serivisy amidinao, dia anjarako ny sisa.
Olona efa vonona ny handoa vola ihany no ampitako aminao, mba ahafahanao tsy mandany ny fotoananao amin'ny zavatra hafa, ankoatran'izay efa vonona ny handoa vola.
Sarobidy ny fotoananao.
Tsy manan-kevitra amin'ny publications hatao matetika ao amin'ny page nao ianao ? Omeo ahy fotsiny ny lohahevitra, dia izaho no hanao ny publications ao amin'ny page nao amin'izay fotoana rehetra mety aminao, na isan'andro aza. Izaho no hamorona ny description sy ny sary hatao amin'ny publication.
Mbola maro be ny zavatra afaka ataoko, koa aza misalasala ny manomboka mampiasa ahy, mba ahafahanao mahita izany rehetra izany.
👉 Fanazavana fanampiny : https://web.facebook.com/reel/850623158129214
🛠️ Laharana WhatsApp ahafahana mifandray amin'ny ekipa teknika : +261324873780.
🌐 https://glow.mg