CFP en Entrepreneuriat Agricole Fafino Liantsoa Farmer à Madagascar

CFP en Entrepreneuriat Agricole Fafino Liantsoa Farmer à Madagascar

Share

HANOFANA anao ny ara-teknika mba hanatsara ny vokatra sy hanarahanao ny norme professionnelle hatong

14/08/2025

Ela niandrasana ianareo MAJUNGA… ka anjaranareo indray izao! 🌴
Mitady ASA, VADIN’ASA sa activités hanodinam-bola ve ianao?
🌟 MBA Fantatrao ve fa ny fiompiana AKOHO dia afaka ho asa mahaletona sy mahavelona raha tena hifotorana sy manaraka teknika nohatsaraina?
🌟 Fantatrao ve fa misy karazany ny fiompiana ka miankina amin’ny tanjonao sy ny toe-javatra eo am-pelatananao ny hisafidiananao azy?

➡️ Natao ho anao eto MAJUNGA ity fiofanana asa fiompiana nohatsaraina ity miaraka amin’ny FAFINO Liantsoa Farmer!
Hianatra ianao ho lasa mpiompy matihanina (fiompiana ho loharanom-bola fa tsy fialamboly fotsiny).

📅 ZOMA 05 SEPTEMBRE
🐓 08h30 - 16h30 : AKOHO GASY NOHATSARAINA sy KUROILER
→ Miainga amin’ny akoho vavy 8+ lahy 2,
→ Afaka manankarama olona 1 mihoatra ny SMIG + 250 000 Ar/volana raha manaraka teknika sy mahay mitantana ary mbola mahazo TOMBONY 12 TAPITRISA.
🐓KUROILER🐓
→ Fidiram-bola haingana sy azo antoka amin’ny fotoana fohy.
→ Mora karakaraina, mahatanty toe-tany rehetra, ary manome atody isan’andro.

📅 SABOTSY 06 SEPTEMBRE: FANODINAM-BOLA
🐤 08h30 - 12h00 : AKOHO FAKANA NOFO (Poulet de chair)
→ Mora hompiana fa TENA mila fitandremana!
OMENA ANAO ny "Sekre" hahafahanao manatavy akoho +2,5 kg ao anatin’ny 34 andro, TOMBONY +35% ny vola miasa isam-bolana

🥚 13h30 - 17h00 : AKOHO MANATODILAVA (Pondeuse)
→ Ilaina foana ny atody isan’andro, vola miditra isan'andro.

✨ Omena an’ny mpiofana:
✔ Boky torolalana sy attestation aorian’ny fiofanana.
📍 Toerana: École Normale Mahabibo
💰 Frais de formation: 40 000 Ar / taranja

♻ Fisoratana anarana:
Alefaso amin’ny SMS na MP: Anarana feno + taranja hatao (oh: akoho gasy) + Réf + Majunga
📲 Tél: 034 33 661 11

⚠ Voafetra ny toerana — Soraty mialoha ny anarana!
⏳ Araraoty izao fotoana izao satria mandalo ihany izahay ao MAJUNGA!

Photos from Ferme Liantsoa Farmer's post 15/01/2025
23/12/2024

TINAO VE RAHA ANISAN‘IREO M’FETY MAMPIDI-BOLA IANAO: sady manao fety no misy vola miditra ?

Amin’ny fotoana fety toy izao dia fotoana tsara ho an’ny MPANDRAHARAHA @ sehatrin’ny fiompiana satria miakatra daholo ny vidin’ny: ATODY, AKOHO, HENA…...

Raha atombokao amin’ity voalohany taona ity ny FANDRAHARAHANA ARAM-PIOMPIANA hataonao dia amin’ny herintaona toy izao koa ianao dia anisan’ireo M’FETY MAMPIDI-BOLA!
Alohan’ny hanombohanao dia misafidy tsara izay karazana fiompiana mety sy mifanaraka amin’ny tanjonao!

Misy karazany 02 ny fiompiana :
🌟FANODINAM-BOLA (Mila FOND ampiasaina): Akoho fakana nofo(poulet de chair) sy akoho manatodilava(pondeuse)
🌟BE TOMBONY INDRINDRA (tsy voatery mila FOND be vao afaka miainga): AKOHO GASY NOHATSARAINA

➡️Natao ho anao ity PROMOTION FIOFANAN'ASA FIOMPIANA NOHATSARAINA ity izay hiarahana amin'ny FAFINO Liantsoa Farmer, hanofana anao ho lasa mpiompy matihanina (fiompiana loharanom-bola fa tsy fialamboly fotsiny) raha 40 000Ar hatramin'izay ny sarany fiofanana dia lasa 35 000Ar amin'ity PROMOTION ity ka ARARAOTY !

Daty: SABOTSY 28 DESAMBRA 2024
Toerana: Epp 67ha Nord, akaikin'ny arrêt bus parking Mosqué

🐤08h30mn-12h00mn: AKOHO FAKANA NOFO: Ahazoana TOMBONY h@ 35% ny vola miasa isam-bolana,

🥚13h30mn-16h30mn: AKOHO MANATODILAVA: vola miditra isan’andro mandritra ny 07 volana, ahazoana TOMBONY h@ 85%

🐓08h30mn-15h30mn: AKOHO GASY NOHATSARAINA: miainga amin'ny akoho vavy 4 + lahy 1 = ahazonao vatotr'akoho 500 isa latsaka kely farafahakelin'ny anatin'ny taona iray , afaka mahakarama olona iray mihoatrin'ny SMIG +250 000AR raha manaraka teknika sy mahay mitantana

*Toerana : Epp 67ha Nord, akaikin'ny arrêt bus parking 67ha
*Frais de formation :35 000ar/taranja amin'ity PROMOTION ity ihany
🎁Omena ny mpiofana aorinan'ny fiofanana :
1️⃣ ATTESTATION FIN DE FORMATION
2️⃣ BOKY TOROLALANA FIOMPIANA
3️⃣ Film démonstration (mitondrà usb hamindrana azy)
Fisoratana anarana : 033 85 580 96/ 034 90 241 95
🔽 VOAFETRA NY TOERANA!!!

01/10/2024

💎 AVADIO FIDIRAM-BOLA NY FIOMPINAO!

⭕ GASY NOHATSARAINA=TEKNIKA FIOMPIANA no NOHATSARAINA #
🔑Ahoana no hamokarana maro(technique de reproduction)?
🔑Ahoana no hanalehibeazana azy hainga(technique de croissance)?

⚠️Teo aloha ny FIOMPIANA AKOHO GASY dia fialamboly sy boatindrakotra satria manao fiompiana nentim-pahazarana
🚫⛔Amin'izao fotoana izao kosa dia afaka atao ASA MAHALEOTENA MAHAVELONA ny FIOMPIANA AKOHO GASY raha manaraka ny TEKNIKA FIOMPIANA NOHATSARAINA satria:
👉Raha miainga @ Vavy 4 + Lahy 1 =>ahazoana vatotr'akoho 480 isa farafahakeliny anatin'ny taona iray,afaka mahakarama olona iray maherin'ny SMIG 250 000ar/volana
👉Mora atao sy havokarana maro nefa lafo vidy eny an-tsena
👉 Miainga @ zavamisy eo am-pelatanana
👉Tsy mandany fotoana afaka atao ASA NA VADIN'ASA

⭕FIOMPIANA FANODINAM-BOLA🐤AKOHO FAKANA NOFO (Poulet de Chair): Afaka HANODINAM-BOLA satria tena HAINGAM-PIHODINA
➡Mora hompiana nefa ilaina fitandremana❗Sekret kely fotsiny dia hahafahana mamoaka akoho + 2,5kg anatin'ny 01 volana,afaka hanodinam-bola sy atao vadin'asa na asa mahaleotena mahavelona satria haingam-pihodina

Manasa anao ary hanaraka fiofanana asa fiompiana:

⭕1⃣🐔AKOHO GASY NOHATSARAINA
*Daty : Sabotsy 12 OKTOBRA 2024
*Ora: 08h30mn-15h30min

⭕1⃣🐔AKOHO FAKANA NOFO (POULET DE CHAIR)
*Daty:Sabotsy 12 OKTOBRA 2024
*Ora: 08h30mn-13h00mn

*Toerana : Epp 67ha Nord, akaikin'ny arrêt bus parking 67ha
*Frais de formation :40 000ar/taranja
🎁Omena ny mpiofana aorinan'ny fiofanana :
1️⃣ ATTESTATION FIN DE FORMATION
2️⃣ BOKY TOROLALANA FIOMPIANA
3️⃣ Film démonstration (mitondrà usb hamindrana azy)

Fisoratana anarana : 033 85 580 96/ 038 15 139 31
🔽 Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana
🔽 Amin'ny andron'ny fiofanana vao mandoa ny frais de formation

08/08/2024

🌳Ela niandrasana ianareo Majunga ka anjaranareo indray izao!🌴
Mitady ASA na VADIN'ASA na Activité HANODINAM-BOLA ve IANAO?

🌟Mba fantatrao ve fa ny fiompiana dia afaka hatao ASA MAHALEOTENA MAHAVELONA raha tena hifotorana sy manaraka ny teknika nohatsaraina?
🌟Fantatrao ve fa misy karazany ny fiompiana ka miankina amin'ny tanjonao sy ny zavamisy eo am-pelatananao ho hisafidianana azy?

➡️Natao ho anao eto MAJUNGA ity fiofanan'asa fiompiana nohatsaraina ity, izay hiarahana amin'ny FAFINO Liantsoa Farmer, hanofana anao ho lasa mpiompy matihanina (fiompiana loharanom-bola fa tsy fialamboly fotsiny)

Zoma 30 AOUT 2024:
🐓08h30mn-15h30mn: AKOHO GASY NOHATSARAINA: miainga amin'ny akoho vavy 4 + lahy 1 = ahazonao vatotr'akoho 500 isa latsaka kely farafahakelin'ny anatin'ny taona iray , afaka mahakarama olona iray mihoatrin'ny SMIG +250 000AR raha manaraka teknika sy mahay mitantana
🐖08h30mn-15h30mn: KISOA MARO ANAKA SY HAINGAM-PITOMBO: fiompiana fanodinam-bola maharitra

SABOTSY 31 AOUT 2024:

🐤08h30mn-12h00mn: AKOHO FAKANA NOFO (poulet de chair)= mora hompiana fa tena ilaina fitandremana! sektret kely fotsiny dia hahafahanao manatavy akoho +2,5KG anatin'ny 34J
🥚13h30mn-16h30mn: AKOHO MANATODILAVA (Pondeuse), ilaina foana ny atody isan'andro

✨Omena BOKY TOROLALANA sy ATTESTATION ny mpiofana aorinan'ny fiofanana

👍Toerana: ECOLE NORMAL MAHABIBO
✅Frais de formation: 40 000ar/ taranja
♻️Fisoratana anarana: Alefa SMS na amin'ny Mp ny : Anarana feno + taranja hatao(oh: akoho gasy)+ tél+Majunga
📲Tél: 033 85 580 96/ 038 15 139 31

Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana⚠️
Araraoty fa mandalo ihany izahay no ao Majunga

14/01/2024

👉MIKARAMA 2️⃣5️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ar/volana aho no sady mahazo TOMBONY 5️⃣ 5️⃣5️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣AR raha tena hataoko fiompiana manaraka ny teknika nohatsaraina sy tena hataoko ASA☑️

AKOHO GASY NOHATSARAINA =TEKNIKA FIOMPIANA NO NOHATSARAINA :
👉Ahoana no hatao havokarana maro(technique de reproduction) ?
👉Ahoana no hatao hanalehibeazana azy haingana (technique de croissance) ?

Methode 1 no hatao: Akohovavy manatody fotsiny, Vorintsoloza mikotrika,,, ka raha akoho vavy 4 +lahy 1=vatotr'akoho 480 isa farafahakeliny anatin'ny taona1, Amidy ny akoho isakin'ny feno 5 volana (milanja 1,5-2kg)

Ireto avy ny DEPENSES:
*Vidin'ny Masombiby: Vavy 4*30000ar + lahy 1*50000ar+ Vorintsoloza 2*80000ar = ==330 000ar
*Mamokatra foto-tsakafony isika fa mividy fanampin-tsakafo: 2kg*500*1500=1 500 000
*VAKSINY :3*10*6000=180 000
*KARAMA :12*250 000= 3 000 000
*Saram-pitaterana:12*20 000=240 000
*Saram-pifandraisana:12*10000=120 000
*Taimbakona 200*2000=400 000
**Au cas ou(hividianana fanafody raha marary, sns) =200 000

TOTAL DEPENSES: 5 970 000

VIDIN'NY AKOHO 480*24 000AR (Omena ny mpiantoka) =11 520 000

TOMBONY : CA-D=5 550 000AR + ZEZIKA

Ho anao efa MPIOMPY na vao manana fikasana HIOMPY! TONGAVA MANARAKA NY FIOFANAN'ASA FIOMPIANA NOHATSARAINA izay hatolotray :

☑️Tana: 27/01/24___10/02/24__17/02/24
☑️Tamatave : 02-03/02/24
☑️Antsirabe :01-02/03/24

Alaivo ao amin'ny MP ny momba2 ny fiofanana sy ny famandrihana toerana

Tel:032 65 963 78 /033 85 580 96 /034 90 241 95

👉Milay ranga 👨‍⚖️IANAO a! 💪Antananarivo ☑️Tamatave ☑️Antsirabe ☑️

Photos from CFP en Entrepreneuriat Agricole Fafino Liantsoa Farmer à Madagascar's post 30/01/2023

🕯Ny hafa manao mahazo tombony:MAHAVITA TRANO, MAHAVIDY FIARA, MANDROSO TSARA NY FIAINANY, fa IANAO manao perte🤒?Fa ahoana e🤭?
🚫TSY AZO ATAO AN-JAMBANY NA ANDRAKANDRANA ny fiompiana AKOHO FAKANA NOFO satria VOLA NY MIASA AO💯📢
Mitady ASA na VADIN ´ASA na activité HANODIM-BOLA ve IANAO?
👉⤵️Mba fantatrao ve fa ny fiompiana akoho fakana nofo(poulet de chair) dia afaka hanodinam-bola sy atao ASA FIVELOMANA na VADIN'ASA satria mora atao no sady haingam-pihodina,🔔❗maro anefa no tsy dia mahazo tombony na koa mety ho perte aza satria MORA ATAO FA ILAINA FITANDREMANA❗,secret kely fotsiny dia hanatavezanao akoho ho +2,5kg anatin'ny 01 volana mba hahazoanao tombony be kokoa ary hampihena ny Depenses

Manasa anao ary hanaraka fiofanana asa fiompiana NOHATSARAINA eto ANTANANARIVO :

⭕Sabotsy 04 février 2022⭕
🐥08h30mn-12h: AKOHO FAKANA NOFO (poulet de chair)

*Toerana : Epp 67ha Nord, akaikin'ny COUM
*Frais de formation :40 000ar

🎁Omena ny mpiofana aorinan'ny fiofanana :
1️⃣ ATTESTATION FIN DE FORMATION
2️⃣ BOKY TOROLALANA FIOMPIANA
3️⃣ Film démonstration (mitondrà usb hamindrana azy)

Fisoratana anarana : 032 65 963 78 /033 85 580 96/ 034 90 241 95
🔽 Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana ❗
🔽 Amin'ny andron'ny fiofanana vao mandoa ny frais de formation

29/11/2022

⏱️FARADOBOKA 2022🎁 ANTANANARIVO ❄️ANTSIRABE 🌲
Mitady ASA na VADIN'ASA na zavatra hatao HANODINAM-BOLA ve Ianao?

👉Mba fantatrao ve fa ny fiompiana dia afaka hatao ASA na VADIN'ASA na HANODINAM-BOLA raha tena manaraka ny TEKNIKA FIOMPIANA NOHATSARAINA sy mahay mitantana

👍 FIOMPIANA BE TOMBONY INDRINDRA : AKOHO GASY satria kely mason-karena nefa mora hompiana sy havokarana maro ary lafo vidy eny an-tsena, TSY MILA FOND BE fa afaka manomboka amin'ny zavamisy eo am-pelatanana toy ny vavy 4 + lahy 1 ohatra dia ahazoana hatramin'ny 480 isa (480*20 000ar=???), Ahazoana tombony hatramin'ny 80%

🐟 TRONDRO anaty dobo sy an-tanimbary: Tsy misy aretina, kely dépenses nefa lafo vidy eny an-tsena, ahazoana tombony hatramin'ny 80%

👍 FIOMPIANA FANODINAM-BOLA :

🐔 AKOHO FAKANA NOFO(poulet de chair): VOLA mihodina isam-bolana, ahazoana tombony hatramin'ny 30%, mora hompiana fa tena ilaina fitandremana sy fahaizana

🥚 AKOHO MANATODILAVA (pondeuse): AHAZOANA VOLA MIDITRA ISAN'ANDRO

🐷 KISOA MARO ANAKA sy HAINGAM-PITOMBO : Ahazoana tombony hatramin'ny 35% raha tena manaraka ny TEKNIKA FIOMPIANA NOHATSARAINA

Manasa anao ary hanaraka fiofanana asa fiompiana nohatsaraina mba ho tena fiompiana hiteraka vola fa tsy boatindrakitra na fialanboly fotsiny

✴️Raha hisoratra anarana hanaraka fiofanana ianao dia alefao SMS na MP ny : Anarana feno + taranja hatao + tél + Tana /A be
🤳032 65 963 78/033 85 580 96/ 034 90 241 95
🚫 Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana ⛔

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
117