Kung Fu Wisa Club Veve

Kung Fu Wisa Club Veve

Share

🐉KUNG FU WISA VEVE'S DRAGON STYLE,🐲
👉12/08/2021,
Mandroso hatrany, mandresy mandrakariva kfw☯️

Photos from Kung Fu Wisa Club Veve's post 03/10/2024
Photos from Kung Fu Wisa Club Veve's post 03/10/2024

Mirary tontolo andro sy alakamisy mahafinaritra ho antsika rehetra.

Photos from Kung Fu Wisa Club Veve's post 29/09/2024

Fahatsiarovana mipetraka ho tantara, 5 taona lasa izay.

10/09/2024

:: 08 Septembre 2024 ::
☯️Mitohy ny fiofanan'ny Juges/Arbitres avy eto amin'ny Ligue de Kung-Fu - Analamanga
☯️Ny Kung-Fu WISA - Kwoon Mizarasoa ASKA no nanatanterahana izany ny Alahady 08 Septembre 2024, notarihin'ny Président Juges/Arbitres avy eto Analamanga, Maitre Fanomezantsoa Hasina Ravoniarison

Ligue de Kung-Fu - Analamanga

🔜Date manaraka, Alahady 15 Septembre, eny @ partie ByPass.
🏆Efa miomana isika athlètes rehetra amin'ny Compétition 2024

🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Photos from Kung Fu Wisa Club Veve's post 02/09/2024

Alefa Ligue de Kung-Fu - Analamanga

25 Aout 2024
Anjaran'ny teto amin'ny Section** Avaradrano** sy Section **Ambohidratrimo** no notsidihin'ireo Loholona WISA (SH'AÏ-WAN)

Ankasitrahana hatrany izy ireo amin'ny fandavantenany, amin'ny famerenana ny tantara niainan'ny Kung-Fu nanomboka ny taona 1980 ka hatramin'izao fotoana izao.

Fotoana manaraka, volana Septembre, ho an'ny Ligue Alaotra.

Velona ny Kung-Fu

🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Photos from Kung Fu Wisa Club Veve's post 01/09/2024

Tontosa soa amantsara androany Asabotsy 31 Août 2024 indray ny Formation Juges arbitres et athlètes ary recyclage ihany koa izay niarahana t@ Directeur Technique Nationale(DTN),,
Isaorana ny Fédération Malagasy de Kung-Fu nandefa ny DTN Maître Rajo Joel nampiofana tety anivon'ny Ligue Kung-Fu Alaotra Mangoro ary isaorana dia isaorana ihany koa I DTN nitondra ny fampiofanana.
Feno ny fampianarana,ho amin'ny manaraka indray.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ivato
Antananarivo