DigitalSkills Multimédia Community

DigitalSkills Multimédia Community

Share

✅ANGLAIS
✅MANDARIN

" Votre avenir professionnel, notre mission "

20/05/2025

Cours d'anglais special samedi pour les adultes :
14:00- 16:00 (low beginner)
16:00-18:00(beginner)
4 mois / niveau
Rentree: 5 juillet 2025
Ecolage: 85000ar/mois
Cours de mandarin pour adultes
Lundi, Mardi et Vendredi de 14:00- 15:30(HSK 1) ,15:30-16:00 (hsk 2) et 16:00- 17:30 (hsk3).
Rentre: 1 juillet 2025
Lieu : 67ha Coum
Ecolage: 150 000ar/mois

Opportunites de pratiquer avec les natifs et sejours linguistiques.
Telephone: 0341194774
Andro sy ora fisokafan'ny birao:
Alatsinainy,Alarobia ary ny zoma amin'ny 8ora - 4 ora.
N.B: Adresse: Cite Seimad 67ha blocE Coum.

08/11/2024

🥰👌🏼

✅CERTIFICAT + STAGE D'EMBAUCHE avy hatrany aorian'ny fiofanana✅

Resy lahatra tokoa izahay fa betsaka ny orin'asa na eto an-toerana na any ivelany no mitady olona matihanina eo amin'ny sehatrin'ny Développement WEB ka izany no mandrisika anay hampiofana anao eo amin'io sehatra io.

Tanora àry ve ianao sa olon-dehibe mety hoe nahavita fianarana vao haingana na olon-dehibe mitady asa mafy fa tsy mahita mihitsy na efa nianatra fa tsy afa-po ka mbola te hampitombo ny fahaizanao hatrany?

Natao ho anao ity fiofanana arak'asa mandritra ny 4 volana ity satria manampy anao betsaka mba hahitanao asa haingana sy tsara karama na Tanora mamelon-tena na olon-dehibe mamelom-bady aman-janaka ianao.

🔸 TOMBONY HO ANAO RAHA MANARAKA FIOFANANA ATO AMINAY:

• Certificat sy Stage d'Embauche
• Groupe Eléctrogène .
• Ordinateur ho an'izay tsy manana .
• WIFI .
• Mpampianatra matihanina sy za-draharaha .
• Efitrano madio, ara-pahasalamana, mampahazo aina .

🔹Fidirana: Décembre 2024

Fisoratana anarana : Efa misokatra manombok'izao .

Frais : 150.000ariary par mois (Mianatra 2ora isanandro) 💥
Droit : 20.000ariary (in-dray mandoa ihany)

√ Modalité de payement négociable.

[Vonjivonjeo ny toerana fa efa kely isisa, ianao no handrasana]

Infoline: 034 82 566 71
Toerana: 67Ha Coum SEIMAD BLOC E

" Votre avenir professionnel, notre mission "

Photos from DigitalSkills Multimédia Community's post 25/10/2024

📝 Nahafinaritra ny fihaonana niaraka tamin'ny Chef de projet an'ny TEKO Consulting Mr Tafita, nekeny ny fifanarahana hisian'ny fiarahamiasa amin'ny lafiny hoe horaisin'ny société TEKO Consulting hanao stage avec encadrement professionnel ao aminy ny mpianatra avy ato amin'ny DigitalSkills Multimédia, ny loha-laharana dia ny hoavinao, izany indrindra no hanasàko anao hanaraka formation professionnelle ato aminay satria azo antoka ny hoavinao amin'ny sehatr'asa, tsy izay ihany fa milamin-tsaina ianao dien'izao, milamina kosa ny fiainanao arak'asa amin'ny hoavy. 😃

Izay ilay hoe: " Votre avenir professionnel, notre mission."

📷 Fana S'art-Photographe professionnel

Photos from DigitalSkills Multimédia Community's post 21/10/2024

Centre de formation professionnelle "DigitalSkills Multimédia" est en cours de travaux 🛠

Andalam-pikarakaràna hatrany izahay, mba hanomezana fahafaham-po ho anareo mpianatra izay hanaraka formation mba ho lasa développeur WEB matihanina. 🎓
Hafa mintsy ny mianatra ao amin'ny toerana mampahazo aina sy mahafinaritra, vao mainka mitombo ny fahaizana.

Miavaka ny fianaranao ato aminay satria:
✅ Mpampianatra efa zaha-draharaha no hampianatra anao.
✅ Mahazo internet gratuit ianao.
✅ Raha tsy manana Ordinateur hianarana ianao dia afaka ampindraminay mba hanarahanao tsara ny fianarana toy ny rehetra.
✅ Tsy ho very mandeha ianao satria misy ny encadrement mba ho azonao tsara izay manahirana anao.
✅ Misy ny groupe éléctrogène mba hisorohana ny fahatapahan-jiro matetika. (Indrindra ho an'ireo sous serum na sous secteur)
✅ Vao mahazo mention "très bien" ianao amin'ny Projection du projet fin d'étude dia omenay offre de stage d'embauche avy hatrany na tolotr'asa avy hatrany mahakasika an'io sehatra io.

Koa aza misalasala ary tonga maro be manao inscription ety amin'ny Centre de formation "DigitalSkills Multimédia" 67Ha COUM SEIMAD amin'iny volana Novambra iny e, faly izahay handray anao ! 🌟😃

" Votre avenir professionnel, notre mission. "

☎ 0348256671

DigitalSkills Multimédia

20/10/2024

💥 Te ho lasa mpamorona tranonkala na (DEVELOPPEUR WEB MATIHANINA VE IANAO) ?
Te hampiroborobo ny fandraharahanao aminy alalàn'ny Internet ? 💻

> Te hahita ASA malaky sady be mpitady indrindra maneran-tany aza maka alavitra akory fa eto izahay ato amin'ny DigitalSkills Multimédia hanampy anao,
Natokana ho anao ity fiofanana matihanina ity, tapitra ny fianarana, mahay be, tonga dia mahita asa avy hatrany miaraka amin'ny "Certification" 🏅

📉 AVANTAGES :

¤ Stage d'Embauche Possible avy hatrany
¤ Mahavita mamorona site dynamique (projet ho anao na ho an'olona)
¤ Connexion Internet
¤ Efa misy ordinateur ho an'izay tsy manana pc.
¤ Misy Groupe éléctrogène (STOP DELESTAGE)

☎ 034 82 566 71

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


67Ha Coum SEIMAD
Antananarivo
101