Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy

Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy

Share

" Raha manampy anao ny olona iray Dia tiany ho tafita enao izay "

04/03/2026

Mino ny admin fa niaraka nitolona koa ianao e...
Andao indray aza hifarimbona amin'ity tolona ho an'ny tontolo iainana ity ity.
Eny ankatso hiarahana amin'ny Gen Z Ankatso ka tongava maro.



𝗘𝗙𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗗𝗔𝗛𝗢𝗟𝗢 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗕𝗢𝗦𝗦𝗜𝗦𝗧𝗘 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗬?

Amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana vaovao izao dia faly izahay manasa antsika hiara-hiasa ho fitsinjovana ny tontolo iainana sy ny taranaka ho avy.

Ny 𝗚𝗘𝗡 𝗭 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 sy ny 𝗠.𝗔.𝗙.𝗔.𝗠𝗜 dia miantso antsika rehetra hiaraka aminay 𝗵𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝘆 𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗳𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮.

📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮: Eny amin’ny Oniversiten'Antananarivo (Ankatso)
📅 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟬𝟳 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲
🕤 𝟬𝟵:𝟯𝟬 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮

Raha sitrakareo, andao asehontsika amin’ity indray mitoraka ity indray, fa tanora mandray andraikitra sy mitsinjo ny hoavy isika.

𝙀𝙛𝙖 𝙣𝙞𝙟𝙤𝙧𝙤, 𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖 𝙢𝙞𝙟𝙤𝙧𝙤, 𝙖𝙧𝙮 𝙝𝙞𝙟𝙤𝙧𝙤 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙏𝙖𝙣𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖.




Photos from Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo's post 29/10/2025

Ity ny lisitran'ny mpianatra afaka fanadinana tamin'ny concours polytechnique vontovorona.
Mentionnéo n'y namanao izay nanao concours rehetra
Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy

28/10/2025

📢
Réorganisation des dates de concours d'entrée, tests d'accès et préinscription en 1ère année à l'Université d'Antananarivo.

Source:

27/08/2025

🕧🕧🕧🕧
⏳.....TOROLALANA HOAN'IREO VAO AFAKA BACC 🆕🎓
⛳ Ireo Sy ny (mention) mifanaraka aminy:
📚 :
• SEM : C D S
Maths , Science Physique et Science Nat
• HG EC et SES : A C D L S Ose
• EDA Langue : MLG, FRS , FEM, FECMD, PHILO, ANG : A C D L S Ose
• S.E : A C D L S Ose
• APSA : A C D L S Ose
📚 :Série A1,A2,L,C,D,S,OSE
•Epreuves spécifiques(Malagasy-Français-Anglais-Histoire-Géographie-Philosophie-Allemand-...)
•Epreuves communes(Culture générale)
📚 : Série A1,A2,L,OSE
•Contraction de texte(Français)
•Culture générale
📚 : Série A1,A2,L,OSE
•Notion de statique et étude du milieu social
•Culture générale
📚 : Série A1,A2,L
•Malagasy
•Français
•Anglais
•Culture générale
📚 : Série C,D,S,A2,OSE,G2
•Connaissance sur l'entreprise
•Culture générale
📚 : Série C,D,S,A2,OSE
•Mathématiques et Statistique
•Culture générale
📚 : Série C,D,S et Technique agricole
•SVT
•Maths
•Physique
•Chimie
•Français
📚 : Série C,D,S et Technique
•Maths
•Physique
•Chimie(ou RDM:Résistance des matériaux ho an'ny Technique)
•Français
•Testpsycho
📚 : Série C,D,S
•Maths
•Physique
•Français
•Anglais
•Test psycho
📚 (Selection de dossiers)
• Mathematiques informatiques: serie C,S
• Physique Chimie: serie C, D, S
• sciences Naturels: serie C,D,S
📚 (selection de dossiers)
• Serie C, D, S
FEHINY:
🎓 Amin'ny alalan'ny sy ny fidirana ety amin'ny

Source : cours d'appuis pour les scientifiques Malagasy

Photos from Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy's post 27/08/2025

Avis de concours ho izay hianatra ao amin'ny faculté des lettres.
Dépôt de dossier : 25 août au 08 au octobre 2025
Date de concours : mardi 14 octobre 2025
Aza tara a!
Alefa eto ihany ny edt ny cours prépa

25/08/2025

Misaotra an'i Sihanaka Miteny Sihanakamampahanatra ny hiainan'ny mpianatra avy any tanana.
Félicitations ho an'ireo afaka bacc rehetra
Abonné nôtre page
Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy

Photos from Réseau ESPA - Vontovorona's post 13/11/2024

Ity indray ary ny vokatra avy ao amin'ny polytechnique vontovorona e!
Ilazao ny namana de aza adino ny mi-abonné ny pejin-tsika
,Cours d'Appui pour les Scientifiques Malagasy

Photos from FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo's post 11/11/2024

Résultats sélection de dossier faculté de sciences : informatique et technologies

Photos from FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo's post 11/11/2024

Résultats sélection de dossier faculté de sciences : chimie

Photos from FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo's post 11/11/2024

Résultats sélection de dossier faculté de sciences : physique et applications

Photos from FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo's post 11/11/2024

Résultats sélection de dossier faculté de sciences : sciences de la vie et de la terre

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo