18/06/2026
✂️🍒FAMOSIRANA AN’I DAWILLY
Mbola miandry aloha ny famosirana azy satria nampiakatra ny raharaha eny amin’ny fitsarana fandravana didy ny fianakaviany.
🛑Raha tsiahivina dia tamin’ny 10 jolay 2025 no nivoaka ny didy fa hovosirana sy migadra mandrapahafaty i Dawilly na i Johnny William Andrianambinitsoa noho ny fanolanana zaza 6 taona monja.
Source: topradio
15/06/2026
🤩 Fety be!!! 🥳 GNE BE TSY REBAKY! 🥳
SABOTSY 20 JONA ho avy izao ao amin'ny CCI Ivato manomboka amin'ny 9 ora maraina
🆓 TSY MISY VIDIM-PIDIRANA!
15/06/2026
🩷Tena magneva vehivavy elah😍😍
tohanako izy ilay nisafidy hanao paozy vehivavy satria izao endriny izao kosa ve dia ho lehilahy,, moa tsy lisany ihany no hiteny azy hoe sarimnavy direct... tena vavivavy endrika anie izy ee🥰😍😘
05/06/2026
🕊️🤍10 taona lasa izay no nahalasa an'i Om Gui, tsarovana androany.💔
**Rabesaiky Guillaume Marie (Om-Gui)**: Teraka ny 10 Janoary 1963 tany Ambohimahasoa ary nodimandry ny 5 Jona 2016 vokatry ny lozam-pifamoivoizana (feno 10 taona katroka androany).
* **Mpanakanto sy Mpanoratra**: Mpanoratra tao amin’ny Faribolana Sandratra, mpamorona tantara fandefa amin’ny onjam-peo, ary mpanorina sady mpitarika ilay tarika malaza **Ny Ainga**. Talenta nolovainy tamin'ny rainy izany.
* **Olom-panabeazana sy Mpanao pôlitika**: Nanana mari-pahaizana *Doctorat* amin'ny teôlôjia. Efa Solombavambahoaka voafidy tany Ambohimahasoa (antoko AVI) ary Talen'ny Kabinetran'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena.
Andrarezina nanamarika ny zava-kanto sy ny fanabeazana teto Madagasikara ny tenany.
Mandriampiadanana 🙏🏻
Hira Fahatsiarovana azy:
https://www.facebook.com/TosikaMpanakanto/videos/805171864354689/?app=fbl
04/06/2026
Gyal Pantekotista na arapilazantsara ity🤪
04/06/2026
💔Mampalahelo 😭 Noho ny fitiavana sy fifankatiavana faha velona dia nokarakaraina natao volo sy make up ilay razana.
Mandriampiadanana Arianah Aurélie🕊❤️
02/06/2026
Kopikolé KIX😍
«Ary sao dia mba ho ataoko kosa ary e!sa mety hi frikla ve😅» Hoy i Luciano Mpankafy Ambondrona
01/06/2026
Vehivavy Malagasy be fitiavana indrindra ❤️
23/05/2026
🎊⭐Félicitation Kopikolé TINAH avy ao Fianarantsoa 🥰😻