Ecole de Langues Pour Tous

Ecole de Langues Pour Tous

Share

Share and teach you the different way to dare your English

Photos from Ecole de Langues Pour Tous's post 14/11/2023

Alefaso commande ooh
Tsara be daholy collection ah🌹🗽🗽

Afaka mandalo ety ampanadrana raha tianao ny hitafa aminay mivantana😁

Mirary tontolo andro ho anao💯

Contact:0382510868

Photos from Ecole de Langues Pour Tous's post 13/11/2023

Alefaso commande fa maika be izahay ny te ahita anareo mahay anglais🗽🗽💯🌻

Manodidina boky anglais ihany tompoko🌼🌹🌹

Photos from Ecole de Langues Pour Tous's post 01/11/2023

Noho ny fangatahanareo dia tonga ary ilay niandrasana efa ela🗽👨‍💻👨‍💻
Mande foana resaka hoe maninona no PDF foana no boky zaraina na varotana fa nga tsy misy azo tsapain-tanana mitsy ve?

Dia hoy izahay hoe eny tanteraka ilay nofinofy naniry hamaky boky taratasy

Ka alefaso ary commandenao fa raisinay avokoa na details na gros fa izay ahaizana sy handovaina fahalalana no tanjona tsika mianakavy
Tsy voatery hoe boky vocabulaire na grammmaire irery fa na boky mathematique, physique, romans, sns dia misy daholy.

NB:Marihina fa boky mahakasika ny teny Anglais ihany aloha atreto no misy satria any no itanay fa tena opportunites bediabe azo ho zavaina tsara,.

01/11/2023

Tips to remember words🤔😉🗽

1-Keep an organised vocabulary notebook.
2-Look at the words again after 24 hours, after one week and after one month.
3-Read, read, read. ...
4-Use the new words. ...
5-Do word puzzles and games like crosswords, anagrams and wordsearches.
6-Make word cards and take them with you. ...
7-Learn words with a friend.

Photos from Ecole de Langues Pour Tous's post 03/09/2021

What do you think?
👀😉

14/06/2021
09/06/2021

Ho anareo izay mbola mila ilay boky Anglais leçon & grammaire dia 1000ar ny vidina +packs audios listening cadeaux.....
Farany sisa io tolotra io fa raha tokony ho izy dia hoan'ny mpianatra ato sy promotion de lancement an'ilay page ihany ilay izy fa betsaka loatra ianareo no mangataka dia natao izay marimaritra iraisana.... Manakasitra

Photos from Ecole de Langues Pour Tous's post 13/02/2021

Get your first lesson🗽🗽

Join us to study English fluently❤️👻

08/02/2021

Salama tompoko! Efa miverina tsara @ laoniny ny pejitsika ka aza misalasala manantona mp ra misy tiana anontaniana😊🗽

04/12/2020

Nisy boky zarainay tany dia mba manasa anareo amaky azy atramin'ny farany sy azoto fa tena tsara loatra izy iny dia mirary soa atrany😊🗽😍

Raha mbola tsy nahazo ianao dia manatona ao @ mp fa tsy amidy izy io fa izay foinao dia ekena avokoa😊

04/12/2020

Tena motivé avokoa ianareo cours ka mirary anareo izahay ho tonga @ ambony indrindra
Tahin'ny jesosy avokoa

28/11/2020

Tips to speak English fluently & confidently

¶Read out loud &talk to yourself
¶Listen to more English everyday
¶Watch English movies with subtitles
¶Speak spontaneously, but slowly
¶Relax and have positive attitude
¶Learn and study phrases not words
¶Slow and deep learning is best ?
¶Use real English lessons &material
¶Don't study too much grammar
¶Don't be afraid of making mistakes
¶Don't compare your English with others
¶Learn to think in English only

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo