English with Gracia

English with Gracia

Share

Je propose une formation dโ€™anglais sur WhatsApp ๐Ÿ“ฑ Un programme simple mais efficace pour progresser rapidement.

Rejoignez la formation dรจs aujourdโ€™hui et dรฉveloppez votre anglais avec assurance.

16/08/2026

Miezaka manao ny tsara indrindra aho.
โŒ I try to doing my best.
โœ… I try to do my best.

Tsy nihinana na inona na inona aho.
โŒ I didnโ€™t eat something.
โœ… I didnโ€™t eat anything.

Tsy maintsy ataoko izany.
โŒ I must to do it.
โœ… I must do it.

14/08/2026

โœจ ๐—ง๐—ต๐—ฎ๐˜ ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ฒ.

Fehezanteny ampiasainโ€™ny tomponteny isanโ€™andro, indrindra rehefa mifampiresaka.

๐Ÿ‘‰ Midika hoe: azonao tsara izay nolazainโ€™ilay olona, ary mazava aminao ihany koa.

๐Ÿ’ฌ Ohatra:
๐—”: The Wi-Fi is slow because too many people are using it at once.
๐—•: Ahh, that makes sense.

12/08/2026

Tsy hoe ianao no tsy mahay miteny Anglisy๐Ÿค—

09/08/2026

โœจ ๐——๐—ข๐—”๐—•๐—Ÿ๐—˜

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Dikan-teny:
Azo atao tsara / Azo tanterahina tsara.

๐Ÿ’ฌ That is not easy, but itโ€™s doable.
๐Ÿ‘‰ Tsy mora izany, kanefa azo atao tsara.

โ“ Inona ny zavatra tsy mora, kanefa hitanao hoe azo tanterahina tsara?

๐—˜๐˜…๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—น๐—ฒ:
๐Ÿ—ฃ๏ธ Speaking English fluently is not easy, but itโ€™s doable.

๐Ÿ‘‡ Ataovy aminโ€™ny teny anglisy ny valiny mba hampiharantsika azy ary๐Ÿค—

06/08/2026

Hainao ve ny mandika ity amin'ny teny Anglisy?

05/08/2026

LESONA : Rehefa mila **miera** ianao alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra, dia afaka mampiasa ny hoe "๐’„๐’‰๐’†๐’„๐’Œ ๐’˜๐’Š๐’•๐’‰"

โœ… Example:
Iโ€™d love to go, but ๐‘ฐ ๐’๐’†๐’†๐’… ๐’•๐’ ๐’„๐’‰๐’†๐’„๐’Œ ๐’˜๐’Š๐’•๐’‰ ๐’Ž๐’š ๐’‘๐’‚๐’“๐’†๐’๐’•๐’” ๐’‡๐’Š๐’“๐’”๐’•.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Dikan-teny:
Tena maniry ny handeha aho, fa mila miera amin'ny ray aman-dreniko aloha aho.

๐Ÿ’ก"Check with" dia midika hoe:
* miera
* mangataka ny heviny
* maka alร lana na manamarina zavatra alohan'ny hanaovana azy

04/08/2026

Mianatra manonona & vocabulaire

30/07/2026

Lesona tena important be @ teny ANGLISY

26/07/2026

Iza no te hianatra? Handray mpianatra 10 vaovao izay tafiditra voalohany indray aho androany, sur WhatsApp sy ZOOM isika no mianatra teny Anglisy tompoko

Ny tanjona dia ny ahafahanao mampiasa ny teny Anglisy toy ny fahafahanao mampiasa ny teny Malagasy

24/07/2026

Vocabulaire vaovao mila hay


Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


1er Arrondissement
Antananarivo
101