10/07/2025
Voyage d'étude 2025 🥰📝📚
Vague 1🏞️🏖️
itaosy
ISAP Université Moramanga officiel
Université privée depuis 2013,Habilitée et agréée par L'Etat Malagasy Num FOP : 10647 / 2015 -CNEAT
10/07/2025
Voyage d'étude 2025 🥰📝📚
Vague 1🏞️🏖️
itaosy
ISAP Université Moramanga officiel
01/06/2024
ISAP🎓🎓
28/02/2024
, ✿◕ ‿ ◕✿
𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐫𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭𝐨 @ Université Isap , 𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚̀𝐫𝐲🥰!
𝐑𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞́𝐞 2𝐞̀𝐦𝐞 𝐯𝐚𝐠𝐮𝐞: 𝐥𝐮𝐧𝐝𝐢 04 𝐌𝐚𝐫𝐬 2024
16/01/2024
🎇🎇 Tsiahivina isika fa ny "Samedi 27 Janvier 2024" no fidirana ho an'ireo haka ny mari-pahaizana Master I & Master II
🎊04 Mars 2024 kosa ho an'ny L1 vaovao 🥰
👉Mitohy ny fisoratana anarana 👈
☎️ 033 12 893 83/ 034 41 616 48
08/09/2023
Promotion**Ivontsoa**
👉Université ISAP 2023
22/08/2023
🎇 Misokatra eto @ Université ISAP Itaosy ihany koa ny Formation en bâtiments et travaux publics ,Ary ao ihany koa ireo izay efa nahafantarantsika ny Université ISAP hatramin'izay dia ny :
* Gestion et Management
*Commerce et Marketing
*Communication et Journalisme
*Droit, izay ahazoanao ireto diplaoma manaraka ireto:
- D.T.S (Bacc +2)
-Licence (Bacc+3)
-Master I (Bacc+4)
-Master I (Bacc+5)
Tél :0331289383/0344161648
👉Rentrée : Octobre 2023 🎇
I.S.A.P 10 Ans 🎀
31/01/2023
FILAZANA:
Ilazana izay mpianatra rehetra nanao (L2) , Manana ny mari-pahaizana D.T.S teto @ Université ISAP (Année Universitaire: 2013 h@ 2019) mba handalo aty @ Foibe Université ISAP Itaosy trano fitaratra ny Alatsinainy 06 Février h@ Asabotsy 18 Février 2023 ho avy izao fa misy ilàna anareo maika.
Ento ny Diplôme anao😊
Misaotra tompoko🥰
Mifampilazà!
Fidirana vaovao :17 Janvier 2023
👉👉Aza tara 😍😍
31/10/2022
🔭🔭🕊️Hey oooh ! 🙋
Rentrée 2eme vague Université Privée ISAP Itaosy , Novembre 2022 🥰
💌Rentrée : 20 octobre 2022
☎️ 033 12 893 83/ 034 41 616 48