18/08/2026
Raha mila atody anaovana gâteau 🍰 toy izao ianao dia misalasala manatona ny Arena Idealy.Manao livraison gratuite koa zahay.
Tel:0383812028
Prix :800ar
Nb:Tsy mandray commende na gâteau 🍰😊
╰╮✾╭╯𝐌𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐥𝐨 𝐡𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐟𝐚╰╮✾╭╯
18/08/2026
Raha mila atody anaovana gâteau 🍰 toy izao ianao dia misalasala manatona ny Arena Idealy.Manao livraison gratuite koa zahay.
Tel:0383812028
Prix :800ar
Nb:Tsy mandray commende na gâteau 🍰😊
Izay zavatra rehetra atao dia mitaky faharetana avokoa.
Idealy
Tsy misy Zava_tsara azo moramora, mivonona hiady mafy raha maniry zava_tsoa!
Idealy
14/08/2026
hiady mafy ianao hahatratra tanjona iray… nefa rehefa azonao, vao tsapanao fa tsy izay rehetra irinao no tena mahasambatra
Indraindray, ny zavatra noheverinao fa handeha hampifaly anao no lasa mampahory .
Idealy
Ampitomboy hatrany ny fahalalanao, fa izay mianatra androany no miavaka rahampitso. 📚
IDEALY
Aza manambany vehivavy. 🌹Ny fanajana azy no mampiseho ny hasinao.
Idealy
10/08/2026
🌙❤️ Mety tsy mbola hitan’ny olona ny ezaka ataonao…
Fa ianao mahalala ny ady nolalovanao, ny ranomaso nafeninao, ary ny fotoana tsy maintsy nijoroanao irery.
Aza kivy. Mbola hisy andro hireharehanao amin’ny tenanao. ✨
— Arena Idealy
07/08/2026
Tsy mitovy ny ady atrehin'ny tsirairay. Misy olona mitsiky hatrany nefa mitondra alahelo ao anatiny. Koa aza mitsara olona haingana, satria mety ady lehibe no afeniny ao ambadik' izany ❤️
Idealy
06/08/2026
Tsy ny nofinofinao rehetra no ho tratranao avokoa.
Mety ianao no hanokatra ny lalana, fa ny hafa no ho tody any amin'ny farany.
Koa tohano ireo olona akaiky anao mba hahatratra ny tanjony. Satria ny fahombiazan'izy ireo dia fandresena ho anao ihany koa. 😊
— Arena Idealy
Raha mbola variana mitsikera ny hafa ianao, izy ireo kosa varina manohy ny lalany.