24/10/2025
😅 𝗔𝗡𝗡𝗘𝗘 𝗦𝗖𝗢𝗟𝗔𝗜𝗥𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟱-𝟮𝟬𝟮𝟲
𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗠𝗢𝗧𝗜𝗩É ?💪 👍
Hello hello,
Efa sahala @ 𝗿𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘀𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆😅😅 nefa mbola 1 volana zay no niverina mibôsy !! Dia ahoana ?
𝕸𝖎𝖙𝖔𝖛𝖞 @ 𝖇𝖆𝖙𝖙𝖊𝖗𝖎𝖊 an’ny phone-nao ny motivation-nao :
👉 🌺 indraindray 𝟏𝟎𝟎%
👉 🌺matetika variana dia midina 𝟓%
Dia ahoana no hi-booster-na azy ry akama ?!?
- Asio 𝓶𝓸𝔃𝓲𝓴𝓪 kely @ le tianao iny e !
- 𝟐𝟓 𝓶𝓲𝓷 𝓭’é𝓽𝓾𝓭𝓮𝓼 aloha atao : révision na devoir
- 𝓜𝓲𝓽𝓪𝓽𝓪𝓼𝓲𝓪𝓴𝓪 kely @ akama mampiakatra motivation !
- Dia tadidio foana hoe, inona moa no 𝖔𝖇𝖏𝖊𝖈𝖙𝖎𝖋 @ 𝖇ô𝖘𝖞 ity : ny avenir-nao😊, ny nofinofinao🤑, ny succès-nao !💪 🎯
Tairo fa tafa ianao e !
17/10/2025
👉 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗘𝗦𝗧𝗜𝗢𝗡 ?
𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗢𝗙𝗜𝗟-𝗡𝗔𝗢 𝗗𝗜𝗔 ‘𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗙𝗔 𝗧𝗔𝗙𝗔 𝗜𝗢 !👇 👇
Hello la team,
Hanao gestion ianao ? Tairo fa 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗱é𝗯𝗼𝘂𝗰𝗵é𝘀 na ny asa @ io. Fa izao, ireto ny toetra tokony hanananao raha te-ho tafa @ gestion :
👉 🌺 Tianao ny 𝓷𝓸𝓶𝓫𝓻𝓮𝓼, 𝓫𝓾𝓭𝓰𝓮𝓽𝓼, 𝓫𝓲𝓵𝓪𝓷𝓼, 𝓽𝓪𝓫𝓵𝓮𝓾𝓻𝓼… Tsy voatery milay be @ maths fa manana 𝓷𝓸𝓽𝓲𝓸𝓷𝓼 𝓭𝓮 𝓬𝓸𝓶𝓹𝓽𝓪𝓫𝓲𝓵𝓲𝓽é, 𝓯𝓲𝓷𝓪𝓷𝓬𝓮𝓼, 𝓼𝓽𝓪𝓽𝓲𝓼𝓽𝓲𝓺𝓾𝓮𝓼 𝓭𝓮 𝓫𝓪𝓼𝓮.
👉 🎯 Matotra sady organisé : gestion des délais, fanajana consignes, fanarahana dossiers
👉 🎯 Manana 𝕖𝕤𝕡𝕣𝕚𝕥 𝕕’𝕒𝕟𝕒𝕝𝕪𝕤𝕖, mahay mijery ny tendances socioéconomiques, manolotra solutions…
👉 🌺 Sipa na bandy mahay 𝓬𝓸𝓶𝓶𝓾𝓷𝓲𝓬𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 é𝓬𝓻𝓲𝓽𝓮 𝓮𝓽 𝓸𝓻𝓪𝓵𝓮, satria ho maro ny rapports isankarazany hosoratanao, ny fanazavana chiffres @ olona tsy spécialistes…
👉 🌺 Mahay mifandray @ secteurs samihafa (finance, marketing, ressources humaines etc.)
👉 🎯 Motivé be ianao raha vao miresaka entreprises na 𝘁𝗲-𝗵𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲𝗽𝗿𝗶𝘀𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲 !
👉 🎯 Ekenao ny routine (comptabilité, suivi de dossiers, etc.) fa ao koa 𝙣𝙮 𝙙é𝙛𝙞𝙨 (gestion de projets, audits…)
Jereo eo @ tableau ny karazan’asa azo atao mikasika ny gestion.👇 👇
Hitanao eo @ tableau👇 👇 hafa ihany ny salaire moyen. Estimations ihany ireo satria miankina betsaka @ entreprise, ny haben’ny entreprise, ny secteur (finance, ONG, industrie, services etc.)
Aza hadino, S na bob🤑💲 no tadiavina rehefa miasa ka tsara hainao hoe ohatrinona ny karama miandry anao !👍 🥰
Mazotoa àry e !
15/10/2025
𝗠É𝗗𝗘𝗖𝗜𝗡𝗘 𝗛𝗢𝗘 ?😉 👍
𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗬 ! 𝗛𝗔𝗧𝗥@ 𝟯𝟭 𝗢𝗖𝗧𝗢𝗕𝗥𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗘𝗙𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗗𝗢𝗦𝗦𝗜𝗘𝗥𝗦
Coucou jiaby,
Tena hoe 𝓷𝓪𝓷𝓸𝓷𝓸𝓯𝔂 𝓱𝓪𝓷𝓪𝓸 𝓶é𝓭𝓮𝓬𝓲𝓷𝓮🩺 👍 ianao hatr@ mbola kely ? Raha manana bac C, D na S na bac technique (spécialité élevage et agricole), dia afaka mandefa dossiers hidirana Première Année Commune des Études de Santé (PACES).👍 😄
Dia ahoana ?
👉 🎯 𝙎é𝙡𝙚𝙘𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚𝙨 𝙙𝙤𝙨𝙨𝙞𝙚𝙧𝙨 𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙘𝙤𝙣𝙘𝙤𝙪𝙧𝙨
👉🌺 Noho izany, atao par ordre de mérite (araka ny notes t@ bac) ny sélection des candidats pour la pré-inscription
👉🌺 𝔇𝔞𝔱𝔢 𝔡𝔢 𝔩𝔞 𝔭𝔯é-𝔦𝔫𝔰𝔠𝔯𝔦𝔭𝔱𝔦𝔬𝔫 : 𝔡𝔲 08 𝔰𝔢𝔭𝔱𝔢𝔪𝔟𝔯𝔢 𝔞𝔲 31 𝔬𝔠𝔱𝔬𝔟𝔯𝔢 2025
Ary ny pré-inscription ?
- Manao 𝓽é𝓵é𝓬𝓱𝓪𝓻𝓰𝓮𝓶𝓮𝓷𝓽 𝓷𝔂 𝓯𝓲𝓬𝓱𝓮 𝓮𝓸 @ 𝓼𝓲𝓽𝓮 𝔀𝓮𝓫 an’ny Faculté de médecine sy ny Université d’Antananarivo
- Photocopie conforme à l’original du relevé des notes au bac
- Copie d’acte de naissance de moins de 1 an pour les candidats mineurs
- Photocopie de la CIN certifiée conforme pour les candidats majeurs
- Enveloppe timbrée au nom et à l’adresse à Tanà du candidat
- Quittance originale du droit de préinscription
Alefa lettre recommandée ny dossiers @ :
Monsieur le Doyen de la Faculté de médecine d’Antananarivo
BP 375
Antananarivo 101
Mirary soa e ! 👍 😉
10/10/2025
👉 😍 𝙈𝙄𝙇𝘼 𝙎𝙏𝘼𝙂𝙀 𝙄𝘼𝙉𝘼𝙊 ?
𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙊 @ 𝙏𝙍É𝙎𝙊𝙍 !👍
Hello hello,
Mila stage ianao sady 𝘁𝘀𝘆 𝗽𝗼𝘀𝘁𝗲 𝟭𝟬 ?🤩 Stage 𝓽𝓮𝓷𝓪 𝓯𝓲𝓪𝓷𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓪𝓼𝓪👍 🥰 fa tsy irakiraka hividy goûter🍕 🍟 sy hanao photocopies ? Na koa hanao observation fotsiny aloha ianao ? 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝘀𝘁𝗮𝗴𝗶𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗻𝘆 𝗮𝗼 @ 𝗧𝗿é𝘀𝗼𝗿 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 !
Teny @ salon de l’étudiant teny Ankatso no nampahafantatra an’io vaovao io zareo ao @ Trésor.
Dia inona no atao hono ?
👉 🌺 𝗔𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗼 𝗮𝗼 @ 𝗣𝗼𝗿𝘁𝗲 𝟯𝟮𝟰 𝗻𝘆 𝗱𝗲𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲, immeuble Ministère de l’Économie et des Finances, Antaninarenina
👉 🌺 𝓓𝓾𝓻é𝓮 𝓭𝓾 𝓼𝓽𝓪𝓰𝓮 : 𝟏 𝓶𝓸𝓲𝓼 à 𝟔 𝓶𝓸𝓲𝓼 𝓶𝓪𝔁𝓲𝓶𝓾𝓶
Contact :
Tél : 034 07 637 42 / 034 07 620 60
08/10/2025
ECONOMIE HOE ?😀 😍
@ ➊➊ NOVEMBRE NY TEST D’ACCÈS
Coucou e,
Miasa @ secteur de la 𝓯𝓲𝓷𝓪𝓷𝓬𝓮, 𝓫𝓪𝓷𝓺𝓾𝓮, 𝓞𝓝𝓖 𝓶𝓪𝓿𝓮𝓷𝓽𝔂, 𝖆𝖋𝖆𝖐𝖆 𝖒𝖆𝖓𝖆𝖓𝖌𝖆𝖓𝖆 𝖊𝖓𝖙𝖗𝖊𝖕𝖗𝖎𝖘𝖊💪 🥰. Santionany vitsy @ secteurs afaka iasanao ireo raha nahavita économie eny @ université ianao.
Dia ireto ny karazan’asa vitsivitsy mifanaraka @ izay : analyste financier, analyste économique, consultant, chargé de projet, data analyst, chercheur…
👍 👉 11 novembre 2025 : test d’accès à la Mention Économie de l’université d’Antananarivo
Ho an’iza aloha ny manao économie ?
👉 🌺 Bac toutes séries
👉 🌺Manana 𝕖𝕤𝕡𝕣𝕚𝕥 𝕔𝕦𝕣𝕚𝕖𝕦𝕩 na te-hahalala mikasika ny andavan’andro : maninona no miakatra ny prix, inona no ahafahana mamorona asa…
👉 🌺Tia manao analyse sy 𝕞𝕒𝕞𝕡𝕚𝕒𝕤𝕒 𝕔𝕠𝕔𝕠 hahitana solutions logiques
👉 🌺Tsy sahirana mampiady sy 𝕞𝕒𝕞𝕡𝕚𝕥𝕖𝕟𝕪 𝕔𝕙𝕚𝕗𝕗𝕣𝕖𝕤, tsy voatery tena hoe mafy be @ maths !
👉 🌺Te-hanana 𝕤𝕒𝕗𝕚𝕕𝕪 𝕞𝕒𝕣𝕠 @ 𝕒𝕤𝕒 rehefa mivoaka mianatra
👉 🌺Te- 𝕙𝕒𝕞𝕡𝕒𝕟𝕕𝕣𝕠𝕤𝕠 𝕟𝕪 𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕪 sy ny fireneny…
Deux épreuves no anadinana @ test d'accès :
👍 👉 Culture générale
👍 👉Mathématiques-Statistiques
Vonona ve ? Hanampy anao bebe kokoa hisafidy dia jereo kely ny tableau !!!👇 👇👇
Bonne chance e💪 😍
03/10/2025
👍 👉 É𝗧𝗨𝗗𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗚𝗘𝗦𝗧𝗜𝗢𝗡
𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗘𝗡 𝗟𝗜𝗚𝗡𝗘 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗞𝗔𝗧𝗦𝗢 !
Salama daholo,
𝗙𝗶𝗻𝗮𝗻𝗰𝗲, 𝗯𝗮𝗻𝗾𝘂𝗲, 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁é🤑 😄, audit, contrôle de gestion, 𝓬𝓸𝓶𝓶𝓮𝓻𝓬𝓮, 𝓶𝓪𝓻𝓴𝓮𝓽𝓲𝓷𝓰, gestion de projets, administration publique ou privée… Betsaka ny asa miandry ny sortants gestion. Tsy hadino ary anisan’ny ngeza ny 𝓯𝓪𝓱𝓪𝓯𝓪𝓱𝓪𝓷𝓪 𝓶𝓪𝓷𝓪𝓷𝓰𝓪𝓷𝓪 𝓸𝓻𝓲𝓷𝓪𝓼𝓪 ❗ 💪 🥰
Raha liana ianao sady 𝓂𝒶𝒽𝒶𝒻ℯ𝒽𝓎 𝓉ℯ𝓃𝒶 𝓂𝒾𝒶𝓃𝒶𝓉𝓇𝒶 𝒾𝓇ℯ𝓇𝓎,😊 dia mety aminao ny manao formation à distance, na en ligne ao @ Mention Gestion👍 eny @ Faculté Économie, Gestion et Sociologie eny @ Université d’Antananarivo.
Tsara ho fantatra :
Admission en 1ère année et 2ème année (L1, L2) : 2 parcours au choix
👉 🌺 𝗔𝗱𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻, 𝗳𝗶𝗻𝗮𝗻𝗰𝗲, 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁é
👉 🌺 𝗔𝗱𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻, 𝗺𝗮𝗿𝗸𝗲𝘁𝗶𝗻𝗴, 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗿𝗰𝗲
Cours en ligne avec des séances de regroupement et d’encadrement
𝗗𝗶𝗽𝗹ô𝗺é 𝗱é𝗹𝗶𝘃𝗿é 𝗽𝗮𝗿 𝗹’𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁é 𝗱’𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Ho an’iza ?
👉👍 𝓑𝓪𝓬 𝓽𝓸𝓾𝓽𝓮𝓼 𝓼é𝓻𝓲𝓮𝓼
👉👍 𝓢é𝓵𝓮𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓼𝓾𝓻 𝓭𝓸𝓼𝓼𝓲𝓮𝓻 (L’appel à candidatures est en cours)
Mazotoa e !😍
Contact :
Tél : 034 46 309 51
Mail : [email protected]
Facebook : Faculté EGS – Economie, Gestion, Sociologie, Univ.Antananarivo
01/10/2025
👉 👍 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗔𝗚𝗥𝗢
𝟬𝟴-𝟬𝟵 𝗢𝗖𝗧𝗢𝗕𝗥𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 !
Salama e,
Ingénieur agronome🌽, en foresterie🌳, en agroalimentaire🥗, hanangana ny orinasanao🎯… Ny iray @ ireo ve ny nofinofinao😊 👍 na débouché avy @ études 𝗔𝗚𝗥𝗢 eny @ Ecole Supérieure des Sciences Agronomiques (ESSA Ankatso) ?
Aza tara àry fa lera :
- Inscription au concours : efa nanomboka t@ 08/09/2025
- 𝓓𝓪𝓽𝓮𝓼 𝓭𝓾 𝓬𝓸𝓷𝓬𝓸𝓾𝓻𝓼 : 𝟎𝟖-𝟎𝟗 𝓸𝓬𝓽𝓸𝓫𝓻𝓮 𝟐𝟎𝟐𝟓
- Lieux du concours : les 06 universités de Madagascar
- Candidats autorisés : 𝕓𝕒𝕔 𝕤é𝕣𝕚𝕖 ℂ, 𝔻 𝕠𝕦 𝕊, 𝕓𝕒𝕔 𝕥𝕖𝕔𝕙𝕟𝕚𝕢𝕦𝕖 𝕒𝕘𝕣𝕚𝕔𝕠𝕝𝕖
- Droit : 50 000 ariary + 1 300 ariary de frais Mvola
Ny matières anadinana
1er groupe d’épreuves
👉 🎯 Mathématiques
👉 🌺 Physique
👉 🎯 Chimie
👉 🌺 SVT
👉 🎯 Commentaire de texte socioéconomique (en français)
2ème groupe d’épreuves :
👉 🌺 Test psychotechnique
👉 🌺Épreuve pratique sur terrain
Contact :
Tél : 038 12 221 03 / 037 64 608 64
Mail : [email protected]
Facebook : Concours Agro 2025 / ESSA Ecole Supérieure des Sciences Agronomiques – Officiel
Bonne chance !💪 😍
26/09/2025
𝗧𝗘-𝗛𝗜𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗦𝗜𝗡𝗢𝗔 ?
𝟭𝟰 𝗢𝗖𝗧𝗢𝗕𝗥𝗘 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗘𝗡𝗬 @ 𝗖𝗢𝗡𝗙𝗨𝗖𝗜𝗨𝗦
你好 !😊 😄
Ni hao, coucou, salama… Mba mi-geste kely fotsiny.😍 👍 Fa izao, raha te-hianatra ny langue chinoise sy ny cultures chinoises ianao ? Mandraisa anjara @ concours eny @ Institut Confucius eny Ankatso.
𝗧𝗲𝘀𝘁 𝗱’𝗲𝗻𝘁𝗿é𝗲 𝗲𝗻 𝟭è𝗿𝗲 𝗮𝗻𝗻é𝗲 : 𝟭𝟰 𝗼𝗰𝘁𝗼𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱
Tronc commun ny fianarana @ L1 sy L2
Misy option @ master :
👉 🌺 Option 1 : Langue et culture chinoises – Enseignement
👉 🌺Option 2 : Langue et culture chinoises appliquées
Rehefa mahazo ny grade Master, misy 𝙥𝙤𝙨𝙨𝙞𝙗𝙞𝙡𝙞𝙩é𝙨 𝙝𝙖𝙣𝙤𝙝𝙞𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙮 @ 𝙪𝙣𝙞𝙫𝙚𝙧𝙨𝙞𝙩é𝙨 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙖𝙣𝙮 𝘾𝙝𝙞𝙣𝙚 !
Ny asa na débouchés ?
👉😄Mpampianatra teny sinoa
👉😄Guide touristique
👉😄Interprète na mpandika teny
👉😄Assistant administratif…
Miomàna tsara fa eo @ 1.000 eo ny mandray anjara @ concours nefa 𝟑𝟎𝟎 𝖎𝖍𝖆𝖓𝖞 𝖓𝖞 𝖙𝖔𝖊𝖗𝖆𝖓𝖆 !
Bonne chance ! 💪
24/09/2025
𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧 ?🙂 👌
@ 𝟭𝟵 𝗡𝗢𝗩𝗘𝗠𝗕𝗥𝗘 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 !
Coucou daholo,
Hanao droit ianao après bac ? 𝟭𝟵 𝗻𝗼𝘃𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗱’𝗲𝗻𝘁𝗿é𝗲 eny @ Faculté des Droits et des Sciences Politiques (FDSP) eny Ankatso.
Ny tsara ho fantatra :
👉 🌺 Hatr@ 𝟭𝟳 𝗻𝗼𝘃𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗻𝘆 𝗱é𝗽ô𝘁 𝗱𝗲 𝗱𝗼𝘀𝘀𝗶𝗲𝗿
👉 🌺Aterina ao @ Porte 301-A, Bâtiment A – FDSP Ankatso
👉 🌺𝕹𝖞 𝖊𝖝𝖆𝖒𝖊𝖓 : 𝕮𝖔𝖓𝖙𝖗𝖆𝖈𝖙𝖎𝖔𝖓 𝖊𝖙 𝖈𝖔𝖒𝖕𝖗é𝖍𝖊𝖓𝖘𝖎𝖔𝖓 𝖉𝖊 𝖙𝖊𝖝𝖙𝖊 ; 𝕮𝖚𝖑𝖙𝖚𝖗𝖊 𝖌é𝖓é𝖗𝖆𝖑𝖊
👉 🌺Ho an’ny bacheliers 2025, raha mbola tsy azo ny relevés de notes, manao lettre d’engagement (misy modèle eny Ankatso)
Inona avy ny asa miandry raha manao droit ?
- Asa eny @ fitsarana👌 😃 : magistrat, avocat, notaire, huissier de justice…
- Asa mikasika ny lalàna eny anivon’ny entreprises💪 😍 : juriste des affaires, fiscaliste, directeur juridique…
- Asa mikasika ny droit public et administratif🎯 👍 : administrateur civil (izay mety ho lasa chef de district ohatra), conseiller d’Etat, contrôleur d’Etat etc.
- Asa mifandray @ asam-panjakana☺️ 🧧 : commissaire du commerce, agent de douane, solombavambahoaka…
- Asa mifandray @ any ivelany👍 😍 : diplomate, consul, fonctionnaire international afaka miasa any @ SADC, ONU, Union africaine
- Métiers spécialisés manomboka be mpitady💻 🥰 : spécialiste en droit en environnement, communication, cyber sécurité, e-commerce, blockhain, intelligence artificielle, données personnelles…
Tsy voatery ho mpitsara ihany izany rehefa hoe manao droit ! Fa izao kosa aloha, ny droit dia natao ho :
- 𝓝𝔂 𝓽𝓲𝓪 𝓶𝓲𝓪𝓷𝓪𝓽𝓻𝓪 𝓵𝓮𝓼𝓸𝓷𝓪 𝓫𝓸𝓫𝓪𝓴𝓪 𝓫𝓮📄 😍
- Ny manana mémoire matanjaka
- 𝓝𝔂 𝓽𝓲𝓪 𝓶𝓪𝓷𝓪𝓸 𝓪𝓷𝓪𝓵𝔂𝓼𝓮 𝓼𝔂 𝓻é𝓭𝓪𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷
- Ny manana esprit logique satria mila mahay mandamina hevitra, manaraka méthodes…
- ℕ𝕪 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒 𝕖𝕤𝕡𝕣𝕚𝕥 𝕔𝕦𝕣𝕚𝕖𝕦𝕩😉 👍 mikasika ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina, ny politika, ny relations internationales, ny lalàna mikasika ny zon’olombelona
- 𝙉𝙮 𝙩𝙞𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙠𝙮 𝙗𝙤𝙠𝙮 sy mora mifandray amin’ny hafa
- Ny tia discipline sy manana faharetana💪 😍
Mazotoa àry e !
19/09/2025
𝗥𝗘𝗡𝗧𝗥É𝗘
= 𝗡𝗢𝗨𝗩𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗣𝗔𝗚𝗘 𝗕𝗟𝗔𝗡𝗖𝗛𝗘
Hey les futurs boss💪 😍
La rentrée est bel et bien là. On peut pas faire reculer le calendrier !
Mais septembre, c’est pas juste la rentrée, c’est comme si tu ouvrais un nouveau cahier tout propre📖 😉
Et devine quoi ⁉️ C’est toi qui écris l’histoire.
Objectif :
➊ Choisis un rêve, même petit🤔
➋ Écris-le sur ton carnet ou ton mur (oui, ton vrai mur ou ton mur Facebook)📓 👍
➌ Et rappelle-toi chaque jour : chaque cours, chaque effort,💪 c’est une étape vers ce rêve.
Alors, tu commences ton histoire par quoi cette année ? Raconte-nous ça en commentaire. 👇 👇
17/09/2025
𝗧𝗘-𝗛𝗢 𝗣𝗥𝗢 𝗗𝗘 𝗟'𝗢𝗥𝗚𝗔𝗡𝗜𝗦𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 ?
𝟯 𝗔𝗣𝗣𝗟𝗜𝗦 𝗘𝗢 @ 𝗧É𝗟É𝗣𝗛𝗢𝗡𝗘 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗢
Hey la team🖐️
Sahirana ianao indraindray @ devois, révisions, projets ?😅 Aza mi-panique aloha e ! 😇Ireto applis 3 super simples👍 🥰 hanampy anao ho pro @ gestion du temps.
【1】𝗧𝗼𝗱𝗼𝗶𝘀𝘁
Azonao noter-na ao ny devoirs, révisions, exposés hataonao, cocher-na rehefa vita = milamina e !💪
Azonao ampiasaina ihany koa hanaovana liste ny hataonao : révisions, fakana aina kely…
【2】𝗙𝗼𝗿𝗲𝘀𝘁
Te-hanana concentration max ianao ?🤔 Manja ity appli ity : mamboly hazo🌳 🥰 virtuel ianao, plus ianao mianatra, plus maniry ny hazonao !💪 👍
Raha tsy mianatra ianao… ? Maty ny hazoooo !😏
Résultat : mibôsy tsara ianao, maniry ny hazo, lasa sauveur du monde ianao !💪
【3】𝗚𝗼𝗼𝗴𝗹𝗲 𝗔𝗴𝗲𝗻𝗱𝗮
Ao anatin’ny phone-nao ny agenda (emploi du temps any am-pianarana, fotoana hakana fafiny…)
Asio rappel🎵 😉 dia tsy hadinonao ny devoir na ny révision mba ho tsara ny note-nao @ contrôle.
Tsotra, haingana sady gratuit !👍
Astuce : appli tsotsotra anaovana test pour 1 semaine. Dia jereo raha manampy anao.
Bonne rentrée scolaire !😊