27/07/2023
🤩 Ao daholo indray ve ooo 🤩
🗓️ Aza adino ny NOUVELLE RENTRÉE atsika ny Mardi 01 Août ho avy izao
📝 Midira MP avy hatrany
Ecole de formation en coupe et couture. Nous accompagnons les couturiers et stylistes de demain
27/07/2023
🤩 Ao daholo indray ve ooo 🤩
🗓️ Aza adino ny NOUVELLE RENTRÉE atsika ny Mardi 01 Août ho avy izao
📝 Midira MP avy hatrany
24/07/2023
🤩 JEUDI 27 ET VENDREDI 28 JUILLET izao indray no fotoanantsika an 🤩
💞 Ankotrany CUISINE • BRICO DECO • COUTURE dia nampiana indray ny activités : ANGLAIS et ALLEMAND pour enfant 🌞
👉 Efa afaka misoratra anarana sahady ao @ MP na ihany koa miantso avy hatrany. Aza tara fa vofetra be ny toerana ary e 😘
24/07/2023
🥰 Tadidinareo ve Christelle 🥰
🪡✂️ Ny volana Mars izy no nanomboka nianatra tato aminay, efa mahay ny karazana coupe rehetra izy zao nahavita ny fianarany zao 🤩
📝 Ianao koa aza misalasala intsony miaraka aminay e 😘
20/07/2023
🤩 Faly daholo tokoa ny ankizy androany, miandry anareo zahay rahampitso an 🤩
➡️ Couture
➡️ Brico déco
➡️ Cuisine
💌 Midira MP ho an ireo zay isoratra anarana ary e 😘
17/07/2023
👏👏mba asio tehaka kely aloha👏👏🤣🤣
.ndao ary iaraka amin'izay e!
Amin'ny alakamisy sy zoma izao ny fotoanantsika amin'ny ateliers de vacances 🦒🍂🌼
✅Alefaso ny ankizy hianatra sady miala voly 2 andro misesy🥰🥰
✅Aterinareo maraina dia hariva alainareo ( asio tehaka kely ndray aloha👏)
✅ ny sakafo atoandro efa ao anatiny👏👏
💌Tonga dia misoratra anarana avy hatrany fa voafetra ny toerana
🧑🤝🧑💑. alefaso ny ankizy kely manomboka am 3 taona ( rehefa mianatra fotsiny dia efa mety)
05/07/2023
Ho anao sahirana am'ilay toerana ndray ary e☺☺☺
Inty ny plan de reperagen'ny Ana'Elle ☺
Afaka miantso ny laharana ihany koa ianao fa misy afaka manoro anao foana☺☺
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ô😍😍
04/07/2023
Tsidio ny pejy fa ahitanao karazana tolotra marobe ato am Ana'Elle Academy☺☺
Mentionneo ireo namana izay te hianatra hanjaitra ary ô☺☺☺
04/07/2023
🪡 Couture Sans Limites 🪡🔥
➡️ 3 volana hianaranao zaitra sy ifehezanao ireo teknika rehetra tsara ho fantatra
Mety amin’ny novices sy débutants ary intermédiaires tsara ity fiofanana ity ary complet tokoa ny formation satria ho jerena ao daholo ny mahakasika ny :
✂️ haut stylé & robe
✂️ pantalon & short
✂️ veste
✂️ jupe
✂️ polo, t-shirt, jogging
✂️ modules hafa izay safidinao
👉🏻 Sarany : 180 000 Ar isam-bolana
👉 In-3 isakerinandro ary adiny 3 isakiny cours
✨ Ny fidirana manaraka dia ny Alatsinainy 10 jolay ho avy izao. Ety Ambohimirary no mianatra.
Ndao hianatra zaitra ary oh 🥰 Afaka miantso avy hatrany ny 034 28 385 68 na mandefa MP raha toa ka liana tompoko 📨
04/07/2023
✂️ Misy ihany koa ny formation spéciale T-SHIRT & POLO ho an’ireo izay maniry hahafehy izany 🪡
Hianaranao ao ny rehetra mahakasika ireo roa ireo 😁 Ireo karazana lamba ampiasaina, ny fanaovana coupe, ny col, ny finitions indrindra indrindra 🙏
🎀 Saram-pianarana : 150 000 Ar
Tsy maintsy mahay rehefa vita ny fiofanana 😉
Afaka manoratra MP raha liana na miantso ny 034 28 385 68 amin’ny andininy rehetra ☎️
04/07/2023
Araho foana ny pejy Ana'Elle Academy fa hizarana ireo formation misy ato 'Elle☺☺
03/07/2023
Misokatra indray ny fisoratana anarana ho an'ireo hianatra zaitra eto 'Elle Academy😍😍
Mandefasa mp na antsoy avy hatrany ny laharana eo ambany hamataranao ny andinindininy mahakasika azy😍
Ny 10 juillet ho avy izao ny fidirana manaraka😍
Andao hianatra hanjaitra ô☺☺☺
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |