Valisoa Formation

Valisoa Formation

Share

Des formations gratuites pour propulser votre activité. Infographiste - Designer - Community Manager

09/04/2021

Ho anao ilay nanao Boost publication ka tsy nety nahalafo akory 😭 na koa tsy mba nahazo tombony tamin'izany?😥

✅ Tadidio fa : 50% Visuel sy texte(légende) ary 50% Boost 😉
Ny visuel sy texte hasehonao no tena mandresy lahatra ny mpanjifa tompoko. Mila mahafehy ny hatao hoe "charte graphique"🖼 sy "charte éditoriale" 📝 tsara noho izany. Ary mila mahalala ny tena filan'ny mpanjifa anao (besoin de consommateur)

🚀 Ny anjara asan'ny boost dia tokana : Mampiseho ilay publication anao amin'ireo cible.
😊 Anjaranao ny mamaritra tsara ireo olona hampisehoana izany. Ito farany ito ilay hatao hoe critère de cible ao amin'ny facebook.

✍️ Fanamarihana : Fehezo tsara ny fotoana sy ora ary toerana handefasana Boost dia hahomby ilay varotra hataonao.🕓

💬 Raha mila fanampina na koa toro-hevitra dia aza misalasala mandefa hafatra miafina fa ho jerentsika miaraka ny vaha-olana amin'izany!

Photos from Valisoa Formation's post 20/03/2021

Voulez-vous attirer plus de clients ?😎

En communication visuelle, il est primordial de choisir avec précaution les couleurs qui représenteront votre organisation, vos produits et vos services. Plutôt que d’opter pour des couleurs que vous aimez ou des teintes à la mode, il est important de prendre le temps de bien étudier leur signification respective afin de faire des choix judicieux.😉

Les couleurs qui représenteront votre organisation doivent être en ligne directe avec votre mission et vos valeurs afin que celles-ci transparaissent dans vos communications et jouent pleinement leur rôle, qui est d’attirer les clients que vous recherchez et ainsi de vous aider à conclure des ventes.😊

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Analamahitsy
Antananarivo
101