International Training Center Madagascar

International Training Center Madagascar

Share

LANGUES= CLÉ DE RÉUSSITE

11/08/2026

TE HIASA AMIN'NY CALL CENTER ?

Miomana ianareo efa mahay Anglais sy Français ireo fa misy grande boîte mitady AGENTS eto Antananarivo.

Alefanay eto ny andinindininy fa abonné hatrany ny page ary mentionnéo anaty commentaires ry zareo mila miasa amin'ny CALL CENTER.

# AZA ADINO KOA FA MANDRAY MPIANATRA VAOVAO HATRANY NY International Training Center Madagascar

🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪

Mirarisoa eh😉😉😉

Photos from International Training Center Madagascar's post 07/08/2026

🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪

Fintina an-tsary nandritry ny examen ORAL natao teny an-dalana androany 7/08/2026.

Mbola tsy tara raha izao vao hiditra hianatra Langues ato aminay ianareo.

Na Ankizy na Tanora na Lehibe dia mandray izahay.

Misy en ligne, en salle ary à domicile.

Toerana : Lot Av 891 Faliarivo 2 Loharanombato Itaosy, akaiky ny ESPACE VALOMANGA andrefan'ny FJKM VINANY.

Fb: International Training Center Madagascar

06/08/2026

Salama daholo,

Raha mahita ankizy, tanora maro be miteny FRANÇAIS SY ANGLAIS ianareo rahampitso amin'ny lalana avy any ITAOSY mizotra ho any Ampitatafika dia fantaro fa mpianatra avy ato amin'ny INTERNATIONAL TRAINING CENTER MADAGASCAR ireny.

Raha te hianatra ato aminay dia midira mp fa mandray anareo amimpanajana izahay 🥰🥰

Mirarisoa sy fahombiazana Tompoko.

🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪

03/08/2026

HELLO 😉 BONJOUR

AFAKA MAMPIANATRA ANY ANTRANONAREO IZAHAY.

Ny International Training Center Madagascar koa anie hoa afaka mampianatra anareo any antranonareo any mihitsy eh!

Mbola misy mpampianatra maromaro disponible ato aminay koa aza misalasala miditra mp.

Na i Bebe,na i Dadabe na ny fianakaviana manontolo mihitsy aza hatramin'ny zaza maherin'ny 5 taona dia hainay tsara ny mpampianatra azy.

Na Anglais, na Français,na koa Allemand sy Informatique dia amin'ilay kapoakanay tsara ireo.

Mp: International Training Center Madagascar
Tél:0341935266

01/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lala Norbert, Ramose Daniel

28/07/2026

TE HIANATRA LANGUES SA INFORMATIQUE ?
TE HIASA AMIN'NY CALL CENTER ?TE HAMPIANATRA ?TE HANAO COURS DE VACANCES ?
ANGLAIS -FRANÇAIS -ALLEMAND-INFORMATIQUE
Tongava ary ato amin'ny fa ataonay mahay be ianareo.
-Mampianatra Ankizy -Tanora -Lehibe izahay.
- Misy en ligne -en salle ary à domicile
-Mandray mpianatra isan'andro izahay.
Facebook : International Training Center Madagascar

23/07/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo izahay ato amin'ny International Training Center Madagascar

Mbola mandray mpianatra vaovao hatrany izahay.

-Anglais
-Français
-Allemand
-Informatique

Ho an'ny :

Ankizy-Tanora-Lehibe

Fb: International Training Center Madagascar
Tél :0341935266

15/07/2026

Ndao hiaraka hamiratra amin'ny zavatra rehetra.

Mba hainao moa fa fanalahidy lehibe ho an'ny fitadiavana asa ny fahaizana Langues dy INFORMATIQUE?

🥰🥰🥰 Manomboka amin'ny Lundi izao ny vague N.1 INFORMATIQUE amin'ity volana Jolay ity. Misorata anarana dieny izao

😘😘😘 Ny Langues kosa dia mandray mpianatra foana izahay isan'andro.

Fb: International Training Center Madagascar

# # ny pejy Tompoko

13/07/2026

REHEFA MATAHOTRA IANAREO NOHO NY ZAVA-MISY ETO MADAGASCAR ka tsy sahy mandeha irery mianatra na mandefa ny ankizy any ampianarana hanao cours de vacances.

- Aleo izahay indray no hanantona anareo any antranonareo dia any ianareo no ampianarina.

Midira ary mp haingana.

🇩🇪🇲🇫🇺🇲💻

Mampianatra : FRANÇAIS, SY ANGLAIS ARY ALLEMAND SY INFORMATIQUE IZAHAY

PAGE: International Training Center Madagascar

09/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sariaka Malala, Ntsay Bruno Andriamampianina, Menja Tiana

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Faratsiho
Antananarivo
102