14/08/2025
Crèche bambino
-Crèche Bambino
-2mois à 3ans
-Garde permanente
-Garde occasionnelle
-Garde temporaire
-Garderie et jardin d'enfant
14/08/2025
04/11/2024
Coucou daholo o !
Faly izahay miarahaba anareo
Sahirana ve ianareo mitady izay ametrahana ny zaza o !
Inty ary ny vahaolana e !
Ny crèche Bambino eto ambanilalana itaosy Dia vonona handray ny zanatsika sy hanampy antsika Ray aman-dreny izay sahirana mitady ny hametrahana ny harenantsika , am-pitiavana bé no handraisanay azy ireo ❤️ azo antoka Sady voaramaso tsara ny zanatsika
Raha mahaliana anao ary dia tongava mitsidika anay na miantso ny laharana : 0343105645 na 0325270634
Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana
Mirary soa hatrany ho antsika rehetra e
Miarahaba ee, crèche bambino mandray ny zaza 3mois jusqu'à 3ans, mpanabe azo antoka no mandray ny Zana Kao, misokatra 7h à 18h, koa dia manasa anao izahay.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambanilalana Itaosy
Antananarivo