20/03/2026
Miarahaba ry ambany lanitra fa tratra ny hasara manitra 😀
Miarahaba ny Mpianatra, ny Ray aman-dreny, ny Mpanabe rehetra sy ireo Mpanohana ary ny Malagasy rehetra nahatratra izao taom-baovao antsika Malagasy izao tamin'ity taona 2026 ity !!!!!
Hankafaliana no hirarina soa antsika rehetra tsy hankanavaka mba ho salama sy ho ambininy amin'ny zavatra rehetra.
"Ho mamy toy ny tantely ary mangidy lavitry ny faty"
Mirary soa antsika hatrany izahay eto amin'ny Collège Cendrillon Soavimasoandro.
23/02/2026
Ho maintso ny tontolo !!!!
Tontosa soamatsara ny 20 febroary 2026 ny fandraisana anjara ho fambolen-kazo nataon'ny sekoly Collège Cendrillon Soavimasoandro.
Hisaorana manoka ny association EDAEN Biec Madagasikara niara niasa nanatanteraka iny andro iny.
Mirary soa antsika hatrany.
17/02/2026
CARNAVAL 2026 sous le thème
"LE MONDE ENTIER"
🇧🇷🇪🇬🇯🇵🇺🇸🇨🇴🇨🇳🇭🇳🇲🇺🇲🇦
Mettez vos photos en commentaires, Merci
A la prochaine
07/08/2025
Ainsi s'achève cette session en collaboration avec l'école Cendrillon Soavimasoandro et Alliance Francaise Antananarivo en partenariat avec TotalEnergies
C'est toujours une grande fierté de faire promouvoir la langue française et la culture.
😁 N'oubliez pas que le CLAC continue avec des formations en langue et d'autre activités culturelles.
On vous dit MERCI MERCI 🙏🙏
VELOMA , à bientôtCollège Cendrillon SoavimasoandrodAlliance française d'AntananarivoMinisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - OfisialyTeam TotalEnergiesies
04/08/2025
Venez découvrir l'école Cendrillon situé ici à Soavimasoandro 🏫🎒📙
Quelques jours d'animation en collaboration avec Alliance française d'Antananarivo 🗣️🇫🇷🇲🇬
☑️ Lecture
☑️ Apprentissage de la langue française
☑️ Échange
☑️ Animations culturelles
🎯 rejoignez une école engagé et expérimenté dans l'éducation pour vos enfants, ouverture vers un état d'esprit ludique et épanouie.
Collège Cendrillon Soavimasoandro
Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - Ofisialy
Alliance Francaise Antananarivo
21/02/2023
Reboisement annulé à cause du mauvais temps. Reprise des cours le lundi 27 février pour les niveaux préscolaire - primaire - secondaire.
12/07/2021
Ho famaranana ny taom-pianarana 2020-2021
Nikarakara fety sy lanonana fizarana marim-pankasitrahana ny sekoly Cendrillon teto Soavimasoandro ny sabotsy 10 jolay 2021 lasa teo.
Mahafinaritra ery ireto izy sady niara faly tamin'ireo ray aman-dreny ny mpianatra.
Misokatra ary ny fisoratana anarana eo anivon'ny birao ny sekoly koa aza misalasala maka ny andinidininy rehetra sy manoratra sahady ny zanatsika manomboka ny kilasy MS ka hatramin'ny kikasy 3ème.
😊😊😊😊😊
Pour terminer l'année scolaire 2020-2021, le collège privé Cendrillon a tenu à organiser samedi 10 juillet 2021 une petite fête et une cérémonie de remise de lot pour les 3 meilleurs élèves de chaque classe.
L'année scolaire se termine mais les inscriptions et les reinscriptions sont déjà ouvertes dans les bureaux du collège privé Cendrillon. N'hésitez pas à nous contacter pour les classes de MS jusqu'à la classe de 3ème.