Apprenons l'allemand en ligne

Apprenons l'allemand en ligne

Share

Jetzt lernen wir Deutsh online zusammen. Mivarotra karazana boky version imprimée et numérique koa

Photos from Apprenons l'allemand en ligne's post 03/03/2024

🇩🇪🇩🇪 Themen Sprechen und Schreiben B2🇩🇪🇩🇪

Ho anareo B2 indray ity ka mila Themen Sprechen und Schreiben ka te hanomana tsara🤗🤗
Manana karazana Themen be dia be izahay ato ho anareo😊😊
Tena manampy be mihintsy 😬😬

Sarany: 1300ar izy rehetra
Alefa par e-mail ilay izy

Tongava mp aingana miresaka🤗🤗

Photos from Apprenons l'allemand en ligne's post 26/01/2024

Hallo hallo 🤗🤗

Ho anareo mpianatra allemand na mpampianatra allemand 🇩🇪🇩🇪
Aza adino fa izahay dia mivarotra ireto boky ireto ho an'ireo izay vao hanomboka hianatra allemand na ho an'izay efa milomano ao anatin'izay langue izay😊😊
Tena mety be aminareo mampiana-tena ihany koa nefa😁😁

Version imprimée noir et blanc ireto prix ireto fa afaka manao en couleur ihany koa anh🤗🤗

✨Begegnungen A1📘 ➡️ 19.000 + Hören 🎧 + Lösungen 🗒️(PDF)

✨ Begegnungen A2 📙 ➡️ 22.000ar + Hören 🎧 + Lösungen 🗒️(PDF)

✨ Begegnungen B1 📕 ➡️ 22.000ar + Hören 🎧 + Lösungen 🗒️ (PDF)

✨ Erkundungen B2 📗 ➡️ 25.000ar + Hören 🎧 + Lösungen 🗒️(anaty boky)

Misy Version numérique ihany koa izy ireo🤗
Mbola misy karazana boky hafa koa ary afaka manao impression boky hafa izahay😁😁

Tongava mp miresaka ho an'izay liana🤗
Manao livraison à partir 3000ar en ville🚲🚲
Afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa☺️🤗

11/01/2024

Hallo😁😁

‼️‼️Vakio tsara ity offre ity‼️‼️
Ho an'ireo niandry sy nanontany be dia be tany anaty mp rehetra tonga indray ary ny fidirana vague manaraka:

🇩🇪🇩🇪Cours d'allemand en ligne pour débutants 🇩🇪🇩🇪

✅Na mbola tena tsy mahay mihintsy ary dia afaka mianatra soa aman-tsara ato aminay fa tsy misy atahorana
✅Mandray ireo efa nianatra ihany koa izahay fa te hanamafy

Ny cours en ligne dia:
⏺️Natao ho an'ireo ankizy sady miasa fa tsy manana fotoana be👌
⏺️Ho anareo izay any amin'ny faritra ihany koa
⏺️Natao mora sy zakan'ny ankizy tsara ny frais de cours mba tsy hahakivy ny ankizy te hianatra ilay langue✅✅

❌❌En ligne ihany ny cours ato aminay fa tsy misy en salle❌❌
❌❌Tsy mizara certificat izahay fa cGM ihany no afaka manome an'izay légalement ❌❌

➡️ Begegnungen no boky miasa ato aminay (ka aoka tsy hanontany intsony ianareo hoe angaha tsy Panorama, io ny exigence anay dia raha mifanaraka amin'ny anao dia afaka miditra ianao, raha tsia kosa dia aza hanontaniana intsony)
➡️Ireo documents dia zarainay mamaimpoana
➡️ Mianatra toy ny mianatra any am-pianarana ny ato aminay mazava oazy 🤗

Rentrée : 16 janvier 2024
Vonjivonjeo fa voafetra ihany ny isan'ny ankizy raisina sy atao anaty groupe anh🤗🤗

Tongava mp raha mila fanazavana fanampiny ary☺️

11/01/2024

Hallo hallo🤗🤗

Frohes neues Jahr alle🎉🎉🎊
Ity indray ny offre mahafinaritra sady mety be aminareo B1👌👌

Ho anareo B1 rehetra te hikotrana Sprechen sy Schreiben , izahay dia manana karazana Themen Sprechen 🗣️sy Schreiben📝

Tena aleo tsara homana tsara oa dia tonga dia mahomby sy tsy sahirana ☺️☺️

Pdf sy word daholo izy rehetra ireo ary misy valiny daholo😁😁

Alefa par e-mail ilay izy🤗🤗
Tonga dia andefaso message ary raha mila ianao🤗🤗

Sarany: 1500ar fotsiny
Ny ao anatiny nefa maro dia maro sady tena mahafa-po😁😁

Tadidio fa tsy misy fahombiazana mamaimpoana izany rankizy anh😌😌

22/12/2023

Hallo hallo🤗🤗

Efa akaiky tena akaiky kely ny Noël 🌲🎁🎁
Nitondra Vokabeln manodidina ny décorations de Noël indray ny pejy ho anareo🤗🤗

🎄🎄die Dekorationen 🎄🎄

Nitombo indray izany ny mots hainareo sy hitanaranareo😁😁
Mbola hisy fanampiny manodidina an'izay Noël sy fety izay ihany fa ireo indray aloha raisina tsara‼️‼️

Schönen Tag alle🤗🤗

21/12/2023

Okay ary eh☺️☺️

Miala kely amin'ny resaka Vokabeln isika fa mba hianatra ny conjugaison an'izany atao hoe "Hilfsverben" izany na "auxiliaires"

Im Präsens ilay izy, izany hoe au présent 👌

Tena miasa be foana foana ka tsy tokony atao ambanin-javatra 😏😏

Ireo aloha hianarana dia ho alefa miandalana eto indray ny fomba fanaovana conjugaison 🤗🤗🤗

Aza kamo mianatra, aza kivy mianatra❌❌

Photos from Apprenons l'allemand en ligne's post 21/12/2023

Oh rankizy oh, rankizy malala oh

Marina tena marina hoe maika handefa message nareo na tsy fantatro😅😅
Fa tena mba asiana fanajana kosa aloha eh😌😌
Mpianatra ianareo dia ny fahalalam-pomba voalohany indrindra atao rehefa hanontany zavatra amin'olona na tsy izahay ato ary dia mba miarahaba aloha fa tsy toa ireto amin'ny sary ireto😌😌
Sombiny ihany ireto fa maro be ianareo ankizy no tsy dia mahalala fomba loatra ato🤦
Nefa tadidio fa mpianatra ianareo
Tsy midongy hajaina sanatria fa zavatra bitika indrindra, tsy lafo be, politesse kely ary efficace beizany fiarahabana olona izany rehefa hangataka service na zavatra amin'ilay olona☺️☺️
Tsy fantatrao ilay olona na be taona noho ianao, na manao ahoana ny toerana misy anazy, mahaiza manaja olona 😊😊
Fadio ilay Cc, message tonga dia mivantana be tsisy na inona na inona
Mbà sérieux fa hita amin'ny fomba fandefasanareo message sahady ny toetranareo🙃🙃
Hiresaka amin'ny mampianatra ve ianareo dia otrany manevateva toa ireto no alefanareo??🤔🤔

Am-bava homana, am-po mieritreritra rankizy oh😊😊

20/12/2023

Hallo hallo🤗🤗

DIE FAMILIE (Teil 2)👨‍👩‍👧‍👦👫

Efa itantsika ny Teil 1 dia indro indray ary ny Teil 2😊

Aza kamo mihintsy mianatra Vokabeln fa manampy amin'ny lafiny rehetra 👌😁

Vokabeln hafa indray no ho zaraina aminareo rahampitso 😊😊

18/12/2023

Hallo hallo🤗🤗

Ireto ary rankizy ny vocabulaires manodidina ny:
DIE FAMILIE (la famille) Teil 1👫👨‍👩‍👧‍👦

Fizarana voalohany izany ity fa mbola hisy ny fizarana faharoa☺️☺️

Izao vao afaka nandefa sary fa nisy olana kely ny pejy dia tsy afaka nampidirina sary mihintsy 😌😌

Hianaro tsara ary ny Vokabeln ehh😁😁
Mbola maro ny ho homena sy ho hita😊😊

14/12/2023

Vakio hatramin'ny farany ity fa mety ilainao‼️‼️‼️
🇩🇪Cours d'allemand en ligne 🇩🇪

Somary hanisy remarque kely amin'ny fanontaniana matetika apetrakareo any anaty mp any aloha ny tenako satria maro dia maro ianareo no matetika mametraka ireto fanontaniana manaraka ireto ka tsara asina fanazavana ihany😊😊

❇️En ligne ihany ve tompoko ny cours ao aminareo?
Eny tompoko, en ligne ihany aloha rankizy atreto ny cours ato aminay.
Matetika marihako anaty publication hoe ➡️EN LIGNE IHANY⬅️ dia mbola misy manontany foana ihany ianareo
Apprenons l'allemand en ligne no anaran'ny pejinay ka manaraka an'izay ihany koa ny rythme ato aminay aloha atreto 👌👌
Tsy misy antony tokony hanazavanay aminareo hoe izao ny antony na izao satria tsy voatery ilainareo izany☺️
Mety aminareo ilay manao cours en ligne dia hidiro, tsy mety dia zappeo rankizy anh
Tsy misy obligation mihintsy fa manana ny safidiny ny ankizy tsirairay 😁😁

❇️Tsy mba mba misy présentiel ve tompoko ilay cours azafady ?
Tsy misy cours particulier ve hoe ianao mihintsy no manantona aty an-trano?
Ny valiny dia tsia avy hatrany❌❌
Tsy hanazava aminareo akory zah hoe inona no antony fa atreto aloha dia cours allemand en ligne no misy🇩🇪🇩🇪
Dia ny momba an'izay no tsara andefasanareo fanontaniana anaty hafatra miafina☺️☺️
Rehefa misy cours présentiel sy présentiel dia ho teneninay eto amin'ny pejy ihany ary tsy ho diso anjara amin'izany mihintsy ianareo rehetra🤗🤗
Na ny anaran'ny pejy ary mety hiova tanteraka amin'izay fotoana izay😁😁

❇️Resaka paiement (na cours io na ilay pack alefa par e-mail)
Be dia be ianareo tsy mahatoky anay (izay tsy hifanomezan-tsiny iny satria betsaka no Mpisoloky amin'izao ary ity allemand ity mihintsy no hanararaotan'izy ireo anaovan-dratsy hisolokiana ny ankizy)
Zavatra mampalahelo be izany nefa koa aza atao anaty kitapo anakiray ny olona😏😏
Izahay aloha atreto tsy mbola nisy nimentionne sy niteny partout fa efa nisoloky ankizy 👌👌
Tsy mbola nisy ankizy na anakiray ary nitaraina hoe lasa taty aminay ny volany ka tsy nampidirinay tanaty groupe ilay hianarana izy, na tsy nalefanay tany aminy ny zavatra tokony nalefa taminy (pack na version numérique)❌❌
Raha nisy olana dia niteny taminay foana ny ankizy ary niezaka nitondra solution foana izahay☺️☺️
Raha misy ankizy manana olana na nanana olana tamin'ireo zavatra efa nalefanay dia afaka miditra any anaty hafatra miafina tsara mihintsy izy manazava ny olany ny ho vahanay faran'izay aingana ny olany mazava oazy🤗
Ny ato aminay kosa nefa dia tsy maintsy alefa aloha ny vola vao misitraka ny zavatra rehetra misy ato (par mobile money)😌😌
Ny antony dia tsotra:
⚠️ Maro be aminareo na mbola mpianatra no fetsifetsy ratsy (mba mitalaho ery izy hoe alefaso fa zah sahirana sy ny tariny dia mba alefako rehefa avy eo) rehefa azony nefa ilay zavatra dia manjavona izy😥😥
Tsy valiany intsony ny message❌
Na manana tanjona ary mbola sahy misoloky olona ihany
⚠️ Teo aloha teo izahay raha nisy ankizy nanana olana ara-bola nangataka hoe aleo mba amin'ny mois manaraka no alohako ny frais de cours miaraka amin'ilay manaraka dia nanaiky satria nitsinjo, fanararaotana be nefa ilay izy fa tsy alefany akory ilay sarany dia avy eo izy mody manao vu ka fay tanteraka izahay tena fay❌❌

Matoky anay ianareo tsara tsy matoky dia aza manontany intsony raha sady haneso hoe Mpisoloky izahay fa ajanony ilay resaka atao aminay satria tsy mety ilay tsy mifampatoky😌😌😌

Fa ny conditions amin'ny:
🇩🇪 Cours d'allemand en ligne 🇩🇪
🇩🇪Pack rehetra 🇩🇪
🇩🇪Version numérique an'ny boky rehetra🇩🇪

Dia PAYER avec mobile money izay vao valider✅✅
Izay izany ianao vao inscrit
Izay ihany koa vao alefanay ary tsy maintsy alefanay ny zavatrao☺️☺️
Tsy tafiditra anaty groupe ianao raha tsy alefanao ny vola❌
Tsy alefanay ny version numérique raha tsy vita paiement ❌

Manomboka izao ihany koa dia mila confirmena par capture daholo izay paiement rehetra, mila hita ao ny mari-bola nalefanao sy ny référence ka tsy tampenana‼️‼️

❇️Ity farany Mizara Certificat ve izahay rehefa tapitra ny cours?
Efa mba miezaka miteny an'ity ihany izahay anaty publication fa misy aminareo tena tsy mamaky an'ilay izy hatramin'ny farany sy maika hanontany dia mety andalovanareo fotsiny ilay izy.
TSIA rankizy tsy mizara certificat izahay❌❌
Marihiko foana fa i CGM ihany no afaka manome certificat de réussite anareo ary valide maneran-tany mihintsy iny👌👌
Raha toa ka afaka examen tao aminy soa aman-tsara ianareo vao afaka misitraka an'izay☺️☺️
Fa izahay aloha dia tsy mizara ary tsy afaka hizara certificat ho anareo ary tsy ho afaka ampiasainareo akory na hisy ary izany😌😌

Ka manomboka eto aoka re rankizy mba tsy hisy intsony ireo fanontaniana ireo ary aoka tsy hifampiahiahy isika⚠️⚠️
Rehefa tsy matoky hoy aho dia aza mandefa hafatra akory fa manjary tsy mety❌❌

Schönen Tag alle😍😍

14/12/2023

🇩🇪Boky allemands🇩🇪

Koa satria maro be ianareo no mitady boky allemands aminay dia ho avoakanay tsikelikely eto ny karazana boky allemands misy ato aminay sy ny sarany rehetra anh🤗🤗
Tena maro dia maro izy ato fa anjaranareo ny manao impression anazy😁😁
Izahay ihany koa dia afaka tonga dia manome boky efa vita amin'ny sarany zakan'ny rehetra 👌👌

Manao livraison izahay ary afaka manao récupération tsara ianareo arak'izay mety aminareo😏😏

Ny version numérique fotsiny no tsy maintsy alefa par e-mail raha toa ka tsy misy olona afaka angalana anazy❌❌

Tongava mp manontany sao mba misy ato aminay ihany ilay boky tadiavinao aloha😁😁😁

Photos from Apprenons l'allemand en ligne's post 14/12/2023

Efa fotoana fiomanana indray izao rankizy anh!!😊😊
Izay tsara fiomanana oa tsy tapohan'ny loza 😁😁
Rehefa bien préparé ny examen tsy misy atahorana izany mihintsy 😊😊
Izany indrindra no antony hanomezanay anareo ireto Pack ireto 😌😌
Hafahanareo manao prépa an'ny examen tsy misy fisalasalana ary milamina tsara ❤❤❤
Fitiavana tsy misy toy izany nefa mirary dia mirary ny sarany 😍😍
Mora be nefa betsaka ny ao anatiny anh
🇩🇪Pack A1🇩🇪
✅ Begegnungen A1
✅ Prüfungstraining A1
✅Arena A1
✅ Modellsatz + Uebungssatz 01 + Uebungssatz 02
✅ Lesen und Schreiben A1
➡️4000ar

🇩🇪Pack A2🇩🇪
✅ Begegnungen A2
✅ Prüfungstraining A2
✅ Arena A2
✅ Modellsatz + Uebungssatz
✅ Lesen und Schreiben A2
➡️4000ar

🇩🇪Pack B1🇩🇪
✅ Begegnungen B1
✅ Prüfungstraining B1
✅ Mit Erfolg zum Goethe ÖSD ZB1 (Testbuch + Übungsbuch)
✅ So geht's noch besser zum Goethe
✅ So geht's noch besser zum ZD
✅ Werkstatt B1
✅ TELC B1
✅ Menschen im Beruf Pflege B1
✅ Themen Sprechen und Schreiben B1
➡️8000ar

🇩🇪Pack B2🇩🇪
✅ Erkundungen B2
✅ B2 Tests neu
✅ Mit Erfolg zum Goethe Zertifikat B2
✅ Prüfungstraining DaF B2
✅ Themen Sprechen
➡️6000ar

"Tsy misy réussite gratuite izany "

Marihina fa miaraka amin'ny Hören sy Lösung daholo ireo anh🤗
Na alefa par e-mail na récupérena mivantana
Mp avy hatrany ho an'ireo izay tena vonona haka fa tsy manontany fotsiny 😊😊
Tena tsara tonga dia miditra anaty hafatra miafina fa tsy manoratra mp eto fotsiny tompoko ☺️☺️

Tsy misy fahombiazana mamaimpoana izany rankizy tadidio izay‼️‼️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo