Crèche et garderie Kinderinsel

Crèche et garderie Kinderinsel

Share

Nous accompagnons le développement de votre enfant de 6mois à 5 ans, avec des éducatrices et éducateurs expérimentés

26/07/2021

Koa aza tara fa voafetra ny ankizy ho raisina.
Toerana: Tsimbazaza
Ora fisokafana: 7ora maraina - 5 ora hariva
Contact: 034 13 971 59

05/07/2021

👉👉 Crèche et garderie ho an'ny ankizy enim-bolana ka hatramin'ny 4 taona.

Ny fiteny fototra hampiasahinay dia ny teny frantsay 🇫🇷 🇫🇷 miaraka amin'ireo mpampianatra efa za-draharaha.
Ao anatin'izany koa ny fianarana ny teny anglisy 🇺🇸🇺🇸 miaraka amina hetsika manintona maro.

Tontolo mahafinaritra, fahadiovana ary fiarovana azo antoka miaraka amin'ny hetsika mifanaraka tsara amin'ny taonan'ny zanakao.
⏰ Ora fisokafana: 7 ora maraina izahay dia efa mandray ankizy
🥘 misy cantine
😴 Sieste
Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava Mp na antsoy avy hatrany ny laharana
Contact: +261 34 13 971 59
+261 34 01 495 95
E-mail: [email protected]

05/07/2021

😌😌 Suite au demande de plusieurs parent, la crèche et garderie Kinderinsel communiqueront en français🇫🇷 🇫🇷 ( ) plus en allemand. Sans oublier l’apprentissage de l'anglais 🇺🇸🇺🇸 avec plusieurs activités attractives. venez nombreux il y a encore des places disponibles 😁😁

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ankaditoho Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 15:00