Efa akaiky ny date d'examen o
💯Mitady ankizy maromaro hanao cours de révision
COURS SAMBO FIARA
Cours SAMBO FIARA
Cours de Préparation aux Examens BEPC/BACC
Frs-Maths-PC-Anglais-SVT-HG
Tarif Mp fa mora be (par heure/matière)
15/01/2022
FELICITATION ho an'ireo afa-panadinana rehetra.👏👏👏🍻🍻 Mirary anareo mba ho tafita hatrany🎓🎓
Ho an'ireo tsy nahomby kosa, aza kivy fa mianara foana aloha raha mbola velon'aina☀️☀️
26/08/2020
Miarahaba anareo. Araka ny vaovao retsika tamin'ny filoha dia atao ny 21 Septembre ny fanadinana BEPC.
Noho izany mbola manana fotoana kely ahafahana manao revision ianareo.
Ka miditra mianatra ianareo 3eme manomboka ny Alatsinainy 31Aout ho avy izao, miditra amin'ny 8 ora maraina manao ny taranja Français sy SVT.
Samia mifampilaza amin'ireo mpiara mianatra.
13/07/2020
Miarahaba anareo,araka ny vaovao nolazaina omaly dia ny 14 Septambra - 17 Septambra 2020 no hanatanterahana ny fanadinana BEPC 2020. Samia mitondra am-bavaka mba efa ao anatin'ny fandresena ny aretina covid isika amin'io fotoana io. Mandrapahatongan'ny fotoana izay mety hiverenana an-tsekoly dia hiezaka ny tenako handefa sujet types vitsivitsy eto amin'ny pejy. Samia mianatra ao an-tranony isan'andro aloha.
Sujet Frs, Mal sy Anglais ireto.
Mazotoa dia mirary soa hatrany.
05/07/2020
Salama daholo, vaovao aparitaka aingana hoan'ny mpianatra eto amin'ny CEG Andranosoa.
Araka ny fanapaha kevitra avy amin'ny fanjakana dia mihato indray ny fampianarana manomboka rahampitso 05jolay 2020, ary miverina tanteraka amin'ny fihibohana isika.
Noho izany, mamporisika antsika mba hitandrina sy hijanona ao an-trano mandritra izany fihibohana izany, aza mivoaka ny trano, mihinana sakafo ara-pahasalamana, hamafiso ao an-trano ny revision mandrapahatonga ny daty hiverenana an-tsekoly. Ny daty fanadinana mbola ho henotsika miandalana eny ihany.
Mirary soa anareo dia samia ho tahian'i Jesosy Kristy.
Ny Tale
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Andranosoa
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |