Jéru-SexEduc'Action

Jéru-SexEduc'Action

Share

Le chemin du plaisir s'Eduque

27/06/2023

JeruSexSexologue
Raha toa ka TDL
1 ] Vita soa amantsara ny formation ho any ireo tena mahafantatra tsara ny verbe Aimer satria tena sarotra ny manatanteraka izany raha toa ianao tia tena tsy mba afaka mijery hoe inona no tsy maintsy atao raha toa ka TDL
2 ] Ho any ireo tsy afaka taminy formation farany teo dia iezaka ny s*xologue hamerina injay izany aminy asabotsy 2 juillet sy alahady 3 juillet izao ary ny ora dia tsy miova fa tsara foana tonga dia miantso mba entina hamatantarana ny toerana hanaovana izany
3 Tsy misy resaka be intsony fa dia efa mazava izany ny calendrier ho any ireo te hianatra mikasika ny TDL
WhatsApp Plus 2610792849
Phone 034]33 0792849 ] 0328596846

27/06/2023
25/06/2023

Le bonheur, on ne le trouve pas, on le fait. Le bonheur ne dépend pas de ce qui nous manque, mais de la façon dont nous nous servons de ce que nous possédons

25/06/2023

Ils t'appelleront "bizarre" ou "dingue"...
Parce que tu es née avec le don de voir les choses autrement, différemment, et cela leur fait peur !
Ils t'appelleront "intense" parce que tu l'es ...
Car tu es née avec la valeur bien mise pour
te permettre de tout essayer pleinement, et cela les intimide ! Ils t'appelleront "égoïste" parce que c'est le cas...
Oui tu as découvert que tu es la chose la plus importante dans ta vie, et cela ne leur convient pas ! Ils t'appelleront de nombreuses façons, avec beaucoup de jugements, pendant longtemps... Mais surtout, reste immobile en toi et dans ce que tu veux...
Et je te promets qu'un jour, ils t'appelleront
pour te dire : MERCI D’EXISTER !

24/06/2023

JeruSexSexologue
Mbola mitohy ny formation mba tsy ho TDL na Tonga Dia Lasa
1 ] Tena maro ianareo no miantso ny s*xologue mikasika ny Formation isakiny farany herinandro ary tsy maintsy tohizana izany satria mbola betsaka no mitadi izay satria tena tsy afaka mampisambatra vehivavy izy fa vetivety dia lasa ny azy
2 ] Tsy vizana aho no manazava fa tsy aretina io ary tsy mla fanafody fa izay olona manome fanafody aminy izany dia tsy mahay na inona na inona satria resaka cognitif io ary soigner le psychisme c est soigne le cerveau et soigner le cerveau c est soigne le corps tout entier
3 ] Mbola averiko eto ihany fa probleme comportemental sy mauvaise education ny Ante portas na ej*******on precoce
4 ] Ireo rehetra nanaraka formation dia maro no efa niantso ahy fa efa misy nette amelioration vitany ary efa hita fa faly sy mihasambatra ny partenaire
5 ] Fomba fanaova firisaina ara nofo dia tsy maintsy hampianarina ihany koa satria isika lehilahy dia pulisonnel koa raha vao taitra ianao tsy midika izay fa tonga eo aminy phase hanaovana pe*******on Tsy izay anefa ny vehivavy fa romantico tactile ka rehefa tonga eo no ilaivana ny atao hoe self control sy s*x control
6 ] Rehefa tonga eo aminy sensation premonitoire d ej*******on ihany koa dia tsy maintsy misy ny fepetra tsy maintsy atao mba tsy ho tonga aminy decharge orgasmique na point de non retour
7 ] Ny toerana dia somary kely ihany ka ny tsara dia tonga dia miantsoa mba ahazoanao ny instruction rehetra mikasika ny formation ny asabotsy 24 sy alahady 25 juin koa tsara foana manaraka ny publication izay ataony s*xologue
WhatsApp Plus 261340792849
Phone 034 \ 33 07928 49 \ 03285 96846

24/06/2023

JéruSexEducation:

MBA ANJARANAO KOSA NY MANAPARITAKA NY PUBLICATION MBA HO HITANY IREO NAMANA SATRIA REHEFA BETSAKA NY PARTAGE SY J'AIME DIA HERY LEHIBE HO AHY IZY IRENY SATRIA MAMPAZOTO AHY HANAO PUBLICATION BETSAKA

24/06/2023

JeruSexEducation
Ndao aminy izay fa efa asabotsy androany Tsy ekena intsony ny vetivety dia lasa satria tsy mahazo fahafinaretana ny vehivavy koa efa eo daholo ny grille ny fampianarana
Tonga dia miantsoa fa efa akaiky ny fotoana
WhatsApp Plus 261340792849
Phone 034\33 0792849 \ 0328596846

23/06/2023

JeruSexSexologue
Kely sisa ny toerana raha mikasa ny hanatrika ny fampianarana mba tsy ho TDL
Tonga dia miantsoa mba handraisana ny torimarika rehetra mikasika ny aminy asabotsy sy alahady ny fampianarana
WhatsApp Plus 261340792849
Phone 034 \ 33 0792849 \ 032 85 96846

22/06/2023

Jéru-SexEducation :
Izay rehetra manana olana dia tsara mifanatona aingana isika
 Aminy maha-ray aman-dreny ny tenako dia mahatsapa aho fa manana adidy tena lehibe sy goavana ka izay no nandraisako fepetra tsy maintsy niahona aminy Andriamatoa Premier Substitut aupres du Tribunal de la Premiere Instance ary Andriamatoa Commissaire Directeur de la Cyber-criminalité nohon’ireto antony ireto satria efa lasa tena lavitra ny techno-scientifique ary ny tanora lahy sy vavy Malagasy dia hita fa mirona aminy ny atao hoe revirement s*xuel. Tsy manana identité s*xuelle intsony ny zavato Malagasy fa tonga dia miroboka sy manandrana ary tena mampiantra izay rehetra hitany amin’ireo site p***ographique izay mahatratra ho 3 millions ny isany. Tena tsy misy firaisana ara-nofo normal no hita amin’ireny site p***ographique ireny fa resaka contre nature sy violence s*xuelle nefa dia ireny no lasa fitaratra jeren’ireo tanora malagasy
 Viol – firaisana ara-nofo atao aminy zazakely – zoophilie na manao firaisana ara-nofo aminy biby toy ny alika sy kisoa
 Firaisana ara-nofo ataon’ireo homos*xuel sy ny sisa tsy voalaza fa tena marikoriko
Efa naharitra ho ora iray izaho sy ny 1er Substitut no niresaka ary nijery ireo karazana lalana reherra mifehy ny ady heloka makasika ny firaisana ara-nofo. Ny tena mampalahelo amin’ity resaka delinquance s*xuelle ity ho izy dia lasa aloha loatra ny face book nefa ny balise araka ny lalana dia tsy misy na azo lazaina fa tsy ampy na tsy mifanaraka amin’izay na vide juridique. Ny mpanao lalana rehetra dia tokony mijery izay tsy ampy izay na ny atao hoe « manque juridique ».
 Mila mahasahy mitory ny olona hoy izy satria efa tsy kely lalana intsony ny ratsy ary miezaka ny fitsarana mijery izay lalana mifanaraka amin’izay heloka izay
 Entano ny olona mba ho sahy mijoro
 Betsaka moa ny resaka nifanaovanay roalahy fa tonga izy dia nandray andraikitra ka niantso ny directeur commissaire tao aminy cyber-criminalité ka nolazaiko taminy Andriamatoa 1er Substitut fa efa niresaka izay ihany koa izaho sy Andriamatoa Commissaire ny Cyber-criminalité koa nalefany aho nandalo tao aminy cyber-criminalité
Efa ho ora iray mahery izaho sy commissaire ny niresaka ka nasehony ahy daholo ireo karazana video ataon’ireo tovovavy Malagasy izay manao l’amour au telephone sy manao video p***o. Tena mampalahelo dia tsy mijanona aminy firaisana ara-nofo tsotra ny tanora malagasy. Efa misy video ahitana tanora malagasy manao firaisana ara-nofo amina biby toy ny alika sy kisoa. Izay rehetra izay no mahatonga ahy milaza fa tsy manana identité s*xuelle intsony ny tanora malagasy fa lasa lavitra dia lavitra koa nampahery ahy moa Andriamatoa commissaire satria tena mbola lavitra ho izy ny lalantsika
 Manentana antsika ray aman-dreny ihany koa izy mba hijery ny phon’ireo ankizy mbola mipetraka ao an-tranontsika
 Manentana ihany koa andriamatoa commissaire mba ho sahy mijoro ireo rehetra niharany ny herisetra na viol ho izy satria efa miaraka aminy drogue ny tanora malagasy amin’izao
Tsy maintsy hanao publication maromaro mikasika ireo delinquant s*xuel ny tenako satria zanaka malagasy izy ireny ary ny tena mahagaga ahy dia mba aiza ireo milaza fa mpivavaka toy ireo pasitera izay hita fa misera face book no tsy mba miteny
Amiko aminy maha-s*xologue ny tenako dia azo lazaina fa efa very tanteraka ireo tanora manao izany fa ny tsy zakako dia ireo tanora 13 – 16 – 18 izay tsy mbola mahafantatra na inona na inona dia tsy maintsy hijery ireo karazana adalana ara-mpiraisana ara-nofo nefa ny fanjakana sy ireo ministera ary ireo sampana toa tsy manana hambarana fa azo lazaina fa mijery fotsiny satria ireo tanora ireo no tsy maintsy hitondra ity firenena ity rehefa kelikely

20/06/2023

20 CONSEILS DU VIEUX SAGE 🙏🏽🧡🙏🏽

Si tu veux vivre longtemps et heureux écoute et pratique ces conseils :

1. Écoute et ne crois pas à tout ce que l’on te dit.
2. Garde les secrets, ne raconte pas ce que tu entends.
3. Ne dis pas tout ce que tu penses, mais dis toujours la vérité.
4. Sois honnête, mérite que l’on te respecte.
5. Reconnais tes erreurs et n’aie pas peur de dire « je ne sais pas » et « je regrette ».
6. Ne perds jamais le contrôle de toi-même et traite les autres de la même manière que tu voudrais qu’on te traite.
7. Au lieu de critiquer, fait l’éloge de ceux qui t’entourent.
8. Ne prive personne d’espérance, cela peut-être la seule chose que quelqu’un possède.
9. Laisse tomber la haine et la rancœur, ils font plus de mal à toi-même.
10. Apprends à dire non avec courtoisie et aisance.
11. N’oublie pas de dire « s’il te plait » et « merci ».
12. Regarde les gens dans les yeux.
13. Vis le moment présent et fais une seule chose à la fois.
14. Ne laisse pas les choses en suspens.
15. Fais ce qui est à faire au moment précis où cela doit être fait.
16. Ne prends aucune décision quand tu es fâché.
17. Il y a des choses qui ne reviennent pas en arrière : la parole prononcée, le temps parcouru et les opportunités qui se présentent.
18. Tu as le droit d’être heureux. Par conséquent, profite de ce qui est beau.
19. Découvre les plaisirs les plus élémentaires : voir, écouter, respirer, toucher et savourer.
20. MAINTENANT que Vous avez tout lu ayez la gentillesse de dire un petit "merci" à celui qui a pris la peine de l'écrire .

20/06/2023

Jéru-SexEducation:
Loza ho anareo vehivavy mitady fitsabony
Tena loza ity fa miparitaka ny video sy fichier pdf electronic tena manoro vohina ho an’ireo kely fahalalana tsy ampy vola. Raha ny tontolony ny fahasalaman’ny fivavina na filahina dia mba misy zavatra fantatro ihany satria izay no asako
Tena misy ireo video ao aminy Youtube ary ny fichier pdf harenty eto aminy face book izay tena manafitohina ny tenako satria misy hono formule tantely sy ny ……. Manalava filahina ka ny tandrona dia ho 20 ka atramin’ny 28 cm ny refiny dia lazaina fa misy video miaraka aminy. Fitaka sy lainga ary fisolokina izany fa ny corps penien tsy fibre musculaire ka azo atao an’izany.
Ho an’ireo vehivavy dia lazaina sy foronina fa misy ireo karazana formule mahavita ny materitery ny fivavina
• Raha vao niteraka ny vehivavy dia tsy maintsy malalaka ny fivavina satria mazava ho azy zaza no nivoaka tao ka rariny raha malalaka.
• Ny fivavina dia mitovy aminy fibre na membrane elastique koa rehefa tomombana tsara lubrufication vaginale nohon’ny glande de bartholin dia mivoraka izy ka afaka mandray izay forme ny filahina sendra miditra ao na lava na botsy na makadiry na matsoraka
• Ny vagin dia lazaiko fa toy ny membrane elastique koa rehefa tsy mbola nandray filahina betsaka dia somary teritery. Tery ihany koa izy raha toa ka tsy mbola niteraka ilay vehivavy
• Tonga dia teritery hono ny fivavina dia lazaina fa hainy izany ka manasa ny vehivy rehetra izy andefa mp fa 1000 aiary ny sarany ary efa misy video miaraka aminy
Mampitandrina antsika rehetra ny tenako fa tena marefo na ”fragile” ny fivavina ka zavatra kely fotsiny dia manimba ny Ph na ny flore vaginal ka miteraka ny vaginité na ny aretin’ny fivaviny miteraka ny aretina toy ny prurit vaginal satria mikorontana ny Ph ka lasa mangidihidy tsy misy toy izany ny ao anatin’ny fivavina. Lasa miova loko ny leucorrhea ka mamoaka tsiranoka misy fonona hafahafa sady misy fofona tsy zaka.
Ireo karazana aretina mahazo ny fivavina nohon’ireo karazana formule pdf hifampizarana miaraka amina video. Tandremo re fa efa hitako daholo izy ireny fichier sy video ireny satria tena misy tsy manana effet therapeutique ka lazaina fa s*xologue sy …… hono no miaraka aminy.
Jereo tsara fa mbola ankizy kely tsy mbola nanao firaisana ara-nofo sy tsy mahafantatra resaka fitsabona no mizara ireo fichier pdf sy video.Loza ho anareo manaiky izany nefa ny filahina na fivavina dia tokana nefa tsaboina aminy zavatra tsy mari-potitra
Bartholinite: mihatrentrina ny aretina ny glande de bartholin na bouchée
Dyspareunie : rehefa misy fampidirana dia marary ny ao anatin’ny fivavina
Prurit vaginale: mirehitra ny hidihidy ny fivavina na anatiny na ivelany
Vaginté: ireo karazan’ aretina mahazo ny fivaviny
Vaginisme: filahina voaketoka ny fivavina ka tsy afaka miala
Leucorrhee: tsiranoka hafahafa mivoaka ny fivavina, mety misy fofona
Hitanao fa nahasoa anao ny publication dia miangavy ny s*xologue mba hifampizarana ny publication satria rehefa mifampizara isika dia tokana ny tanjona fa mba manana fototra ara-s*xologique isika rehetra satra tena betsaka ny namana mila ny publication izay nataoko
Ny s*xologue dia miangavy mba tsy andefasana mp na sms satria tsy manana fotoana izay hamaliana anao tsirairay koa tsotra ny teniny satria efa misy numero ka tonga dia miantso ianao
Phone: 034(33) 07 928 49/ 032 74 198 16

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


MB 24 Mahabo Andoharanofotsy
Antananarivo
102