23/06/2023
📢📢📢 FILAZANA FILAZANA FILAZANA
Noho ny antony izay tsy miankina aminay (piratage de compte) dia no sokafana ny pejy vaovao Jazz Music By Aina izay hitanareo amin'ny sary ambany io hahafahana manohy ny fizarana sy ny fifanampiana ary ny fampianarana misy ato aminay.
Asaina isika rehetra hono izany hanaraka io pejy vaovao io fa manomboka izao dia ao isika no miresaka sy mifanakalo
👉Ny adiresy sy ny laharana azahoana anay tsy niova
☎️0347112058
🏠Manjakaray ampitan'ny Fiangonana Advantiste
🎶Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra🎸
Izay liana afaka manatona mivantana, na miantso, na mandefa hafatra miafina amin'ny Jazz Music By Aina (ilay pejy vaovao)
Mankasitraka
🙏🙏🙏
10/06/2023
Salama daholo 😊😊
👉Ialana tsiny indrindra Ho an'ireo vaovao te hianatra SABOTSY, ALAHADY, TALATA fa tena efa feno ny toerana. Ampitaina eto ihany raha toa ka misy fiovana.
📢📢Mbola mandray mpianatra Ho an'ny andro hafa izahay, izany Hoe mbola misy toerana vitsivitsy malalaka ny ALATSINAINY, ALAROBIA, ALAKAMISY sy ZOMA...
☎️☎️Tsy miova ny laharana hahafahana mifandray aminay
0347112058☎️☎️
Toerana : Manjakaray ampitan'ny église adventiste
05/06/2023
Bonne semaine daholo 😊😊
Faly mizara foana 😇
👉Cours particulier foana hatreto fa tsy miaraka mianatra ny mpianatra rehetra satria samy manana ny niveau-any
⛔Cours particulier fa tsy cours à domicile (samihafa izany)
👉Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra Ho an'ireo maniry ny hianatra
👉Saram-pianarana : efa natao takatry ny rehetra satria ilay fifampizarana no zava-dehibe
👉 Fomba fianarana : manatona aty an-toerana na en ligne
➡️➡️Afaka miditra mp na miantso ny 0347112058 raha mila fanazavana fanampiny. Misokatra isan'andro 😉
24/05/2023
Allô Allô...
Mbola mitohy indray ny fandraisana mpianatra eto aminay. Ary ho an'ireo te hianatra nefa lavitra dia misy cours en ligne ato aminay.
Ny sarampianarana dia mirary tokoa satria natao ho zakan'ny rehetra.
🔹Débutant ve ianao?
🔹Efa mahay kely ve fa sahirana satria tsy ampy base?
🔹Sahirana ve ianao rehefa manao écoute 🎧?
🔹Te ahay solo nefa tsy ampy ny zavatra mila fehezina rehefa manao solo?
🔹Sahirana ve rehafa manao improvisation dia tsy hita izay ho tendrena?
🔹Efa mahay ve fa te ampitombo fahaiza sy fahalalana ny mozika?
Aza misalasala ary mandefa MP💌 fa ho valiana ianao.
Mandefasa Mp avy hatrany na miantso fa tsy araka ilay mamaly commentaire.
☎ 034 71 120 58
22/04/2023
Allô Allô...
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra eto aminay. Ary ho an'ireo te hianatra nefa lavitra dia misy cours en ligne ato aminay.

04/04/2023

10/03/2023
Alefa foana eh. Vao aingana no nianatra nefa dia efa mivoatra be.
Mbola mandray mpianatra hatrany izahay.
Raha vonona dia manasa anareo handefa hafatra miafina (MP).
Izay mianatra sy maharitra ary koa mazoto mikotrana ihany no mahay fa tsy misy magie magie ny mozika. 🎸🎸🎸
24/02/2023
Izay mazoto mianatra ihany no mahay an.😊😊
Rehefa ao ny finiavana hianatra dia tonga ihany koa ny fahaizana.😊😊
Mbola mandray mpianatra hatrany izahay dia vonjivonjeo ny toerana sao tara ary.
Izay vonona dia afaka mandefa Mp avy hatrany.
Contact : 034 71 120 58.
18/02/2023
Mazoto mianatra be ry zalahy an.
Efa manomboka mahita rirany be mihintsy.
Merci nahatoky ry zalah ah.
Mbola afaka mandray mpianatra ho an'izay tena vonona an.
03/02/2023
Dia mbola mankasitra ireo rehetra tonga nanatrika ny atelier nataoko androany. Mahafinaritra foana rehefa manao mozika eh.
Ny atelier manaraka dia mbola tsy fantatra fa ilazàna eto ihany raha misy. Indrindra ireo izay nandefa MP nefa feno sahady ilay toerana dia ezahina atao anatiny foana.
Mankasitraka zalah tonga ah...🙏🙏🙏 mazotoa mianatra mozika daholo. 🎸🎸🎸🎸