Maxim'all English

Maxim'all English

Share

Fampianarana teny Anglisy en ligne

30/10/2025

Hello everyone! 🙋
It's been a while since we last caught up 🤝
How have you been 😊

30/10/2021

Hello everyone
Let's learn together

14/10/2021

Hello everyone 🙋
🔴Indro ary ny Mahakasika ny Cours en ligne hamaliana fanontaniana vitsivitsy toy ny :
1_ Mahomby ve na koa hoe hahaizana tokoa ve?
2_ Nahoana no misy gratuit dia misy misy sarany?
3_ Sns

🔴 Voalohany dia misy ireo zavatra takiana rehefa hianatra teny vahiny isika ankoatran'ny lesona (LESONA AZAVAINA AM-BAVA) , dia ireto avy
Mamaky teny (lecture)
Mihaino (ecoute)
Mampihatra (Pratique)
Raha misy banga ny iray amin'ireo dia tsy hahay mihitsy ianao na mety ho ela vao hahavita hiresaka (na en ligne na en salle)

Mahomby tokoa ary ve izany ny fianarana en ligne?
Ny fahombiazan'ny fianarana en ligne dia miankina amin'ny fahafenoin'ireo fepetra Etsy ambony ireo.

Izany hoe rehefa haka Fanazavana Mahakasika Cours en ligne isika dia mila manontany aloha hoe misy ireo rehetra ireo ve dia manampy ve ilay olona amin'izany?

Marihiko fa tsy mora ny mampianatra en ligne sady mahafeno ireo. Izany hoe sady mampanao sy mampianatra mihaino, miteny, mamaky, mampiaina, manitsy.

Izay ihany koa no hamaliako ilay hoe nahoana no misy gratuit👌 dia misy misy sarany.💰

Araka izany, maro ireo milaza hoe mampianatra maimaim-poana en ligne satria matetika dia Fanomezana lesona no Tena atao ao anatin'ireny (Tsy manaratsy sanatria 🙏). Ny Fanomezana lesona izay tsy fampianarana fa fanampiana raha ireo fepetra etsy ambony no jerena ary rariny raha maimaim-poana

Raha ny ⭐ manokana dia mihezaka ny mampianatra, izany hoe Mameno ireo fepetra ireo na dia en ligne ary izay atao amin’ny alalan'ny ary hiainana toy ny mivantana ihany izany.
Ataoko rariny raha misy sarany raha toa ka mahafeno fepetra hahaizana toy izany ilay atao hoe Cours en ligne.

Fehiny dia, Ny fampianarana en ligne dia tokony hitovy amin’ny any an-dakilasy ihany raha tiana hahomby.
lesona azavaina (feo) ary afaka manontany ianao
Mianatra mihaino, mamaky teny, manao fampiharana, manitsy

Izay no antsoina hoe COURS EN LIGNE mba tsy ho fanampiana fotsiny izy
Thank you

30/09/2021

Cours d’anglais en ligne 📲
Mampahay ve?
Maninona no misy gratuit dia misy misy sarany 🤔
Ary ny fanontaniana maro Mahakasika ny atao hoe Cours en ligne.

👉Hovaliana tsy ho ela eto amin’ny page ireo
👉Asio j'aime ny page - tsika ary tsy hahatara anao e

02/08/2021

Te hahay Anglais ve ianao kanefa tsy manana fotoana?
Ndao hianatra amin’ny alalan'ny whatsapp ary e! 📲
Toy ny any an-dakilasy mihitsy

01/07/2021

English is not difficult ☝️

05/05/2021

Te hahay Anglais ve ianao
The time is now 👇
Ndao hiaraka aminay mandritra ny 3 Volana
15 monja no horaisina
👉MP

20/03/2021

God is good

26/01/2021

God bless you 🙋

27/10/2020

Welcome MaXim'all

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo