20/09/2022
👉👉🕐Miarahaba antsika rehetra, ho antsika ray aman-dreny sahirana ka tsy mahavita manara-maso ny fianaran'ireo zanan-tsika👧👨🦱👩🦰 dia eto izahay vonona handray ny fanarahana ny fianaran'ny zanakao📗🖊📝na ny exercices izany na ny leçons dia afaka arahinay avokoa.
👩🏫🎒Raha tinao izahay hanantona any an-trano dia afaka manantona anao ny mpampianatra izay efa za-draharaha izay mety ,✍️ Fa raha hanantona kosa ianareo dia ny Alarobia hariva sy Sabotsy ao Ankadifotsy.
⌚️⏰⏱Aza miandry intsony ary fa dieny izao voalohany izao dia araho akaiky ny fianaran'ny zanakao ary vonona ny hanampy anao izahay.
16/07/2022
⏰⏰N'attendez plus, confiez nous la remise à niveau de vos enfants durant la période des vacances.📢📢
📌 Cours de remise à niveau des enfants de classe de primaire 5 000ar/2h
✍️ Cours de langues Français et Anglais 5 000ar/2h
🏠 Cours à domicile pour toutes classes 15 000ar/2h + frais de déplacement du prof;
09/07/2022
Faly miarahaba anareo izahay tompoko, ireto manaraka ireto ary ny cours atolotray ho anareo mba ho fanampiana antsika ray aman-dreny amin'ny fianaran'ny zanantsika 💚💙💜
🌎 Cours de Vacances :
📕Cours en groupe (en salle) pour toutes classes de primaire, remise à niveau et révision✅ 5 000Ar/2h💡 Lieu: Ankadifotsy;
📗 Cours de Langues française ou anglaise en groupe (en salle)🟣5 000Ar/2h ➡Lieu: Ankadifotsy;
📘Cours Particuliers (à domicile) pour toutes classes : de PS au Terminal 💰15 000Ar/2h + Frais de déplacement du professeur.
📚📚📚📚 Mpampianatra efa manana traikefa avokoa no miara-miasa aminay.
📔📒📒📓Aza misalasala mihiditra Mp avy hatrany raha manana fanontaniana, na haka rendez-vous ihany koa. Ny misy anay dia🔑 Ankadifotsy akaikin'ny FJKM🔑.
Ny laharana ahazahoana anay dia ny ☎034 30 091 67.
📚 Mankasitraka sahady tompoko amin'ny fahatokisanareo.
08/07/2022
Faly miarahaba anareo, izahay dia manolotra Cours Remise à niveau (cours de vacances) sy Cours de langues (française et anglaise) ho an'ny Classes rehetra :
* Cours en salle pour les classes de primaire
* Cours particuliers à domicile pour toutes classes
* Cours de langues (française et anglaise) particuliers
* Cours de langues en salle pour les enfants de 5à 14ans