14/08/2026
🔥LASA IZAO🔥
Tsy fahaizana fotsiny ny Haibolantany fa tena fitaovana lehibe ho an'ny fampandrosoana! 🌍🪨
Ho an'ity hetsika lehibe GEOFORUM 3è edition ity, dia indro ny teny filamatra hitarika sy hanentana antsika rehetra:
💥 "Ensemble, faisons des géosciences un moteur d'action et de progrès" 💥
💥"Andao hiaraka hanosika ny fandrosoana sy ny fiovana amin'ny alalan'ny Haibolatany"
Natao ho anao sy ho an'izay rehetra te-hampiroborobo ny
GEOSCIENCES izao hetsika izao! 🇲🇬📌
Efa vonona hiara-hientana aminay ve ianao? ✅
Ndao Ary eee😊
.0
29/07/2026
LASA IZAOOO🔥🔥🔥
Ho antsika tia karokaroka, liana hianatra zava-baovao, te hanasongadina ny tontolon'ny GEOSCIENCE🌍...izao no fotoana tsara indrindra hanehoanao an'izany😏
Ento àry ny anjara birikinao, mandritran'ny "concours de projet" ao anatin'izao hetsika GEOFORUM andiany fahatelo izao.💥
🌐Ho fandraisanao anjara,idiro ny rohy :https://forms.gle/pQYfU8baHuYFTaka7
📆Farany fisoratana anarana : 09 Aogositra 2026
🎉Koa inona àry no andrasana ee!? Ny hevitrao anio, fanilon'ny ho avy!✨
.0
27/07/2026
LASA IZAOOO🎉🔥
Tonga indray ny Haibolantany nanomana ho anareo ny hetsika andiany fahatelo ny GEOFORUM. 🌍🪨
Na ho an'ny mpianatra, mpisehatra na olon-tsotra ary dia aza tara fa natao ho anao ity.📌
Ny 01 sy 02 oktobra ao amin’ny Havoria Anosy ny fotoana.📅
Hiresaka isika momba ny harena an-kibon'ny tany, ny tontolo iainana ary ny fomba ahafahantsika miara-miombona ho any fanatsarana ny ho avy amin’ny alalan'ny GEOSCIENCES.✅🌍
Fotoana natao ho an'ny rehetra io : hianarana, hihaonana ary indrindra hampiroborobona ny GEOSCIENCES eto Madagasikara 🇲🇬
Aza tara ary fa amin'io indray ny fotoana iarahantsika amin’ireo mpiaramiombona antoka amin'ny haibolantany rehetra.🎀
Mandehàna ary entano ny namana! Izaho efa vonona ary ianao?✅💬
20/07/2026
Misy zavatra goavana be homaninay ho anareo eto, efa tsy ho ela intsony... 🤫
Efa vonona amin'ilay hetsika lehibe indrindra amin'ity taona ity ve ianareo?
Araho akaiky foana ny pejy fa kely sisa! 🚀✨
17/07/2026
Miarahaba antsika rehetra, indro ary ny CALENDRIER ho an'ny INTER-G.GEO FOOTBALL sy BASKETBALL ⚽🏀
Maraina sy atoandro no misy match ary manomboka ny ALATSINAINY 20 Jolay 2026 ho avy izao izany.
Aoka mba samy ho tonga ara-potoana ny mpilalao ⏰.
ARATO AVAO!!💯??
14/07/2026
Salama daholo🥰
Ampafatarina antsika rehetra fa efa nanomboka tamin' herinandro lasa teo ny inter département. ⚽🏀🏐🏆🎖
Ndao ary isika hirary soa ho an'ireto mahery fo antsika ireto❤️🔥
Koa manentana antsika rehetra ho tonga mavitrika hanotrona sy hanohana ny ekipantsika 💥
ALEFAAAAA GGEO 📣🔥🔥
ARATO AVAO!!!👊🏻
26/06/2026
Asaramanitra finaritra ho antsika rehetra! 🇲🇬
Faly miarahaba antsika Malagasy rehetra noho izao fetim-pirenentsika izao ary mirary fety sambatra ho antsika rehetra🎉
25/06/2026
Radoson Tanjona Danakil
L’impact de la préparation organisationnelle à l’intelligence artificielle sur la performance des employés: Étude auprès des entreprises minières à Madagascar
Cher/Chère participant(e), Ce questionnaire est réalisé dans le cadre d’une recherche académique de MBA. L’objectif est d’étudier comment la préparation organisationnelle à l’intelligence artificielle influence la performance des employés dans les entreprises minières à Madagascar....
02/06/2026
VAOVAO MIPOKAA BEEE 💥
Efa hanomboka tsy ho ela ny interdepa izay handraisantsika anjara daholo:
- Foot⚽
- Basket🏀
- Volley🏐
🔥Ka indro ary ny Maillot vaovao antsika amin'ny vidiny 25000Ar daholo.
Hanentanana antsika rehetra:
📢Izay mbola tsy manana mihintsy
📢Izay te hisolo vaovao
📢Te hanana numéro vaovao
📢Sy ireo mpanohana ihany koa ( spectateur/spectatrice )
📢Eny na tsy amin'ireo ary fa te hanana manokana fotsiny
👉Alefaso haingana ary ny commande ( taille, anarana ary numéro)
Foot: Fana Rafanomezantsoa
Volley: Clarene Voahary
Basket: Barth Andrianiaina
" Manjaisa anjara ry Zanjeeu, manjaisa anjara ry Nennneeu !!"💯