11/06/2026
Aya aby antsika le ankizy aaaa 📢❤️💙
Andao indray hanohana ny ekipatsika 👊
📌Amin'ny Sabotsy ho avy izao 📌
🛑Eo amin'ny terrain de volley ny départ antsika rehetra,misy tobil iraisana 🚌
⏱️ Amin'ny 11 ora atoandro départ antsika ⏱️
❤️💙
❤️💙
💙❤️🏆⚽
💙❤️
🚨NEXT MATCH🚨
⚽🏆
📍 1/2 DE FINALE PLAYOFFS – MATCH ALLER⏳
⚽Ajesaia 🆚 Disciples FC
📅 Samedi 13 Juin 2026
⏰ 14H30
🏟️ TERRAIN CFFA IAVOLOHA
✅ Présentés par :
RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
New Mada Motor
Natur' Eau
Hôtel et espace La Grâce
❤️💙🔥
⚽✨
01/06/2026
✨❣️ MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA – EXCURSION PIB 2026❣️ ✨
📌 Vita soamantsara ny Sabotsy 30 Mey 2026 lasa teo ny excursion PIB 2026🤗.
Koa tolorana fisaorana manokana ireo:
🔹 Mpikambana rehetra,misaotra tamin’ny fandraisana anjara sy ny firaisankina.
🔹 Zoky sy Ray aman-dreny,mankasitraka tamin'ny fanohanana sy ny fanampiana sarobidy.
🔹 Staff PIB, isaorana indrindra tamin’ny fikarakarana sy ny fandrindrana ny hetsika.
🤝 Miaraka miroso isika , hampandroso ny fikambanantsika 🤝🙏.
🔥✊👊
25/05/2026
✨🎉 **BOUMMM!!! 🎉✨**
🎉Aya aby antsika rehetra PIB eee! 🔥
🎉Andao hiaraka hanala azy indray! 🥳👏
🌴🎉 EXCURSION PIB 2026 🎉🌴
Fotoana lehibe hifampizaràna hafaliana sy hifankahitana indray ho an’ny fianakaviana PIB 🥰🤝
Koa aza misalasala fa andao hiaraka hifaly sy hamorona fahatsiarovana mamy😍✨
🎊 **Ao anatin’ny programme :
🏊♀️ Piscine– hilomano sy hiala voly 💦
🎯 Jeux isankarazany – hampifalifaly sy hampiakatra ambiance 🎮🎲
💃 Zumba– hihetsiketsika sy hifalifaly miaraka 🔥🎶
🤗 Fotoana manokana hifankahalalana bebe kokoa sy hanamafisana ny firaisankina 💖
📅 Daty :30 Mai 2026
📍 Toerana :Bel'Air 🌿
💰Participation :9 000 Ar
⏰ Fotoana fiaingana :07:00 maraina eo amin’ny terrain de volley🏐
🍚 Fanamarihana :
👉 Samy mitondra vary masaka,fa ny laoka kosa iraisana😋🍲
✨ Koa manantena ny fahatongavantsika rehetra izahay, indrindra ianareo Ray Aman-dReny sy anciens 🙌👏
Tongava maro fa hiara-hanala azy sy hanao fahatsiarovana tsy hay hadinoina isika! 🎉🥰
🙏 Misaotra betsaka sy mankasitraka antsika rehetra sahady!🥰
🔥 Masina ny ✊💛
14/05/2026
BOOOUUUUMMM💥💪 ⚽🏆🏆💥💪
(PIB)_LE_CHAMPION⚽🏆🏆💥💪
🏆🏆
❌ Tontosa androany ny final Match Inter-District 2026 izay niraisan' ny District rehetra avy any Vakinankaratra ety @ Polytechnique d' Antananarivo ⚽💪.
❌ Miarahaba ny P.I.B tafavoaka mpandresy ary nandrombaka ny amboara tao anatin' izany🦙🦙💪
Adin' ombilahin' ny mpianakavy moa izy ity ka ny mpandresy tsy hobiana mo ny resy tsy hakoraina 🤝🙏.
❌ Mankasitra ny joueur rehetra niezaka tao anatin' izany ary mankasitraka ny mpikambana rehetra koa tonga nanohana🙏🙏
❌ Irariana mba hitoy hatrany ny fahombiazan' ny fikambanana 🙏♥️
❌ Rehefa miara-misalahy ny vahoaka sy ny mpitondra dia mivoatra ny fikambanana💪💪
😜💙❤️
07/05/2026
⚽⚽🏆⚽⚽
Allo allo🥰
Ity ilay nandrasana hatry ny ela, -D izay mandrafitra ny
(A.E.PI.VA)
izay hiaonan'ny MIMOZA (Ambatolampy) sy P.I.B (Betafo)
Misy ny match d'ouverture vehivavy AEPIVA # Polytechnic Women FC
Manomboka amin'ny 02 ora tolak'andro izy koa aza tara🥰✨
Iza aza no hibata ny amboara ee???
'ndao hifampilaza🥰
Alefa le anay ❤️💙⚽✊
07/05/2026
Alefa le anay, miroso foana isika ✊⚽💙❤️
🚨NEXT MATCH🚨
COUPE DE MADAGASCAR💛💙
📍2ème Tour Préliminaire
⚽ Disciples FC Epoirs🆚 AS Valahara
📅 Samedi 09 Mai 2026
⏰ 14H00
🏟️ Terrain CFFA-Andoharanofotsy
✅ PARTENAIRE OFFICIEL : RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
❤️💙🔥
⚽✨
05/05/2026
📢 Ao daholo ve Betafo ? Paré ve BAFIAM ?🔥
⌚ Tonga ary ity ilay fotoana hamerenantsika indray ny hetsika rehetra izay mampiseho firaisankina sy ny fiarahana ho antsika mpianatra avy any amin'ny distrikan'i Betafo izay mandrato fianarana eto Antananarivo.
✨ Ka hisantarantsika azy ary dia hatomboka amin'ny fifaninana baolina kitra ⚽ ny famelomana indray ity fikambanana mamintsika ity.
📆 Izany dia ho tanterahina ny Sabotsy sy Alahady 09,10 Mai 2026 hoavy izao, manomboka amin'ny 10ora maraina.
🏟️ Eo amin'ny Terrain Ankatso ambany.
✨ Ireto avy ireo mpandray izay efa vonona handray anjara amin'izany fifaninanana izany, fa raha mbola misy vonona dia raisina ankafaliana hatrany ihany koa nefa.
🏆 Betafo 1
🏆 Betafo 2
🏆 Mahaiza
🏆 Mandritsara
🏆 Antsoso
🏆 Soavina
🏆 Ambohimasina
🏆 Inanatonana
🏆 P.I.B(Polytechnique)
🤝 Tongava maro ary hiara-hientana indray hampiseho ny firaisankinan'ny fikambanantsika!
N. B.: Misy fivoriana ny Alakamisy hoavy izao eo amin'ny Terrain de Basket Ankatso ll, amin'ny 05ora hariva.
📞 +261 34 13 500 51
21/04/2026
FILIERES (POLYTECHNIQUE)
Misy filières maro be eny amin'ny Polytechnique Vontovorona.
Mba ahalalanao azy bebe kokoa dia tsara manatrika ireny guide d'orientation ,salon sns ireny. Na koa manatona sy miresaka amin'ny zoky.
- EN
- BTP
- GMI
- SIM
- TCO
- IGAT
- Hydr
- GPCI
- GE
- GER
- IMIN
- IPE
- GGéo
- MTO
- UAGC
- ISA
-Mécatronique
Ho asintsika fampafantarana matetika eto mba ho fanampiana ireo maniry hanohy fianarana eny.
19/04/2026
Jaona 11:25-26
« Izaho no fitsanganana amin’ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay. »
Miombona alahelo ary mankahery ny fianakaviana sy ireo akaiky an'ny pastora TSIMBAORY, mpitandrina ao amin'ny FLM Iandrianana sady ray am-panahin'ny Disciples FC, izahay rehetra ato anatin'ny fikambanana PIB (Polytechniciens Issus de Betafo).
Isaorana Andriamanitra amin'ny fandaharany sy ny nanomezany antsika fotoana niarahana taminy. Handry am-piadanana anie ny fanahiny.
14/04/2026
Tontosa soamatsara indray ny andro fahaefatra ny guide d'orientation izay natao tamin'ireto lycée eto Betafo ireto:
🎓 Lycée Privé Avotra (LPA)
🎓 Lycée Privé ZIVA
🎓Lycée Privé Luthérien Betafo
🤗 Ankasitrahana feno ianareo tompon'andraikitra,mpanabe ary ny mpianatra rehetra izay naharitra nihaino anay hatramin'ny farany 🤗🙏
Mirary soa ho anareo zandry isany ahomby hatrany amin'ny fianarana izay ataonareo 👊🔥🙏
Mikiriza, miezaha,mazotoa mianatra hatrany satria ny fianarana no lova tsara indrindra 🙏☺️👈.Am-pitiavana be ❤️👏
👉 Mankasitraka antsika ekipa PIB ihany koa niara-nisalahy nanatanteraka izany hatramin'ny farany 👏
Masina ny 💙❤️
Ho an'ny taninjanaka 🤗
"HIANATRA IZAHAY MBA HAMELO-MASO NY TANINDRAZANAY"