☝️☝️MBOLA AFAKA MANDRAY DOSSIERS IZAHAY, AZA TARA
Lycée-Cours Arcade Sans Frontières
Enseignement général. (6e à la terminale)
Institut supérieure
Cours particuliers
20/01/2026
🥁🥁HANOMBOKA NY FANDRAISANA DOSSIERS, TONGAVA MISORATRA ANARANA IREO IZAY MBOLA VONONA, MBOLA TSY TARA AKORY
30/10/2025
ANTANIMENA-TSIAZOTAFO
28/10/2025
📢📢📢 Andao indray isika hiara-handroso amin'ity taona ity, maro ny efa tafita, anjaranao indray izao👌👌
Ry raiamandreny hajaina,
Noho ny toe-draharaha mbola misy eto amin'ny firenena, ny rahampitso Talata 30 Septembre dia mbola tsy misokatra ny sekoly,
Mety misy kosa nefa ireo fandaminana mety efa nipetraka isaky ny Lycée, koa ho an'ireo izay mpianatra efa nahazo izany fandaminana izany dia hiangaviana mba hanaraka izany.
Mankasitraka indrindra tompoko, ary manasa antsika hatrany mba hanaraka ny pejintsika🙏
Ry raiamandreny, mpampianatra, mpianatra hajaina,
📢📢Noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena dia mbola miato ny fianarana rahampitso Alatsinainy 29 Septembre.
Ny hirariantsiaka dia ny hahatsara ny toe-draharaha, ary manasa antsika hatrany mba hanaraka ny pejintsika izay handefasantsika hatrany ny vaovao manaraka.
Koa samia mitandrina isika rehetra,ary raha misy ilaina ny tomponandraikitra, dia misy ny laharana tsirairay ireo tompoko.
Misaotra antsika noho ny fanarahana ny fandaminana tompoko
19/08/2025
LYCÉES-COURS ARCADE
ANNÉE-SCOLAIRE 2025-2026
TONGAVA MISORATRA ANARANA ENY AMIN'NY BIRAO AKAIKY ANAO, FA VONONA HANDRAY ANAO IZAHAY
27/06/2025
Ny LYCÉES-COURS ARCADE dia manolotra indray ny TOROHAY BACC 2025 ny 02 JUILLET-17 JUILLET 2025 ho avy izao, koa manatona misoratra anarana eny amin'ny birao akaiky anao, na koa miantso ny laharana 0345912642 raha mila fanazavana fanampiny
24/05/2025
Efa miditra RÉVISIONS INTENSIVES isika izao, mbola tsy tara ianao, fa tena mila ny fahavononanao kosa💪
Mbola vonona hanampy anao hatrany izahay, misy koa ny TOROHAY na ny FARADOBOKA, ny BEPC dia manomboka ny 10 JUIN izao,⌚⌚⌚Aza tara fa VOAFETRA NY TOERANA, 👋👋
Afaka manatona ny birao ARCADE rehetra manerana ny Nosy ianao, raha mbola mila ny andinindininy, afaka miditra MP ihany koa, ary afaka miantso mivantana koa, 📞📞0345912642
03/03/2025
09/01/2025
Ny COURS ARCADE dia vonona hatrany hanohana anao mpianatra ; na ireo vao hanala fanadinana na ireo efa mamerin-taona ihany koa.
⏰⏰⏰Misokatra izao ny fandraisana "dossier" ho an'izay hanao fanadinam-panjakana 👉hanala BEPC sy hanala BAC
📖📖📖Mbola mandray ihany koa ireo "classes intermédiaires" (kilasy antenantenany) 👉6ème-5ème-4ème-Seconde-1ère.
KOA MANATÖNA NY BIRAO AKAIKY ANAO !
FAINGANA ARY SAO TARA !!!
"Tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly !"
"Ankino amin'i Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao" Ohab 16.3
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Address
Siège 3, Rue Andriatsilavo, Analakely
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |