Kabary sy lanonana

Kabary sy lanonana

Share

Mpampianatra ary mpikabary matihanina. Manafana ihany koa ny fety

10/01/2021

Ny tonga tsy miarahaba, hono, naman’ny tezitra, Ny arahabain-tsy manao veloma naman’ny sosotra. Koa ny voalohan-teninay dia ny
fiarahabana anareo, .
Arahaba tsara tompokolahy, arahaba soa tompokovavy.
Manaraka izany,
Ny andraso andraso hono maha hariva andro, ny andao andao mahavery entana, nefa na maika aza tsy hitondra entan-tsy voafehy
Fianarana KAbary indray no atolotray anaraeo, na eto amin'ny facebook izany na mivantana.
Manome certificat rehefa vita ny fianarana ary azo antoka ny vokatra.
Azonao atao ihany koa ny manantona anay raha mila mpikabary, mpanentana, mpampandihy ianao amin'ireo fety aman-danonana.
Koa aza misalasala ary manantona fa mandray anao izahay🙂🙂🙂

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ivato
Antananarivo
105