Gasy-m-Dev

Gasy-m-Dev

Share

๐Ÿ’ป ๐—ง๐—˜๐—–๐—› & ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ร€ ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—–๐—”๐—ฅ
๐ŸŽฏ ๐—–๐—ข๐——๐—˜ โ€ข ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—๐—˜๐—ง๐—ฆ โ€ข ๐—–๐—”๐—ฅ๐—ฅ๐—œ๐—˜ฬ€๐—ฅ๐—˜
๐Ÿ“ฉ ๐—ฅ๐—˜๐—๐—ข๐—œ๐—š๐—ก๐—˜๐—ญ-๐—ก๐—ข๐—จ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—ง

10/11/2025

๐Ÿ’ป FORMATION Dร‰VELOPPEMENT WEB GASY-M-DEV ๐Ÿš€
Salama ๐Ÿ‘‹

Te hianatra hamorona site web sy application web ve ianao na te hiditra amin'ny sehatr'asa makasika izany ?Na vao manomboka aza ianao, izahay ato amin'ny Gasy- M-Dev dia hanampy anao hahazo fahaiza-manao
tena matihanina๐Ÿ’ช

๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“ Iza no afaka misoratra anarana ?

๐Ÿ‘‰Ireo Bachelier 2025
๐Ÿ‘‰Ireo vao manomboka na efa manana niveau intermรฉdiaire
๐Ÿ‘‰Ireo maniry hianatra informatique sy hiditra aminโ€™ny asa vaovao

๐Ÿ“… Rentrรฉe officielle : Lundi 17 Novembre 2025๐Ÿ“ Formation en prรฉsentiel

๐ŸŽฏ Safidio ny rythme anao :
โšก 2 mois โ€“ formation accรฉlรฉrรฉe ho anโ€™ny tena motivรฉ
๐Ÿงญ 4 mois โ€“ formation normale ho anโ€™ny te handroso tsikelikely

๐Ÿ’ก Programme feno sy manara-penitra :

โœจ HTML

๐ŸŽจ CSS

โš™๏ธ JavaScript

๐Ÿ˜ PHP

๐Ÿงฑ Bootstrap

๐Ÿš€ Laravel

๐ŸŒ Next.js

๐ŸŽจ Tailwind CSS

๐Ÿงญ Mรฉthodes Agiles

๐Ÿงฐ Git

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿซ Mpampianatra za-draharaha, fianarana aminโ€™ny fomba pratique, ary misy stage professionnel hanampy anao ahafehy tsara ny asa atao

๐Ÿ’ปMisy connexion hoan'ny mpianatra

๐Ÿ”ฅ Raha tena maniry ho lasa Dรฉveloppeur Web professionnel ianao, izao no fotoana hanombohanao azy !

Contact
๐Ÿ“ž 038 84 805 77.
๐Ÿ“ž034 22 898 56

28/10/2025

Slama daoly manomboka
ny 03 Novembre izao ilay
formation dev web fullstack
mp aviatrany ny makasika ny information

27/10/2025

๐Ÿ’ป๐ŸŽ“ FORMATION Dร‰VELOPPEMENT WEB By GASY-M-DEV

๐Ÿš€ Te ho lasa dรฉveloppeur web matihanina ve ianao ?
Aza miandry intsony, fa izao no fotoana hanombohanao ny lalanao aminโ€™ny tontolonโ€™ny teknolojia ๐ŸŒ

Hanomboka aminโ€™ny 03 Novambra 2025, ny Gasy-M-Dev dia manolotra FORMATION Dร‰VELOPPEMENT WEB FULLSTACK natao manokana ho anโ€™ireo dรฉbutants sy intermรฉdiaires te hianatra mamorona site web sy application maoderina.

๐ŸšฉLieu: 67ha parking

๐Ÿ“š Safidy aminโ€™ny faharetan'ny fianarana :
๐Ÿ• Normal : 4 mois โ€” 90 000 Ar/mois
โšก Accรฉlรฉrรฉ : 2 moisโ€” 120 000 Ar/mois

๐Ÿ’ฒDroit d' inscription: 30 000ar

๐Ÿ“˜ Module 1 โ€“ Base du Web
๐ŸŒ HTML
๐ŸŽจ CSS
๐Ÿงฑ Bootstrap
โš™๏ธ JavaScript
๐Ÿ˜ PHP

๐Ÿš€ Module 2 โ€“ Teknolojia Maoderina framework
๐ŸŒ€ Laravel
๐ŸŽฏ Tailwind CSS
โš›๏ธ React
๐ŸŒ Next.js

๐ŸŽฏ Tanjona :
Hampianatra anao tsikelikely hatrany aminโ€™ny famoronana site web professionnel sy interactive, aminโ€™ny fomba tsotra sy mora takarina.

๐Ÿ“ Mode : Prรฉsentiel na en ligne
๐Ÿ“… Fanombohana : 03 Novambra 2025

๐Ÿ‘‰Misy stage sy grand projet
Personnel amin' ny faran'ny formation

๐ŸŽ“Attestation apres formation

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ป Misy wifi ihany ko ho an' ny mpianatra

๐Ÿ“ž contact:
038 848 0577
0342289856

๐Ÿ”ฅ Toerana voafetra โ€” aza tara fa ny teknolojia tsy miandry !
โœจ Gasy-M-Dev โ€“ Ampivelaro ny fahaizanao aminโ€™ny numรฉrique !
Oser apprendre autrement

25/10/2025

Nalaina nisaraka isika androany iny๐Ÿ˜‹โ˜บ๏ธ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ป๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ป... Mankasitraka antsika atrany eee!๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š
BOOTSTRAP iny no vita alo fa Arao ny page fa ho avy ny Surprise beuuuuuu ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜ ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ??โ€????โ€??

Osez Apprendre Autrement
Is IESI

24/10/2025
23/10/2025

lasa indray ary zao ny formation
dev web gratuit amin' ny Asabotsy 25 octobre ho avy zao
mp zay vonona ihany

22/10/2025

Araraoty fa tonga ndray ary ty ilay formation dev web gratuit vokarin'ny orinasa Gasy-M-Dev
Aux programme
๐Ÿ‘‰Bootstrap
Ho jerena ao daoly ny makasika ny
Framework bootstrap
Natao hoan'ny debutant intermediaire
Date ๐Ÿ“… amin'ny Asabotsy 25 octobree 2025 hoavy zao
โณDurer 4h
Manomboka amโŒš13h
Toerana ๐ŸšฉUNIVERSITร‰ IS IESI Ambatomainty
Mp aviantrany izay vonona
Is IESI

06/10/2025

Salama daoly hoavy ny formation antsika
Fa miandry ny toe-drara ilamina
Mampanatena Zavatra tsara hitanareo Zay aorina

01/10/2025

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Hasin'niaina Rado, Ingรฉnieur Chioni, Sedra Razafindranaivo, Raharimalala Heritanjona Koloina Aoi, Nathalie Rasoanomenjanahary, Esperance Mahavany, Ander Hackymie, Luca Mariot, Fitia Mendrika Andriamamonjy, Mah Alinah, Boalas Donatien, Sitrakiniavo RN Christien, Rambel Juste

26/09/2025

Salama daoly ialanatsiny indrindri nohin'ny Grevy sy ny zavatra mitranga dia annulena
Ilay formation bootstrap rampitso

24/09/2025

Mbola mitohy ny fandraisana hoan'ireo
Izay aniry anao formation dev web gratuit
Am 27septembre hoavy zao
Bootstrap no atao amin'io

24/09/2025

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Charlos Niรฉrick Andriamarohavana, Fitiavana Rakotondrasoa, Michael Rasoloniaina

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
103