Classe Plus Bepc Bac

Classe Plus Bepc Bac

Share

Cours de préparation aux examens Officiels bepc et bacc
#classe speciale demi journée
#cours special samedi
Mandray mpianatra isan'andro
0389657651

07/06/2026

Sao Dia variana an .kely sisa 😊😀😉

05/06/2026

Ity ny calendrier scolaire ho an'ny année 2026-2027
Ny eo tsy lany n'y eo tonga ihany 😌
Efa misokatra fisoratana anarana ho an'ireo hanala fanadinana na amin'ny taona ho avy

03/06/2026

🛑Aza variana an 🛑
Kely sisa Dia Tonga Ilay nandrasana
Aza avelao ho very fotsiny iyy taom-pianarana ity fa ataovy misy vokany 💁
Izahay ETO amin'ny Classe Plus Bepc Bac Dia vonona hanampy anao amin'izany 🫠

sy
✅Manao Taranja rehetra
✅Herinandro n'y faharetany
✅ Mpampianatra matihaniba sy za-draharaha
✅ Resumé leçon
✅ Sujet pronostics 🤫😯
Tongava haingana misoratra anarana fa voafetra n'y toerana 😀
0389657651




#2026

31/05/2026

🌷 Bonne Fête des Mères à toutes les mamans 🌷
En cette journée spéciale, nous vous adressons nos plus sincères vœux de bonheur, de santé et de réussite. Merci pour votre amour, votre dévouement et tous les sacrifices que vous faites chaque jour pour vos enfants.
Que cette fête vous apporte joie, tendresse et de merveilleux moments en famille. 💐❤️
Bonne Fête des Mères à toutes ! 🌹✨

29/05/2026
29/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ilay Vohitrin Ny Nofy

26/05/2026

faradoboka

0389657651

24/05/2026

Mirary Fetin’ny Pentecôte sambatra ho anareo mpianatra rehetra ✨📚
Enga anie ny Fanahy Masina hanome fahendrena, hery ary fahombiazana amin’ny fianarana sy ny fanadinana rehetra.
Mirary fahasalamana, fifaliana ary hoavy mamiratra ho anareo tsirairay ❤️🙏

18/05/2026

Tafiditra tanteraka anaty période de révision isika izao
📚 FARADOBOKA BEPC & BAC 📚
🏫 Classe Plus Ivato
📍 Toerana : EPP Ivato Base
📝 Inscription ouverte izao !
✅ Fanomanana BEPC sy BAC
✅ Traitement sujets pronostiques
✅Taranja rehetra
✅ Fampianarana mazava sy mahomby
✅ Mpampianatra mahay sy manaraka akaiky
✅ Manampy ny mpianatra hahomby amin’ny fanadinana
📞 : 038 96 576 51
✨ “Ny fahombiazanao no tanjonay !” ✨
blanc
blanc
BEPC.
Bacc
Misokatra n'y fisoratana anarana
Ety no misy anay
0389657651
#100% de réussite 💯

07/05/2026

tohanantsika IZY 🥰

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ivato
Antananarivo
105