Mahery Rantsan'Style

Mahery Rantsan'Style

Share

๐Ÿ‘‰Cours de guitare enligne
๐Ÿ‘‰Cours particuliers
๐Ÿ‘‰progression d'accord
๐Ÿ‘‰ Reharmonisation
๐Ÿ‘‰Tena mahay mitendry tokoa
๐Ÿ‘‰Efa betsaka ny mpianatra tafavoaka

21/05/2026

๐ŸฅฐInona ny titre ity hira @ fihirana ity? ataovy eo @ coms
๐ŸŽงhenoy hatramin'ny farany

20/05/2026

โค๏ธ๐Ÿ”ฅMila ny Fanahy Masina isika amin'izao andro izao๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ™Araho hatramin'ny farany ny hira

19/05/2026

Marina sa diso
Rhf nanomboka nisy niantso hoe grand izy dia nanomboka nihebohebo sy niavonavona zay ๐Ÿ˜‚

19/05/2026

โ€ผ๏ธ๐•๐š๐ค๐ข๐จ ๐Ÿ๐ŸŽ ๐ฌ๐ž๐œ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ
๐Ÿ˜ท๐Ÿค๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐“๐„๐๐ƒ๐‘๐˜ ๐“๐ˆ๐€ ๐Œ๐ˆ๐…๐Ž๐’๐€ ๐ŸŽถ๐Ÿ”ฅ

โŒAza afangaro ny talenta sy ny toetra ratsy.
Mety mahay mitendry ianaoโ€ฆ fa raha mifosafosa foana, very hasina izany.

๐Ÿ‘‰ ๐๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐จ๐ฌ๐š:
Tsy mampiakatra ny mozika
Tsy mampandroso ny groupe
Ary matetikaโ€ฆ tsy matoky ny tenany

๐Ÿ’ฅ ๐๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š:
Tsy mila manaratsy ny hafa ianao vao miseho ho mahay.
Ny fahaizanao no tokony hiteny ho anao, fa tsy ny vavanao.

โšก ๐Ž๐ฏ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž-๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š :
Raha mahita lesoka โ†’ ampio, aza aparitaka
Raha mahita mahay kokoa โ†’ ianaro, aza ialonana
Raha te ho lehibe โ†’ manaja aloha

๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ‘‰ ๐“๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š:
Ny mpitendry tena โ€œproโ€ dia tsy ilay be resakaโ€ฆ
fa ilay rehefa mitendry dia mangina ny olona.

๐Ÿ™๐Ÿ™๐‘๐š๐ก๐š ๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐จ๐ฌ๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐š๐ง๐ฒ
๐Ÿ‘‰ ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐›๐ž๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐จ, ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ญ๐š๐ซ๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒโ€ฆ ๐Ÿ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐ค๐จ๐š.

๐Ÿ™Lazao eo amin'ny coms ihany koa ny vokatra ratsy haterany fifosana ny hafa๐Ÿ‘‡ misaotra๐Ÿ™

18/05/2026

๐Ÿ‘‰Ambatolampy
๐ŸŽฌextrait (Gasikara)
๐ŸŽผJAWS BAND

18/05/2026

๐Ÿ™Manaja anao zoky Damily izay mitondra ny haavon'ny mozika malagasy "Mandriampototsy tsapiky" maneran-tany,

๐Ÿ™Iza moa no efa mahafantatra azy?? Fa dia anjarantsika no manome lanja ny mozika malagasy.

๐Ÿ™๐Ÿ˜Tsapako hoe manana harena ara - zava kanto tokoa isika Malagasy. Resy lahatra amin'izany ve ianao?

๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡Lazao eo coms mahay mitendry tsapiky ve ianao? "eny" na "tsia". Merci

Photos from Mahery Rantsan'Style's post 18/05/2026

๐Ÿ™Midera Azy amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra ary amin'ny herinao rehetra.

๐Ÿ‘‡Alefaso eo @ commentaires hoe "OUI"๐Ÿ‘‡raha misy maniry hianatra hitendry hira fiderana @ fampiasana accords isan-karazany tena manatsara ny fitendrinao

โ–ถ๏ธ Jawsband
โ–ถ๏ธ Ambatolampy





12/05/2026

๐ŸŽธInona no antony ity izay mahalala รด?๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡valio eo amin'ny commentaires hoe๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡
๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘‹Klikeo suivre page raha tsy mbola ato ianao

07/05/2026

๐Ÿ˜Š๐๐๐š๐จ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐ข๐ซ๐ž๐ฌ๐š๐ค๐š
Maro ny gitarista mampiasa capo satria manamora ny fitendrena sy manatsara ny feo. Fa tahaka ny zavatra rehetra dia misy ny tsara sy ny tsy dia tsara

โœ… Lafiny tsara :
๐ŸŽต Mora kokoa ny accords
๐ŸŽต Afaka mampifanaraka hira aminโ€™ny feonโ€™ny mpihira
๐ŸŽต Manome sonoritรฉ tsara sy madio
๐ŸŽต Mety tsara ho anโ€™ny dรฉbutant

โŒ Lafiny ratsy :
โš ๏ธ Mety hampiova justesse( mivalamabalana tsy tandrify tsara ilay feo) raha tsy mety apetraka
โš ๏ธ Mampihena ny espace lalaovina aminโ€™ny manche
โš ๏ธ Mety hahatonga fiankinana aminโ€™ny capo foana ๐Ÿ˜…
โš ๏ธ Raha ratsy kalitao dia mety hanimba corde

๐Ÿ‘‡Lazao eo ambany ihany koa ny zavatra hitanao izay tsy voalazako, mankasitraka ๐Ÿ™
๐Ÿ‘‰ Ny zava-dehibe dia ny mahay mampiasa azy aminโ€™ny fotoana mety ๐ŸŽธ๐Ÿ”ฅ

05/05/2026

๐Ÿ“บ๐๐ฎ๐ž๐ฅ ๐ž๐ฌ๐ญ ๐œ๐ž ๐ ๐žฬ๐ง๐žฬ๐ซ๐ข๐ช๐ฎ๐žโ“
๐Ÿ“ฃ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ โ“
๐Ÿ‘‡Alefao eo amin'ny commentaire๐Ÿ‘‡




04/05/2026

Ho anareo rehetra efa nahazo ilay fampitenenana guitare๐ŸŽธmisy accords sarotrarotra dia arahako maso 15 jours daholo. Mp

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Mรฉtรฉo AMBOHIMIRARY
Antananarivo
101