Polytechniciens Issus de Betafo - PIB

Polytechniciens Issus de Betafo - PIB I.E.C (Information, Education, Communication)

🤝Faly miarahaba antsika rehetra 🤝Izahay PIB dia miarahaba anareo izay afaka BACC rehetra ary mankahery ho an'ireo izay t...
15/08/2026

🤝Faly miarahaba antsika rehetra 🤝
Izahay PIB dia miarahaba anareo izay afaka BACC rehetra ary mankahery ho an'ireo izay tsy nahomby ihany koa,aza kivy izany fa ny tanjonao efa napetrakao no banjino👊🙏...
🛑Vita iny izay ny BACC ary,ka ho anareo izay maniry te hanohy fianarana ety amin'ny ESPA(École Supérieure Polytechnique d'Antananarivo) VONTOVORONA dia ireo ambany ireo ny filière izay efa nohazavainay tsara taminareo zandry nandritra ny guide d'orientation izay notanterahinay PIB tao amin'ny Distrikan'ny BETAFO 🙏🤗...
🛑Efa manomboka ny cours préparatoire aty fa tsy hoe afaka dia ndeha hanao vacance aloha fa dieny izao dia homano ny concours,...aza matoritory 😜🙏🤗.
💟Eto izahay zokinareo dia faly mandray sy mampiantrano anareo ho an'izay sahirana amin'ny resaka trano mandritra ny fanomanana concours ♥️
Aza misalasala miantso ireto laharana ireto : 0335268405 /0385944940

Vaovao tsara, mahafinaritra ery🤗🙏
31/07/2026

Vaovao tsara, mahafinaritra ery🤗🙏

💙Vita iny ny bacc,dieny izao dia samia mijery izay Université tinareo hanohizana ny fianarana,raha ho an'ny Polytechniqu...
26/07/2026

💙Vita iny ny bacc,dieny izao dia samia mijery izay Université tinareo hanohizana ny fianarana,raha ho an'ny Polytechnique Vontovorona Antananarivo manokana dia ireo avy ny sampam-pianarana misy🙏❤️

Mba asio présence kely  le ankizy hoe:aya aby anareo amizao no manao fety🎉🇲🇬🇲🇬Izay dia mirary fety sambatra ho antsika r...
26/06/2026

Mba asio présence kely le ankizy hoe:aya aby anareo amizao no manao fety🎉🇲🇬🇲🇬
Izay dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙏 🎉🇲🇬

 💙❤️ 💙❤️🙏Disciples FC 💙❤️⚽  ✊
20/06/2026

💙❤️
💙❤️🙏
Disciples FC 💙❤️⚽

🚨JOUR DU MATCH🚨
-2026

📍 1/2 FINALE PLAYOFF MATCH RETOUR
⚽Disciples FC 🆚 Ajesaia
⏰ 14H30
🏟️ ELGECO PLUS STADIUM
💵PAF 5.000 Ar

✅ Présentés par :
RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
New Mada Motor
Natur' Eau
Hôtel et espace La Grâce

❤️💙🔥
⚽✨

Aya aby antsika le ankizy aaaa 📢❤️💙Andao indray hanohana ny ekipatsika 👊📌Amin'ny Sabotsy ho avy izao 📌🛑Eo amin'ny terrai...
11/06/2026

Aya aby antsika le ankizy aaaa 📢❤️💙
Andao indray hanohana ny ekipatsika 👊
📌Amin'ny Sabotsy ho avy izao 📌
🛑Eo amin'ny terrain de volley ny départ antsika rehetra,misy tobil iraisana 🚌
⏱️ Amin'ny 11 ora atoandro départ antsika ⏱️
❤️💙
❤️💙
💙❤️🏆⚽
💙❤️

🚨NEXT MATCH🚨
⚽🏆
📍 1/2 DE FINALE PLAYOFFS – MATCH ALLER⏳

⚽Ajesaia 🆚 Disciples FC
📅 Samedi 13 Juin 2026
⏰ 14H30
🏟️ TERRAIN CFFA IAVOLOHA

✅ Présentés par :
RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
New Mada Motor
Natur' Eau
Hôtel et espace La Grâce

❤️💙🔥
⚽✨

✨❣️ MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA – EXCURSION PIB 2026❣️ ✨📌 Vita soamantsara ny Sabotsy 30 Mey 2026 lasa teo ny excursion...
01/06/2026

✨❣️ MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA – EXCURSION PIB 2026❣️ ✨

📌 Vita soamantsara ny Sabotsy 30 Mey 2026 lasa teo ny excursion PIB 2026🤗.
Koa tolorana fisaorana manokana ireo:
🔹 Mpikambana rehetra,misaotra tamin’ny fandraisana anjara sy ny firaisankina.
🔹 Zoky sy Ray aman-dreny,mankasitraka tamin'ny fanohanana sy ny fanampiana sarobidy.
🔹 Staff PIB, isaorana indrindra tamin’ny fikarakarana sy ny fandrindrana ny hetsika.
🤝 Miaraka miroso isika , hampandroso ny fikambanantsika 🤝🙏.
🔥✊👊

✨🎉 **BOUMMM!!! 🎉✨**🎉Aya aby antsika rehetra PIB eee! 🔥🎉Andao hiaraka hanala azy indray! 🥳👏🌴🎉 EXCURSION PIB 2026 🎉🌴Fotoan...
25/05/2026

✨🎉 **BOUMMM!!! 🎉✨**
🎉Aya aby antsika rehetra PIB eee! 🔥
🎉Andao hiaraka hanala azy indray! 🥳👏

🌴🎉 EXCURSION PIB 2026 🎉🌴

Fotoana lehibe hifampizaràna hafaliana sy hifankahitana indray ho an’ny fianakaviana PIB 🥰🤝

Koa aza misalasala fa andao hiaraka hifaly sy hamorona fahatsiarovana mamy😍✨

🎊 **Ao anatin’ny programme :
🏊‍♀️ Piscine– hilomano sy hiala voly 💦
🎯 Jeux isankarazany – hampifalifaly sy hampiakatra ambiance 🎮🎲
💃 Zumba– hihetsiketsika sy hifalifaly miaraka 🔥🎶
🤗 Fotoana manokana hifankahalalana bebe kokoa sy hanamafisana ny firaisankina 💖

📅 Daty :30 Mai 2026
📍 Toerana :Bel'Air 🌿
💰Participation :9 000 Ar
⏰ Fotoana fiaingana :07:00 maraina eo amin’ny terrain de volley🏐

🍚 Fanamarihana :
👉 Samy mitondra vary masaka,fa ny laoka kosa iraisana😋🍲

✨ Koa manantena ny fahatongavantsika rehetra izahay, indrindra ianareo Ray Aman-dReny sy anciens 🙌👏
Tongava maro fa hiara-hanala azy sy hanao fahatsiarovana tsy hay hadinoina isika! 🎉🥰

🙏 Misaotra betsaka sy mankasitraka antsika rehetra sahady!🥰

🔥 Masina ny ✊💛

BOOOUUUUMMM💥💪 ⚽🏆🏆💥💪 (PIB)_LE_CHAMPION⚽🏆🏆💥💪 🏆🏆❌ Tontosa androany ny final Match Inter-District 2026 izay niraisan' ny Dis...
14/05/2026

BOOOUUUUMMM💥💪 ⚽🏆🏆💥💪
(PIB)_LE_CHAMPION⚽🏆🏆💥💪
🏆🏆

❌ Tontosa androany ny final Match Inter-District 2026 izay niraisan' ny District rehetra avy any Vakinankaratra ety @ Polytechnique d' Antananarivo ⚽💪.

❌ Miarahaba ny P.I.B tafavoaka mpandresy ary nandrombaka ny amboara tao anatin' izany🦙🦙💪
Adin' ombilahin' ny mpianakavy moa izy ity ka ny mpandresy tsy hobiana mo ny resy tsy hakoraina 🤝🙏.

❌ Mankasitra ny joueur rehetra niezaka tao anatin' izany ary mankasitraka ny mpikambana rehetra koa tonga nanohana🙏🙏

❌ Irariana mba hitoy hatrany ny fahombiazan' ny fikambanana 🙏♥️

❌ Rehefa miara-misalahy ny vahoaka sy ny mpitondra dia mivoatra ny fikambanana💪💪
😜💙❤️

⚽⚽🏆⚽⚽Allo allo🥰Ity ilay nandrasana hatry ny ela,  -D izay mandrafitra ny   (A.E.PI.VA)izay hiaonan'ny MIMOZA (Ambatolamp...
07/05/2026

⚽⚽🏆⚽⚽
Allo allo🥰
Ity ilay nandrasana hatry ny ela, -D izay mandrafitra ny
(A.E.PI.VA)
izay hiaonan'ny MIMOZA (Ambatolampy) sy P.I.B (Betafo)
Misy ny match d'ouverture vehivavy AEPIVA # Polytechnic Women FC

Manomboka amin'ny 02 ora tolak'andro izy koa aza tara🥰✨
Iza aza no hibata ny amboara ee???
'ndao hifampilaza🥰
Alefa le anay ❤️💙⚽✊

Address

Route Nationale Numero 1
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Polytechniciens Issus de Betafo - PIB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Polytechniciens Issus de Betafo - PIB:

Shortcuts

Share