18/07/2022
🇲🇬 Andro iraisam-pirenena ho an'ny Emojis ny alahady 17 jolay ho avy izao. Ampahafantaro anay amin'ny alalan'ny réactions ary ny parfum CandyUp tianao indrindra !
Aty raha omena misafidy ianao, parfum inona ihany koa no tianao hanampiana ireo telo efa misy ?
Hitanao amin'ny brique 1L sy berlingot 150ml ny CandyUp.
--
🇫🇷 Le dimanche 17 juillet se célèbre la Journée mondiale des Emojis. Faites-nous savoir par vos réactions quel est votre parfum de CandyUp préféré !
Et si vous pouviez choisir, quel autre parfum de CandyUp aimeriez-vous en plus des trois variétés existantes ?
CandyUp est disponible en brique de 1L et en berlingot de 150ml.
05/05/2022
Manomboka amin'ny herin'andro dia mizara roa ny toerana hanaovana cours ''TWENTY-TWENTY''.Ny mahazatra dia ao amin'ny Lycées Jj Rabearivelo Analakely.Noho ny fitombon'ny zavatra atao anefa dia nosokafana ihany koa ny eny @ CEG Antanimena .Koa raha mila fanazavana fanampiny dia iangaviana mba andefa ''hafatra miafina '' na hiantso ny laharana 0341958985.Ary Mbola mamerina ny fisaorana anao hatrany izahay mpandrindra ato amin'ny ''TWENTY-TWENTY''.Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa
04/01/2022
Bonjour! et bonne année à tous!
Pour cette nouvelle année 2022 ,on vous souhaite les meilleures et fait que cette année vous rapporte plus de succés ✨🎯🎯📖📖
En ce début d'année,la suite du programme pour les étudiants en Economie L1 se poursuivra le Samedi 08/01/2022
>>Cours magistral :
-matin à partir de 8h : Microéconomie 1
-après-midi à partir de 13h : Macroéconomie 1
Pour plus d'informations, venez en mp !notamment pour les autres niveaux
10/12/2021
Bonjour !
Amin'ny 8 ora maraina ny fotoanantsika rahampitso eny amin'ny CEG Ambohimangakely.
Ny lalana ahatongavana eny dia toy izao : mandeha ny Bus ligne E izay fotsy misy tsipika mavo
-lalana voalohany : eny andravaohangy no terminus farany ka miverina makaty ambohimangakely indray( Andravoahangy- Meteo-Ankadindramamy-Mahazo-Ambohimahitsy de tonga any ambohimangakely)afaka maka ny bus ianareo amin'ireo toerana ireo
-lalana faharoa: eny Alasora ihany koa ny terminus anakray iafaran'ny ligne E dia miverina manenjika an'ambohimangakely indray (Alasora fasika-domaine- (bypass :rond point rocade-mada hotel) - Ambodivoara)dia tonga ambohimangakely
Manontany receveur tsara hoe mankany ambohimangakely dia ny arret ialana **Lasantsy dispensaire** . Eo izahay no miandry anareo !
Misy hatrany ny laharana azo antsoina : 0341958985 na 0345861981
Afaka mandefa mp ihany koa ianareo
09/12/2021
Tsara fanomanana tsy tapohan-doza ,aza miandry atomotra ny fotoana vao hikoropaka .Izahay dia vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao.Manomboka ny asabotsy ny cours en salle eny amin'ny CEG Ambohimangakely.
06/12/2021
Emplois du temps du Samedi 11/12/21 .
PARCOURS ECONOMIE
Lieu : CEG AMBOHIMANGAKELY
Inscription ouverte !
05/12/2021
Ny Tweenty-Tweenty dia vondrona mpianatra toe-karena vitsivitsy eo amin'ny ambaratonga farany eo anivon'ny oniversiten'ny CNTEMAD. Ho fanampiana ireo zandry mpianatra toe-karena sy ireo sampampianarana hafa manana singa-pampianarana économika dia manolotra izy ireo ny :
- cours en salle
-cours à domicile
- fiche na resumé samihafa
>>hoan'ireo mpianatra Economie L1,L2,L3 dia ireo matière de base no hataon'izi ireo toy ny Macro, micro, math, stat, PEC, économie internationale,économie d'entreprise, Econométrie . Arakaraky ny demanden'ireo mpianatra ihany no hanaovana ny matière sasany
>>Hoan'ireo sampana hafa toy ny Droit, Gestion dia ny ECONOMIE Génerale
>>hoan'ireo mpianatra eny amin'ny Lisea dia ny SES na ny Science Economique et sociale
Marihina fa misy sarany kely ny cours ka izay maniry ny hanatrika dia afaka miresaka avy hatrany ao amin'ny Mp na antsoy ny O341958985
02/12/2021
Le mot macroéconomie á été utilisé pour la premiere fois en 1933 par Ragnar Frich. C'est une partie de la théorie économique qui s'interesse au :
- Fait économique concernant les grands ensembles.
- A l'interdependance des variables significatives.
✓L'objet de l'analyse macroéconomique est l'étude de la détermination des grandeura globales telles que l'investissement global,le produit national, les niveaux de production et d'emploi,...
Il s'agit d'une analyse d'un point de vue global(économie d'une région,d'un pays ou de plusieurs pays)en étudiant les interdépendances entre les agrégats globaux. L'analyse macroéconomique permet également d'étudier/d'éclairer les politiques économiques et les moyens á mettre en oeuvre pour atteindre certains buts fixés par la société.
Voulez-vous apprendre la MACROECONOMIE dans des cours magistral !tous les Samedi . "Une étude de quatres heures minimun par séance ". Inscrivez- vous en nous envoyons un message ou bien contacter nous :0341958985
📖📖📖
Encadrement pour les étudiants en Economie :
- L1 : macroéconomie 1
- L2 : macroéconomie 2
- L3 : macroéconomie 3
02/12/2021
Interéssé !? prêts à apprendre la microéconomie dans des cours que nous offrons ! Suivez- nous et envoie nous des messages ou veuillez nous contacter 0341958985
📖📖📖
✓encadrement pour des étudiants en Economie :
- L1 :Microéconomie 1
- L2 :Microéconomie 2
- L3 : Théorie des jeux
01/12/2021
Les deux fondateurs des deux grands courants de pensées économiques