17/07/2026
π MISAOTRA ANAREO ZOKY!
Tontosa ny tapany voalohany amin'ny fandaharanasa "Zoky Manampy Zandry" , izay nanomboka ny , natao hanohanana ireo mpianatra taona voalohany hiatrika ny Semestre 1 (S1).
π Fisaorana lehibe no atolotra ireo zoky rehetra izay nanokana ny fotoanany sy nizara ny fahalalany tamim-pitiavana. Ny fanampianareo dia porofo fa velona ny firaisankina sy ny fifanampiana eto anivon'ny FMSA.
Ho anareo zandry, enga anie izao fanohanana izao hanome hery sy fahatokisana anareo hiatrika ny fanadinana. Tsarovy fa tsy irery ianareo amin'ity lalana ity, fa misy hatrany ireo zoky vonona hitarika sy hanampy.
π Tsy mifarana eto ny dia... Aorian'ny S1, dia mbola hitohy amin'ny Semestre 2 (S2) indray ny fandaharanasa "Zoky Manampy Zandry" , mba hahafahan'ny mpianatra rehetra misitraka fanohanana mandritra ny taom-pianarana.
π€ Ny fahalalana zaraina tsy mihena, fa mampitombo ny fahombiazan'ny rehetra.
16/07/2026
EDT Examen SVT 2025-2026.
15/07/2026
Ny Oniversiten'Antananarivo dia manasa ny mpiara-monina rehetra ao aminy handray anjara amin'ny fakan-kevitra sy fizahana maso maimaim-poana.
Ireo voakasik'izany:
π Mpampianatra - PE
π§Ύ Mpiasa ara-pitantanana sy ara-teknika - PAT.
βοΈ Mpianatra.
ποΈ 17 Jolay 2026 | 09 ora 00 hatramin'ny 12 ora 00.
Toerana: π― Ivon-toerana Ara-pahasalamana sy Ara-tsosialy - CMS.
13/07/2026
π’π’π’ πππππππππ π
πππππππππ ππ ππππππ-πππππππππ ππ - ππ - ππ - ππ - ππ
13/07/2026
π’ FAMPAHAFANTARANA | MASTERCLASS.
π Lohahevitra: Tanora mavitrika ho an'ny fampandrosoana π
Miarahaba antsika rehetra. π
Voalohany indrindra dia maneho ny fisaorana feno ny PNUD Madagascar izahay noho ny fanohanana sarobidy nomeny tamin'ny fikarakarana ireo Masterclass.
π
Fandaharam-piofanana :
β’ Herinandro voalohany : Masterclass momba ny Fandraharahana ara-panabeazana (Entrepreneuriat pΓ©dagogique).
β’ Herinandro faharoa : Masterclass momba ny Fandraharahana nomerika (Entrepreneuriat digital).
ποΈ Masterclass voalohany : 14 sy 15 Jolay (Talata sy Alarobia).
π Fotoana : amin'ny 07:00 ora maraina ka hatramin'ny 11:00ora atoandro.
β‘οΈ Toerana : 305 EGS Ankatso.
π Ireo NISORATRA ANARANA mialoha dia afaka tonga.
Misaotra antsika rehetra, ary mirary fiofanana mahomby ho an'ireo mpandray anjara.
π· Tatitra antsary tamin'ny " Ouverture Officiel".
Mankasitraka ComitΓ© Plaidoyer - UniversitΓ© d'Antananarivo / ComitΓ© Plaidoyer Antananarivo
13/07/2026
π€ NAOTY FAMPAHAFANTARANA π€
11/07/2026
Fananganan-tsaina π²π¬
Alatsinainy 13 Jolay 2026| 08 ora 00.
Toerana : ESSA AGRO - Oniversite Antananarivo.
Tongava maro π
11/07/2026
πππ‘ππ πππ₯ππ‘π ππ’π ππ’π‘ππ‘'ππ₯ππ’ πππππ πππ‘ππ‘'π‘π¬ π π£πππ‘ππ§π₯π ππ§π’ ππ‘ππ©π’π‘'π‘π¬ π’π‘ππ©ππ₯π¦ππ§ππ‘'ππ‘π§ππ‘ππ‘ππ₯ππ©π’.
Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana sy ireo tranga mampalahelo miseho eto amin'ny firenena, dia maneho ny fijoroanay sy ny antso avo ho amin'ny fiarovana ny aina, ny filaminana ary ny firaisankina izahay.
10/07/2026
π€π
FacultΓ© des Sciences - UniversitΓ© d'Antananarivo
FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo
Les Infos de l'UniversitΓ© d'Antananarivo