24/06/2021
LES FRANCS
Les francs faisaient partie des peuple barbares germaniques bien connus des romains. Au début du 5èm siecle, ils se dirigèrent vers le sud, le long du rhin jusqu'en gaule romaine (france actuelle). Toutefois, à la difference des autres peuple barbares germaniques, les francs n'ont pas quitté leur territoire mais l'ont plutôt étendu. Clovis, un chef franc, vainquit les dernièrs armées romaines présentes en gaule et rassembla les francs sous son commendement, prenant le contrôle d'une grande partie de l'europe occidentale. Au cours du siècle qui suivit, le royaume des francs élabora progressivement ce qui allait devenir la France actuelle.
A suivre==>
17/05/2021
HENRI VIII
Henri VIII dia pajakany angleterre avy amny dinastie de lancanster dadany panjaka vavy elisabeth 1er. Henri VIII dia pajakany maniry ny hiteraka lahy mba andimby azy eo amny fitondrana nef ny vadiny izay anabaviny panjakany espagna dia ts niterak zazalahy mintsy ka nanapakevitra panjaka Henri fa isarak ka nandef taratasy tany amny pape tany rome mba anaiky ny divorce. Ts noekeny pape nef zan fangatahina zan ka nanapakevitra iz fa iala ao amny katolika ka iz iany no lehibe ny fiangonana ao amny fanjakany ka iz anisany nahatonga ny angleterre nialy tao amny katolika ka namorona ny anglican.
Aveo nanambady an i anne boleyn iz nef mbol ts nahazo zazalahy iany ka noejikejeny ho mapirafy sy hoe mpamosavy mo i anne boleyn reniny Elisabeth ka novonoina notapain-do tao amny tour de londre.
Niterak zazalahy iany Henri VIII fa ts tamny vady mariageny zan ka ts afak andova azy ref maty iz. Ref maty henri VIII dia zanany tamny vadiny voaloany no nandimby azy ka nahazo vahana ny katolika nandritrany fitondrany ka ref maty iz dia elisabeth no nanjaka ka ts noekeny zareo espagnol mo zan satria mariageny henri VIII sy anne boleyn dia ts manankery hoy pajakany espagne ka nangataka mb iverenana fitondrana amzareo ka vao tonga teo amny fitondrany i elisabeth dia raikitra ny ady teo amny angaleterre sy espagna ka vao maika nanamafy ny finona protestant sy fitondrany elisabeth zan
17/05/2021
TANTARANY ANGLETERRE
Angleterre dia firenena iray mandrafitra ny royaume-unis ao grande-bretagne. Taminy antiquité dia zareo foko celtes no nanjaka tao grand-bretagne ka ny taonjato voloany no tonga zareo romane nanjanaka io nosy io izay britania no niantsony zareo romane azy. Ref rava anef ny fanjakana romane tamny taona 476 dia namela an i britania ho rery ka tonga nanafika tany zareo saxon sy angles anisanireo foko barbare avy atry germanique na i allemagne amzao io. Ref sam tong tao ny saxon sy angles dia nitoetra tao zareo ary angles no nanome anarany tany izay nozanany ho angleterre izay midika hoe terre des angles ka niarak tamny saxon izireo mba ifehy ny nosy rehetra ka tany avaratra mo ny foko scottis izay ts nanaiky ho zanany ka nanome ny anarana ny taniny ho scottiland na ecosse amny teny france ka tao andrefana ny foko gallis, zareo celtes kosa ref resy anady dia nitsok nakany irlande.
Mbol hitohy misaotra