Ilaina ny mahay manokatra page Facebook Pro raha te hampivelatra business ianao, ilaina ihany koa ny mianatra manao boost
Andao Hifanampy
Andao hiresaka
✅ idée business
✅ Offre d'emploi
✅ travail en ligne
✅ Actualité
✅ Formation
Ho zaraiko anao izay mahasoa rehetra 😊
Ho zaraiko aminao ampitiavana be ao @ ity pejy ity ireo idée business - Offre d'emploi - travail en ligne - Actualité - éducation - Formation izay fantratro rehetra, hanampy anao hivotra @ fiainana. Mendrika ny handresy ianao, andao toizana ny ady 😊
Hoavy eto ireo orinasa hanome asa ho an’ny Malagasy
Andao hifanampy
Elaela izay isika tsy nihaona 😊
18/10/2024
⛔️IDÉE DE BUSINESS⛔️
Prestations de services freelance
Anisan’ny idée de business rentable tsara ity resaka freelance ity, afaka miasa ianao na aiza na aiza misy anao, ianao ihany no mandamina ny fotoananao, moyen iray afahana misintona vola vahiny
Raha mahazo 1000€ fotsiny ianao ohatra efa manodidina ny 4 900 000Ar eo izany tonga eto Madagasikara
Mety ho développeur ianao, graphiste, rédacteur, traducteur, assistant virtuelle, testeur QA mety mahay teny vahiny fotsiny sy ny maro hafa, dia afaka trandrahanao tsara izany ary afahanao manolotra service ho an’izao tontolo izao
Io indray ny lohahevitra ho velabelarin-tsika ao anaty groupe privé” idée business sur facebook”
✅ Zaraiko anareo ny technique rehetra afahana mitady client
Ny meilleur stratégie
✅ Efa misy idée business maro be ihany koa nozaraiko ao, natao ho an’ny rehetra, resaka vente en ligne sy ny maro hafa
✅Hianarantsika ao avokoa izany fanaovana boost izany
20 000Ar ny frais d’accès, aza tara fa mbola misy toerana ho anao ao
Mandefa demande ato ianao rehefa avy manao inscription
Groupe privé "IDEE BUSINESS SUR FACEBOOK"
https://www.facebook.com/groups/1178009243346437?locale=fr_FR
Raha tsy manana fidiram-bola maromaro @ izao tena sahirana
Mitadiava idée business, de atomboy @ izay hananao
Mirary herinandro mahafinaritra ho anao.
Mitady idée business ianao?
Araho ny pejy
Andao Hifanampy 😊
11/10/2024
💡 IDEE BUSINESS
⛔️ SERVICE DE LIVRAISON A DOMICILE⛔️
Mitady idée business ianao anefa kely ny budget eo am-pelatanana, afaka ataonao tsara ity business zaraiko ity. Afaka atao fidiram-bola maharitra satria mia maro ireo mpanao vente en ligne, ireo olona sahirana @ cours tsy maintsy atao @ an-davan’andro.
INONA NO ANTONY HISIFADIANANA ITY SERVICE DE LIVRAISON A DOMICILE ITY?
✅ Tsy mila investissemnt be @ voloahany: vélo na moto dia afaka manomboka miasa avy hatrany ianao, tsy mila zavatra goavana be
✅ Mitombo ny filan’ny tsena: efa miroborobo be ny vente en ligne @ izao, mia maro ny mampiasa réseaux sociaux, ny olona any @ faritra ihany koa tena misy liana @ tolotra atao eto Tana
✅ Flexibilité: ianao ihany no mandamina ny fotoananao araka izay mampety azy, ianao ihany koa no mamolavola ny tolotra mifanaraka @ izay itiavanao azy
AHOANA NO ATAO RAHA TE AHOMBY?
✅ Manangana réseaux local: mitadiava fiara miasa @ ireny Restaurants ireny, épiceries, pharmacis, mpanao vente en ligne rehetra ireny. Matetika ireny dia mitady serivice de livraison azo atokisana sy matotra, manaja fotoana
✅ Matotra sy manaja fotoana: Ny zavatra tadiavin’ny client dia service de qualité, ka hajao ny fotoana, hajao ny client
✅ Mampiasa réseaux sociaux: manokafa page facebook professionnelle afahanao mivarotra ny service-nao
Misy technique maro be azo hampiarina raha te ho lasa lavitra ianao ary raha te ahomby sy hiavaka @ ity sehatra ity
Tsy voatery hoe ianao ilay manao livraison fa afaka manakarama olona ihany koa ianao, ny anjaranao dia mitady client, mandrindra ny livreur sy manao izahy hatombomana ny asa rehetra.
Sahia manao zavatra, sahia miavaka
Andao hifanampy 😊
---
Andao Hifanampy
Hisy idée business zaraiko aveo,
Rehefa vonona ianareo de alefako eto 😊
Zarao de antsoy ny namana
Raha mpanao ouvrage métallique ianao, ataovy étude ny support starlink de amidio fa be mpitady be ao
Andramo anie e 😊
09/10/2024
⛔️IDEE BUSINESS⛔️
Andao resahina ary fa maro be nareo no liana @ ilay idée business faha 4
4. Prestations de services freelance (rédaction, traduction, graphisme, développement web)
Ny Freelancing dia asa afahanao mahaleo-tena tanteraka, flexible. Na rédacteur web ianao, na traducteur, na graphiste, na développeur web. Afaka varotinao ny fahaizanao sy ny zavatra hankafizinao na aiza na aiza misy anao, @ fotoana rehetra.
AHOANA ANEFA NO ATAO RAHA TE HISETRA @ IZANY IANAO?
✅ 1 - Fantaro aloa ny zavatra tinao, sy ny zavatra hainao
Alohan’ny hanomboana dia fantaro tsara ireo service afaka varotinao. Manana traikefa ve ianao @ rédaction SEO, en traduction technique, en conception de logos, en développement web.
✅ 2 - Manangana PORTFOLIO:
Raha manana fahafahana ianao dia ny tena tsara indrindra dia manamboatra portfolio, afahana mampiseo ny fahaizanao, ny zava-bitanao sy ny mombamomba anao rehetra, satria anisan’ny tena mahasarika client avy any ivelany izany, ary mora koakoa ny mandresy lahatra sy mitady marché.
✅ 3 - Manokafa compte @ ireny plateformes de freelance ireny
Ity ny option faharoa raha tsy manana fahefana hanao portfolio ianao dia manokafa compte any @ ireo plateformes de freelance tahakan'ny Upwork, Fiverr, na ComeUp (ex-5euros.com), aveo varoty ao ilay service, manangana réseau @ client
✅ 4 - Manokafa pejy facebook professionnelle, na linkedin
Manaova fizarana ao anty compte facebook, na linkedin. Sintony ireo olona mety ho liana @ service ataonao
Afaka manampy anao izahay raha te
🛑 Hanokatra compte facebook pro ianao
🛑 Anao optimisation ny page-nao,
🛑 hianatra hisintona client sy abonné
🛑 Hianatra boost
🛑 Hianatra hitantana pejy
Anisan’ny zava-dehibe ihany koa ny fanajanao client, manome service de qualité hitazoma azy ireo ary indrindra ny fanajana ny fotoana sy contrat nifanaovana.
09/10/2024
Iza no idée business tinareo ho zaraiko aveo? 🤔
1. Boutique en ligne de produits locaux
2. Service de formation en ligne
3. Boutique de revente de téléphones et accessoires
4. Prestations de services freelance (rédaction, traduction, graphisme, développement web)
5. Salon de coiffure ou barbier
6. Vente de vêtements de seconde main (Friperie)
7. Service de livraison à domicile
8. Production et vente de jus naturels
9. Cybercafé ou point de service
10. Vente d'accessoires et gadgets tech
Izay thème iray tena be mpifidy no velariko sy ho zaraiko aveo
Andao ary ee, ataovy ao anaty commentaire ao ny safidinao 😊
Antsoy ny namana, aza adino ny mizara
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo