CFLC Madagascar - Études en Chine

CFLC Madagascar - Études en Chine

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFLC Madagascar - Études en Chine, Education, Antanimena, Antananarivo.

✈🇨🇳 Plus de 100 élèves boursiers

Conseils & astuces | Campus | Voyage organisé | Shopping | sourcing | Aventure | Langue chinoise ✨

☎ WhatsApp : +261 38 76 338 51

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 05/06/2026

Raha tafiditra anisan'ireo manana faniriana ny hanohy fianarana any ivenlany ianao dia tena natokana ho anao ilay fotoana antsika amin'ny sabotsy izao 😍

__________

Ny Séance d'information moa dia programme manokana izay karakarainay ato amin' ny CFLC entina hanampiana ny mpianatra maniry ny ho lasa lavitra sy hanana ho avy mamiratra eo amin'ny sehatry ny Mandarin .

Rehefa mikarakara séance tahaka izao izahay dia manome fotoana lavalava hahafahan'ny ankizy tsirairay mametraka fanontaniana izay tena mbola manitikitika azy . Ary io no tena tombony amin'ny fanatrehana azy ity satria
tsy vitan'ny hoe mahazo ny informations feno
ianao no miala eo fa manomboka eo dia efa
accompagnée tsara ihany koa ✈❤

📆 Sabotsy : 06 Juin ho avy izao ary ny fotoana
⏰ Manomboka amin'ny 12h00 atoandro hatramin'ny 14h00 tolankandro

📍Ny toerana hanantanterahina izany kosa dia ety amin'ny Centre CFLC Antanimena ampitan'ny FJKM

__________

Tena natao maimaim-poana ary misokatra ho an'ny rehetra satria tena fifanampiana sy fizaràna toro-hevitra mahasoa no hozaraina amin'io fotoana io ❤🙏🏻

Mahaliana anao ve ny hanatrika izany ?
Misorata anarana dieny izao ary ato amin'ny page CFLC fa voafetra ihany ny toerana 😊🙏🏻

☎ Contact : 038 50 820 49 / 034 64 022 83

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 05/06/2026

Fantatrao ve ny tena dikan'ny baguettes ? 😍

Matetika isika no miheritreritra hoe fitaovam-pihinanana mitovy amin'ny sotro ireny ihany io . Fantaro anefa fa feno hafatra sy kolontsaina ny tena ambadik’izy ireny ...

__________

🥢🇨🇳 Symbole d’harmonie :
Ny baguettes roa dia tsy maintsy hampiasaina miaraka foana. Izay maneho ny fiaraha-miasa sy ny firindrana eo amin’ny tsirairay ( coopération & équilibre )

🥢🇨🇳 Une école de patience :
Tsy mora ny mampiasa azy fa mampianatra anao hanana faharetana sy fahaiza-manao ihany koa ny baguettes . Izay tena zava-dehibe any Chine ( patience & précision )

🥢🇨🇳 Respect et bonnes manières :
Misy fomba manokana ny fampiasàna azy io ao Chine . Hampiasaina am-pahendrena sy am-panajàna ( respect & élégance )

Ohatra : Tsy natao hilalaovana , na atsatoka mitsangana amin’ny vary ( ho mariky ny fisaonana )

🥢🇨🇳 Symbole de chance et de réussite :
Amin'ny sinoa , ny hoe " baguettes " na 筷子 ( kuàizi) dia mifandray amin'ny dikan'ny hoe haingana sy mahomby kokoa

__________

Rehefa mampiasa baguettes izany ianao dia tadidio fa efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny kolontsaina sy fomba fisainan’ny Sinoa 😍

Iza no efa mba nanandrana nampiasa ?

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 28/05/2026

SÉANCE D'INFORMATION GRATUITE SUR LES BOURSES D'ÉTUDES 😍

Manana nofinofy ny hanohy fianarana any Chine ianao kanefa tsy fantatrao mazava hoe inona no tokony atao ? Inona no tsara ho fantatra na koa hoe mila olona tena mi-accompagnée anao hatramin'ny farany ? ✨

Natao ho anao indrindra ity ...

Amin'ny sabotsy ho avy izao indray ny fotoana manaraka hamalianay ireo fanontaniana rehetra manitikitika anareo mahakasika ny bourses d'études sy ny tontolony ao anatin'ny séance d'information sur les bourses d'études ❤

Ny Séance d'information moa dia programme manokana izay karakarainay ato amin' ny CFLC izay entina hanampiana ny mpianatra maniry ny ho lasa lavitra sy hanana ho avy mamiratra eo amin'ny sehatry ny Mandarin .

Rehefa mikarakara séance tahaka izao izahay dia manome fotoana lavalava hahafahan'ny ankizy tsirairay mametraka fanontaniana izay tena mbola manitikitika azy . Ary io no tena tombony amin'ny fanatrehana azy ity satria
tsy vitan'ny hoe mahazo ny informations feno
ianao no miala eo fa manomboka eo dia efa
accompagnée tsara ihany koa ✈❤

📆 Sabotsy : 30 Mai ho avy izao ary ny fotoana
⏰ Manomboka amin'ny 12h00 hatramin'ny 14h00 atoandro

📍Ny toerana hanantanterahina izany kosa dia ety amin'ny Centre CFLC Antanimena ampitan'ny FJKM

Tena natao maimaim-poana ary misokatra ho an'ny rehetra satria tena fifanampiana sy fizaràna toro-hevitra mahasoa no hozaraina amin'io fotoana io ❤🙏🏻

Mahaliana anao ve ny hanatrika izany ?
Misorata anarana dieny izao ary ato amin'ny page CFLC fa voafetra ihany ny toerana 😊🙏🏻

☎ Contact : 038 50 820 49 / 034 64 022 83

16/05/2026

感谢你们一直以来的信任 ❤️🙏🏻

Un de nos étudiants nous a laissé un message qui nous a profondément
touchés ❤🙏🏻

Aujourd’hui, il est en Chine, en train de vivre une expérience qu’il rêvait autrefois seulement d’imaginer. 😍

__________

Savoir que le centre a pu contribuer, même un peu, à ouvrir des portes vers l’international
nous rappelle pourquoi nous faisons tout cela
avec autant de passion ❤

Ces derniers temps, nous avons énormément travaillé pour améliorer l’accompagnement de nos étudiants :

✅ Évaluations et suivi
✅ Nouvelles opportunités
✅ Séance d'information
✅ Parcours Orientation , Initiation et Préparation étude en Chine , etc ...

Parce que notre objectif n’a jamais été seulement d’enseigner le chinois, mais surtout d’aider chacun à construire un avenir
plus grand , plus accessible et rempli d'opportunités 🌍

__________

Merci pour votre confiance depuis le début.
Voir nos étudiants évoluer, voyager et
avancer est notre plus grande
fierté 😍🙏🏻

Vous avez déjà vécu l’expérience CFLC ?
Nous aimerions beaucoup lire vos souvenirs ,ou petits retours en commentaire , car votre expérience peut aussi motiver d’autres étudiants à croire en leurs projets ✨

非常感谢 !

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 06/05/2026

Iza koa no mba manana nofinofy ny hanohy fianarana any Chine ? 😍

Efa tena tsy handrinay ilay fotoana antsika amin'ny sabotsy io ao anatin'ny séance d'information sur les bourses d'études ❤

__________

⚠ OPPORTUNITÉ À NE PAS RATER ⚠

Ny Centre de formation en langue chinoise dia mihezaka hatrany mitady ny fomba rehetra entina hanampiana ny mpianatra maniry ny ho lasa lavitra sy hanana ho avy mamiratra eo amin'ny sehatry ny Mandarin . Ka noho izany indrindra no nisian'ilay : " Séance d'information sur les bourses d'études " ❤✈

Ny tena tanjona ao anatin'izany dia mba hanampiana anao hahafantatra ny tokony atao sy aleha fa tsy hijanona hanonofy dia mijery ny namana lasa . Tsy ho hanenenanao mihintsy ny hanatrika azy io satria ao no hizaranay ny informations feno mahakasika ny bourses d'études sy ny tontolony .

Hozarainay ao ihany koa ireo karazana offres bourses misy ato amin'ny Centre raha maniry ny hisitraka izany ianao , ireo taratasy tokony ho karakaraina , hifampizara toro-hevitra sy izay tsara ho fantatra rehetra ary indrindra hamaliana ireo fanontaniana mbola
manitikitika anareo ✨

📆 Sabotsy : 09 Mai ho avy izao ary ny fotoana
⏰ Manomboka amin'ny 09h00 maraina hatramin'ny 12h00 atoandro

📍Ny toerana hanantanterahina izany kosa dia eny amin'ny : Radisson Blu Tana Water Front Ambodivona

Ny Centre de formation en langue chinoise dia tafiditra ho anisan'ny référence voalohany amin’ny fandefasana mpianatra hanohy ny fianarana any ivelany amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa amin'ny Université maro ao Chine . Ary hatreto aloha dia GARANTIE 100% foana ny fahazahoana ny bourses ❤🙏🏻

Satria manomboka eo amin'ny fanomezana ny informations feno mahakasika izay amin'ny alalan'ny séances sy fanomanana ny dossiers rehetra ka mandrapahatonga any an-toerana , eny fa na dia efa mianatra ary ianareo ka misy ilàna torohevitra dia mbola eto foana izahay manaraka anareo akaiky ...

__________

Tena natao maimaim-poana ary misokatra ho an'ny rehetra satria tena fifanampiana sy fizaràna toro-hevitra mahasoa no atao

Mahaliana anao ve ny hanatrika izany ?
Misorata anarana dieny izao ary ato amin'ny page CFLC fa voafetra ihany ny toerana 😊🙏🏻

☎ Contact : 038 50 820 49 / 034 64 022 83

04/05/2026

⚠ OPPORTUNITÉ À NE PAS RATER ⚠
Séance d'information gratuite sur les bourses d'études ✈🇨🇳

Ny Centre de formation en langue chinoise dia mihezaka hatrany mitady ny fomba rehetra entina hanampiana ny mpianatra maniry ny ho lasa lavitra sy hanana ho avy mamiratra eo amin'ny sehatry ny Mamdarin ....

Noho izany indrindra no nisian'ilay atao hoe :
"Séance d'information sur les bourses d'études". Izay natao indrindra ho anao izay maniry ny hanohy fianarana any ivelany ( Chine ) ! ❤🙏🏻

__________

Tsy reraka izahay ny mamerina hoe tena tombony be ho anao ny manatrika azy io ary
tsy ho hanenenanao mihintsy satria ao no hizaranay ny informations feno mahakasika ny bourses d'études sy ny tontolony .

Hozarainay ao ihany koa ireo karazana offres bourses misy ato amin'ny Centre raha maniry ny hisitraka izany ianao , ireo taratasy tokony ho karakaraina , hifampizara toro-hevitra sy izay tsara ho fantatra rehetra ary indrindra hamaliana ireo fanontaniana mbola
manitikitika anareo ✨

📆 Sabotsy : 09 Mai ho avy izao ary ny fotoana
⏰ Manomboka amin'ny 09h00 maraina hatramin'ny 12h00 atoandro

📍Ny toerana hanantanterahina izany kosa dia eny amin'ny : Radisson Blu Tana Water Front Ambodivona

Ny Centre de formation en langue chinoise dia tafiditra ho anisan'ny référence voalohany amin’ny fandefasana mpianatra hanohy ny fianarana any ivelany amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa amin'ny Université maro ao Chine . Ary hatreto aloha dia GARANTIE 100% foana ny fahazahoana ny bourses ❤🙏🏻

Satria manomboka eo amin'ny fanomezana ny informations feno mahakasika izay amin'ny alalan'ny séances sy fanomanana ny dossiers rehetra ka mandrapahatonga any an-toerana , eny fa na dia efa mianatra ary ianareo ka misy ilàna torohevitra dia mbola eto foana izahay manaraka anareo akaiky ...

__________

Tena natao maimaim-poana ary misokatra ho an'ny rehetra satria tena fifanampiana sy fizaràna toro-hevitra mahasoa no atao

Mahaliana anao ve ny hanatrika izany ?
Misorata anarana dieny izao ary ato amin'ny page CFLC fa voafetra ihany ny toerana 😊🙏🏻

☎ Contact : 038 50 820 49 / 034 64 022 83

04/05/2026

周一愉快 ! ❤

Volana vaovao , opportunités vaovao !

Efa nanao dingana ve ianao sa mbola miandry raovina vao hanantanteraka ilay efa nofinofinao hatramin'izay ? Aza avela hijanona ho nofy fotsiny ihany izany ary aza mangatakfa'andro intsony fa atombohy dieny izao ✨

__________

祝您有一个美好的周初 !
如果这个月能让你更接近你的留学梦想呢 ?

̀tous

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 23/04/2026

免费留学奖学金信息讲座 ✈🇨🇳

Iza daholo ilay tsy nahatratra ny séance d'information tamin'ny sabotsy lasa teo ? 😍

__________

📆 Amin'ny sabotsy ho avy izao indray ny fotoana antsika ety amin'ny CFLC Antanimena
( ampitan'ny FJKM no hahitàna anay )

⏰ Misy fidirana indroa amin'io :
- Maraina amin'ny : 09h hatramin'ny 11h
- Hariva kosa amin'ny : 13h hatramin'ny 15h

__________

Ny séance d'informations gratuite sur les bourses d'études moa dia séance iray izay karakarain'ny CFLC . Natao hanampiana indrindra ho anao izay maniry ny hanohy ny fianarana any Chine na ihany koa te hiditra lalindalina kokoa ny fahaizanao teny sinoa

Tena tombony be ho anao ny manatrika azy io satria ao no hizaranay ny informations feno mahakasika ny bourses d'études sy ny tontolony
Ary ao ihany koa no hahafantaranareo ireo karazana offres bourses disponibles ho amin'ny rentrée septembre ✨

Hovelabelarinay ao anatin'izany ny tena atao hoe tsiambaratelon'ny fahombiazana rehefa mivoaka an'i Madagasikara ❤

Hifampizara ny mahasoa rehetra ...

__________

Tena voafetra ihany anefa ny toerana fa raha mahaliana anao ny hanatrika izany dia manasa anao hisoratra anarana avy hatrany ato amin'ny page . 星期六见 🥰

☎ 038 50 820 49 / 034 64 022 83

Photos from CFLC Madagascar - Études en Chine's post 15/04/2026

Maniry ny hanohy fianarana any Chine ? 😍

Misokatra indray izao ny fandraisana dossiers ho anareo izay efa niandry ny bourse d’études Septembre 2026 🇨🇳

__________

Ny Centre de formation en langue chinoise dia tafiditra anisan'ny référence voalohany amin’ny fandefasana mpianatra hanohy ny fianarana any ivelany amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa amin'ny Université maro any Chine

Fantatrao ve fa efa plus de 100 élèves boursiers no nivoaka avy tato amin'ny Centre CFLC izay nahatanteraka ny nofinofiny ? 😍

Anjaranao indray izao ...

Misy ireo lalam-piofanana na karazana filières mihoatra ny 40 afaka hisafidiananao tsara . Rehefa feno ny dossiers ka manaraka ireo toromarika rehetra , dia GARANTIE 100% fa tafiditra eny amin’ny université izay safidinao noho ny fiarahanay miasa miaraka amin’ireo partenaires sy Universités ao Chine

CFLC no vahaolana ho anao ...

Satria manomboka aty amin'ny fanomanana ny dossiers rehetra ka mandrapahatonga any an-toerana , eny fa na dia efa mianatra ary ianareo ka misy ilàna torohevitra dia mbola eto foana izahay manaraka anao akaiky ✈✨

Misy ihany koa ny facilité de paiement izay afaka handoavana tsikelikely ny vola araky ny fandaminana sy lamina hifanarahana eo , sns ...

Ny CFLC dia mihezaka hatrany mitady fomba hanampiana ireo mpianatra maniry ny hahatratra ny nofinofiny . Noho izany indrindra no hisian'ilay parcours vaovao : " ORIENTATION , INITIATION ET PREPARATION - ÉTUDE EN CHINE " izay ho hitanareo eto amin'ny page tsy ho ela ...

Ose rêver grand : la Chine t'attend...

Raha mahaliana anao ny hahafantatra bebe kokoa mikasika ny offres bourses misy ato amin'ny CFLC sy ireo tsara ho fantatra rehetra mahakasika izay dia araho ny page : CFLC Madagascar - Études en Chine

Aza misalasala manantona mivantana ny bureau CFLC ety Antanimena ( ampitan'ny
FJKM ) fa vonona ny hanampy anao izahay ❤

Whatsapp : +261 38 76 338 51

16/03/2026

勇敢追逐梦想 , 中国在等你 ! 🇨🇳

Un rêve peut sembler grand mais avec de la détermination, il peut devenir réalité ✈✨

今日励志
̀tous

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00