19/06/2026
✨Fananganana Majlis fahatelo Andro ny volana masina Mouharam tato Amin Haouzat Dar_Ul_Hikma🌟
Fikambanana Dar-ul-Hikma FDH Ofisialy
Fikambanana Dar-Ul-Hikma d'Ambohidratrimo
19/06/2026
✨Fananganana Majlis fahatelo Andro ny volana masina Mouharam tato Amin Haouzat Dar_Ul_Hikma🌟
Fikambanana Dar-ul-Hikma FDH Ofisialy
18/06/2026
🌟Voalohany sy faharoa Andro ny volana masina Mouharam tao aminy Haouza Dar_Ul_Hikma ✨
Fikambanana Dar-ul-Hikma FDH Ofisialy
16/06/2026
11/06/2026
MANOKANA – FAHATSIAROVANA NY EID AL MOUBAHILAT IZAY NOTANTERAHANA TETO AMIN'NY MADRESSAH DAR UL-HIKMA AMBOHIDRATRIMO, ANDROANY FAHA: 11 JONA 2026
Ny fandaharam-potoana tamin'izany:
📖 Famakiana ny Boky Masina CORAN
🎤 Fanaovana Qaswida
Ary toriteny sy falelabelarana entin'i Sheikh Miumin
10/06/2026
حي على العزاء 😭
06/06/2026
"Noho ny fankalazana ny fetin'ny Ghadir, ny mpitantana ny Hawza Ilmyat Dar ul-Hikma eto Ambohidratrimo, androany faha 05 Jona 2026, dia niarahaba ireo mpianatra naharitra tamin'ny dingana fanomanana (Crash Course), ary nanolotra ny mari-pahaizana momba ny teny Arabo ambaratonga voalohany (A1)."
'ny_Eid al-Ghadir
-Wilaya
#عيدالغدير
#عيدالولاية