COJUA II : COllectif des jeunes Universitaire d'Antsirabe II

COJUA II : COllectif des jeunes Universitaire d'Antsirabe II

Share

COJUA (COllectif des Jeunes Universitaire d'Antsirabe II)

01/01/2024

The COJUA wishes you a happy new year 2024 full of grace and prosperity

"L'union fais la force"

25/12/2023

L'association Collectifs des Jeunes Universitaire d'Antsirabe II (COJUA) souhaite a tous de joyeuses fetes et puissons-nous tous passer une bonne annee 2024

"L'union fais la force"

Photos from COJUA II : COllectif des jeunes Universitaire d'Antsirabe II's post 23/12/2023

Voalohateny dia misaotra an'Andriamanitra isika tamin'ny fitsimbinany antsika tsirairay avy.

Manaraka an'izany dia tsy hay ny tsy hisaotra anareo Raiamandreny indrindra ianareo zoky sy ireo zoky hajaina tato amin'ny fikambanana izay tsy mitsahatra hatrany ny mijery izay mahasoa ny fikambanana.
Tsy ary ho voatanisa avokoa ny anarana sa ny andraikitra manandrify anareo tsirairay avy fa dia fisaorana tsy lany hamamiana no atolotray anareo.
Mirary dia mirary tokoa izahay ny hisondrotan'ny voninahitra sy ny Hasina anareo tsirairay avy.

Mankasitraka indrindra tompoko fa tongasoa ary hanao fety aty aty amin'ny Ray aman-dReniny avy ny ankizy.

Farany, ny fikambanana dia vonona fona ny amin'ny fiarahamiasa aminareo araka izay mahasoa ny mpikambana.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!!

"L'union fais la force"
COJUA : Collectif des Jeunes Universitaire d'Antsirabe II

19/12/2023

Aiza aiza aiza eeeeeehhh!!!!!

Araraoty fa rampitso ny faran'ny reservation antsika a!
Antsirabe : 13 000ar
Ambohibary : 10 000ar

Aza misalasala fa afaka miditra mp avy hatrany ianao🚌🚙

🤝🏻🤝🏻🤝🏻"L'union fais la force"🤝🏻🤝🏻🫱🏻‍🫲🏽

11/12/2023
08/12/2023

Fivoriana Fampitam-baovao - Fanaterana antontataratasy fisoratana anarana

1️⃣ Hisy "RÉUNION D'INFORMATIONS " hiresahana ny fanaovana inscriptions/réinscription ary "divers" :
1.a ➡️ Ho an'ireo ao amin'ny M1, Master recherche, ireo efa ao na maniry hanao Master Pro (F**D, FPTSD,...) ny Alatsinainy 11 desambra 2023 @ 11h, Cathédrale Médecine
1.b ➡️ Ho an'ireo hiditra L2, L3 EGS ny Alatsinainy 11 desambra 2023 @ 10h, Cathédrale Médecine
1.c ➡️ Ho an'ireo vao afaka TEST D’ACCÈS L1 Economie, Gestion, Sociologie kosa ny Alarobia 13 desambra 2023 @ 15h, Cathédrale EGS

Mizara vaovao no ataon'ny Tompon'andraikitra, tsy omena tsiny sy tsy bedy izay tsy afaka manatrika.

2️⃣Fandaminana Fanaterana DOSSIER D D'INSCRIPTION /REINSCRIPTION".

Ny "NUMÉRO D'ORDRE" amin'ilay ticket de paiement tao amin'ny Comptabilité no hanaovana ny fandaminana @ fanaterana dossier mba ialana amin'ny Filaharana.

2.a ➡️Alatsinainy 11 desambra 9h-11h
GESTION: N.01 à 100 L1 / N.01 à 25 L2
SOCIOLOGIE: N. 01 à 100 L1
ECONOMIE: N. 01 à 100 L1

2.b➡️ Alatsinainy 11 des. manomboka 11h
GESTION: N.101 à 200 L1
ECONOMIE: N. 101 à 250 L1

2.d➡️ Talata 12 desambra 9h-11h
ECONOMIE : N. 251 à 400 L1
GESTION: N. 201 à 450 L1
SOCIOLOGIE:N.101 à 200 L1

2.e ➡️ Talata 12 desambra manomboka 11h
FPTSD: N.01 à 68 L3
N.01 à 25 M2

GESTION: N. 26 à 100 L2 / N. 01 à 25 M2
N. 01 à 50 L3 / N. 01 à 25 M1

ECONOMIE : N. 401 à 650 L1

2.f➡️ Ireo hanatitra "Dossier" ny 11 desambra h@ 18 desambra dia mankeo amin'ny C-005 (nouveau bâtiment), maka Quitus Association (2000ar) sy hizarana ary mameno Fiche SIOB (mampiseho Ticket de paiement justificatif numéro 2) izay vao mankeo amin'ny Trano heva mametraka dossier feno (ho entina ilay règlements généraux)
2.g➡️ Tsy maintsy ny mpianatra no manatitra dossier raha nanao demande de bourse izy satria mila manao sonia Fiche SIOB.
2.h➡️ Mivoaka Story sy mivoaka Publication eto ary ao amin'ny Affichage ny fandaminana fanaterana dossier manaraka.

3️⃣ Ho an'ireo maka Pack sy mandoa Justificatif Numéro.2 manomboka ny 11 desambra dia ao amin'ny 128-A ihany no sady alaina ny Quitus Association AEDECOUA / AEGM / AESM (afatsy ny AEFPTSD). Ny fiche SIOB kosa dia rehefa manatitra dossier vao omena sy fenoina.

3.a➡️ Fandaharam-potoana fakana Pack ao amin'ny 128-A ny Alatsinainy 11 desambra hatramin'ny Zoma 18 desambra: 9h30-12h30 sy 13h-15h (mampiseho Convocation Test na Carte d'étudiant)

3.b➡️ Fandaharam-potoana fandoavana Justificatif numéro 2 ao amin'ny Service Comptabilité ny Alatsinainy 11 desambra hatramin'ny Zoma 18 desambra: 8h30-14h30 (mampiseho Convocation Test na Carte d'étudiant)

4️⃣ Averina ihany fa eto amin'ny Faculté EGS dia anaty INSCRIPTION/ REINSCRIPTION tanteraka amin'izao fotoana izao ireo vao afaka TEST D’ACCÈS teo sy ireo mpianatra 2022-2023 afaka tamin'ny Session Principale na académique na F**D na FPTSD na DMGRC na ireo "mémorisant ".

5️⃣ Mbola misy ireo mpianatra 2022-2023 izay mbola manatanteraka fanadinana amin'izao fotoana izao (Session repêchage): manana 4 andro izy ireo hanaovana REINSCRIPTION raha vao mivoaka ny valim-panadinana.
⚠️ miantoka ny fahafainganan'ny fikarakarana ny resaka bourse ny fahavitan'ny inscription araka izay haingana.

6️⃣ Noho ny fangatahan'ny maro (sahirana amin'ny fanangonana dossier) dia nohalavaina hatramin'ny Alakamisy 14 Desambra ny Fandraisana Dossier de candidature hiditra L1 sy M1 (Travail social et développement) ary ny Zoma 15 Desambra ny Fandraisana Dossier de Candidature L1, M1, M2 samy Formation à distance **D amin'ny GESTION sy M2 Présentiel GESTION.
Vao vita ny fifantenana dia manana andro vitsivitsy koa ireo izay voaray hanaovana INSCRIPTION.

08/12/2023

Miarahaba antsika rehetra!

Tonga sahady indray ny fotoana izay iarahantsika mpianatra manao fety any amin'ny Ray aman-dReny.

🚙🚙 Fandrio dia ny mialoha ny toerana ary fa sao tara eo a🚙🚙.

Fanazavana fanampiny : manasa anao hiantso ireo laharan'ny finday eo @ affichage na midira Mp.

"L'union fait la force"

Photos from Association des étudiants de la Mention Science du Tourisme 's post 06/12/2023
Photos from FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo's post 05/12/2023

Listes des admis en L1 SVT fac sciences,
2023 / 2024

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antananarivo
ANTANANARIVO101