Fampianarana teny vahiny

Fampianarana teny vahiny

Share

Fampianarana teny vahiny hoan'ny ankizy sy olondehibe

03/06/2025
25/01/2025

Faly be i Mitchy
Mizara ny hafaliany @ alalan'ity sary ity izy de mangataka réaction ♥️👍 raha tafita any zany hafaliany izany

CONCOURS PHOTO 😍ZAZAH FENO HAFALIANA🥰

Miampita aminao ve ny hafalian'ny zazah an'i Poussyh Mitchy?

🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:

1- Clikeo ilay sariny

2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao

3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra

4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa

Tsara ity sary ity 🙂

Photos from Fampianarana teny vahiny's post 21/06/2023

Allo!Allo! 67ha sy ny manodidina, "Cours de Vacances 2023"

15/05/2023

📚📖 NDAO HIANATRA TENY VAHINY 📖📚

"Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa ko feheziko"

12/05/2023

J’adore la complexité de la langue française :

- Le plus long mot palindrome de la langue française est « ressasser ». C’est-à-dire qu’il se lit dans les deux sens.

· « Institutionnalisation » est le plus long lipogramme en « e ». C’est-à-dire qu’il ne comporte aucun « e ».

· L’anagramme de « guérison » est « soigneur » C’est-à-dire que le mot comprend les mêmes lettres.

· « Endolori » est l’anagramme de son antonyme « indolore », ce qui est paradoxal.

· « Il existe sept cent quatre vingt huit noms communs se terminant par ette dont six sont masculins. On retrouve squelette parmi ces 6

· « Où » est le seul mot contenant un « u » avec un accent grave. Il a aussi une touche de clavier à lui tout seul !

· Le mot « simple » ne rime avec aucun autre mot. Tout comme « triomphe », « quatorze », « quinze », « pauvre », « meurtre , « monstre », « belge », « goinfre » ou « larve ».

· « Délice », « amour » et « orgue » ont la particularité d’être de genre masculin et deviennent féminin à la forme plurielle. Toutefois, peu sont ceux qui acceptent l’amour au pluriel.
C’est ainsi !

· « Oiseaux » est, avec 7 lettres, le plus long mot dont on ne prononce aucune des lettres : [o], [i], [s], [e], [a], [u], [x] .

« oiseau » est aussi le plus petit mot de langue française contenant toutes les voyelles. Eh oui !

Sophie Renouard

26/04/2023

🎓📚 NDAO HIANATRA TENY VAHINY 📚🎓

Eeeeh 📣 atombohy androany fa aza mangataka andro intsony 😊

💡💡 Fantatrao ve fa maro be nge fotoana ny asa mitady olona mahay teny vahiny? Fa maninona moa raha mba ianao io izay olona tadiavin'ny asa izay?

💡💡 Fantatrao ve fa rehefa mahay miteny sy manoratra tsara ny teny vahiny ianao dia afaka mamorona asa ho an'ny tenanao? Inona no manakana anao tsy hahavita izany?

💡💡 Fantatrao ve i Anona sy i Anona zao mandray vola be noho ny fahaizany teny vahiny misosa tsara ohatry ny fitenenany ny teny Malagasy? Fa maninona ianao no tsy hahavita toa azy?

💡💡 Fantatrao ve fa noho ny fangatahanao andro lava tsy hianarana io no angatahan'ny fahaizana andro ihany koa tsy ho any ?

📚 Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko 📚

Photos from Fampianarana teny vahiny's post 26/03/2023

📢📢 COURS SPÉCIAL WEEK END na COURS DU SOIR 📢📢
Eh! Ianao io, tapitra hatreo ny excuse, aza asiana fialana tsiny intsony. Ndao hianatra teny vahiny 📖
💎 Fantatrao ve fa ilaina be ny fahaizana teny vahiny fotoana izao.
💎 Fantatrao ve oe moramora kokoa ny fidiranao @ sehatry ny asa rehefa mahay teny vahiny ianao.
💎 Fantatrao ve fa ny fianarana rehetra dia @ teny vahiny.
Ndao ary hianatra teny vahiny miaraka @ mpampianatra efa manana traikefa manokana ato .

👋👋 Week-end ianao vao afaka mianatra ;natao ho anao indrindra ity tolotra ity na koa ho anao izay ny hariva ihany no afaka mianatra.

Voafetra ny toerana koa aza tara (15 étudiants/ groupe)

07/03/2023

👋 HALLO 👋
Ho anao izay liana handeha hanao "AU PAIR" "FSJ" "FSOT" na ihany koa hanohy fianarana any Allemagne. Izahay dia afaka manampy anao @ fianarana Allemand, particulier na en groupe, mpampianatra azo antoka ahafahanao fanadinana no mandray anao
✔ 2h/séance
✔ 4 seances/semaine
✔ place limité
✔ tout niveau (A1/ A2/ B1/ B2)
✔ prix abordable
Réservation et inscription directement sur MP ou 📲 034 81 241 69/ 032 14 810 75

Photos from Fampianarana teny vahiny's post 22/01/2023

Mitohy hatrany fandraisana mpianatra eto aminay nomena vahana indray amin'izao ireo zaza, manomboka amin'ny 06 taona no miakatra
✏isaky Alarobia ariva sy Asabotsy na Alahady aza .
🗝🔑 Afaka mandray izahay na mbola ts mahay mihitsy aza
📚📖 Mampanao fanofanana arak'asa hoan'izay maniry ny hiasa amin'ny
🕑🕜Afaka misafidy ora ianarana: Asabotsy sy Alahady aza
📚📗Toerana ianarana centre ville: Analakely ambadikan'ny pavillon, eo amin'ny arret bus mpivarotra tavoahangy batiment Ex Uprim
Na Ambohipo trois chemins ambadikan'ny banque Bni.
🚩Mandray mpinatra isanadro
📞 034 81 241 69/ 032 14 810 75

02/01/2023

Mandray izay olona vonona ny hanaraka formation "Call Center"
💥Anglophone
💥Francopbone
Place strictement limitee

Photos from Fampianarana teny vahiny's post 02/01/2023

🎪Bonne et heuereuse annee 2023🚀
Fidirana vaovao hoanao izay maniry ny hifehy si hianatra teny vahiny,tongava aza misalasala manantona anay Ambohipo na Analakely ,
✍ Mandray izahay na mbola izay ary vao hianatra teny vahiny
💥Afaka misafidy ora hianarana ianao mpiasa na tsy manana fotoana hianarana
🗣Afaka mamolaka anao hiteny frantsay na anglisy ao anatin'ny fotoana fohy

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Escalier Vers Faravohitra
Antananarivo
101