C. NY Fahombiazako Andoharanofotsy

C. NY Fahombiazako Andoharanofotsy

Share

Cours

04/10/2025

Fahombiazana ho anao indray izao

87% anie ny taham-pahafahana tato aminay ny 2025 e! (Nisy mpanao cours nahazo mention BIEN mihitsy aza)

'ndao hanomana ny BEPC sy BAC 2025 miaraka @ Cours NY FAHOMBIAZAKO e!

Natao ho an'izay vonona rehetra mihitsy anie izy ity e!

Misy ny
👉 Cours demi journée après midi: ho an'ireo redoublant
👉 Cours Spécial Samedi ho an'ireo miasa na ianao itifitra e!
NB: Cours d'appui ihany koa io ho anao efa mianatra any @ sekoly hafa

Mirary dia mirary anie ny saram-pianarana e!

Aza misalasala manantona fa tsy mbola nandiso fanantenana anie ny COURS NY FAHOMBIAZAKO e!

Toerana: Malaza Tanjombato ( ambadiky ny supermaki)

Contact : 0344483697

" Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"

29/09/2025

Miarahaba antsika rehetra
Manoloana ny savorovoro misy eto @ firenena dia mbola tsy mianatra isika rahampitso talata 30 septembre 2025 ho fitsinjovana ny "sécurité " antsika rehetra.

Misy kosa anefa ny fepetra manokana ho raisina (fakana lesona sy devoir) raha toa ka mbola tsy milamina ny alarobia maraina @ 7 ora

Samia mifampilaza ary manasa antsika rehetra hanaraka ny page.

04/08/2025
02/06/2022

RÉVISION GÉNÉRALE 2022
Te ho afaka fanadinana ianao?
Ity ny fanomanana BEPC sy BAC 2022 mafy indrindra a!
💪💪 Vokam- panadinana 2021: BEPC (90/96) - BAC (316-360)
Aza varina ary fa:
👉 Mianatra isan'andro (alatsinainy-sabotsy) ka adin'ny 6 hatramin'ny adin'ny 8 isan'andro no mianatra
👉 Adin'ny 4 isan'andro no anaovana ny matière de base
👉 Sujet type ifehezana ny programme rehetra no atao an!💪💪💪
👉 Mpampianatra ve? Efa za-draharaha an!💪💪
Daty:
👉 Manomboka ny 12 jona ny fanomanana BEPC
👉 Manomboka ny 27 jona ny fanomanana BAC
Toerana: Cours NY FAHOMBIAZAKO Andoharanofotsy ( trano fotsy be 100 m mialan'ny arrêt eo @ tsena)
Sarany:
👉 25000 ariary ny BEPC
👉 28000 ariary ny TA-L
👉 30000 ariary ny TCDS
Vonjivojeo fa voafetra ny toerana a!
"Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahapitso"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo
102