Mitady mpampianatra français cours du soir.
Manana expérience surtout système français.
Alefa MP ny CV sy contact rapide.
Recrutement mpampianatra
N°1 de l'enseignement à domicile
Mitady mpampianatra à domicile
1- pour classe de primaire système français
2- prof de français collège système français
* expérimentée et disponible le soir
* mipetraka manodidina Ilafy
Alefaso MP ny CV
Ilaina maika
Mitady mpampianatra français classe secondaire.
*Mipetraka manodidina Ilafy
*Efa manana expérience
*Disponible le soir
*Afaka miasa avy hatrany amin'ny herinandro
Alefaso avy hatrany ny CV (format JPEG), prétention salariale, contact rapide.
Izay mahafeno ireo conditions ireo ihany no antsoina.
Mitady mpampianatra cours particuliers à domicile pour classe de 1ère.
tena tsara raha mahavita mitazona matières betsabetsaka.
alefaso MP ny CV sy ny prétention salariale anao miaraka amin'ny disponibilité.
toerana: eto Tana
Iza daholo ilay école nialan'ny mpampianatra tampoka ireny?
Midìra MP haingana
Betsaka ny sekoly no mitaraina fa herinandro mialohan'ny fidiran'ny mpianatra no milaza fa tsy afaka mampianatra indray ireo mpampianatra 🥺 VOCATION tompoko ny asa fampianarana fa TSY FILAN-TSY MAHITA 🙄
École iray eny Ampefiloha mitady
- maîtresse préscolaire 1
- maîtresse/maître classe de 9ème 1
CRITÈRES :
- maîtrise de la langue française
- manana AE na/sy AEX
- débutant(e) accepté(e) si forte motivation
Alefaso MP ny CV atao format SARY
📢 Rejoignez notre équipe éducative !
L’École Privée d’expression française recherche en urgence une maîtresse pour la Grande Section- CM2 et CP
Chez nous, vous bénéficiez de :
✅ Affiliation CNaPS
✅ Couverture médicale
✅ Cantine offerte
Nous recherchons une personne engagée, passionnée par l’enseignement et prête à s’investir dans le développement de nos élèves.
📞 Si vous pensez être la bonne candidate, envoyé votre CV en MP sous format JPEG
❌TSY MANDRAY CV MIHITSY IZAHAY TOMPOKO REHEFA TSY MISY OFFRE AVOAKANAY ETO❌
Tsara ny mampahafantatra antsika mpanaraka fa herinandro ihany no faharetan'ny "disponibilité" ny offre mivoaka eto.
Raha sanatria ka tsy mahita izay mety ao anatin'io fotoana io izahay dia mamerina manao publication.
Ka noho izany, mialohan'ny handefasanareo ny candidature anareo dia jereo tsara aloha ny date nivoahan'ny publication.
Misaotra indrindra
École d'expression français mitady :
*maîtresse PS, MS, GS "EXPÉRIMENTÉ"
*prof d'allemand
*prof de danse et/ou art
CRITERES :
*Au moins 1 an d'expérience vérifiable
*mipetraka tsy lavitra ny centre ville
CONDITIONS :
*salaire motivant
*Tsy mandoha écolage ny zanakao raha ampianarina ao
*Cantine pour les profs (préscolaire)
DEADLINE:
DEBUT AOÛT 2025
Alefaso MP en format JPEG ny CV + poste ho raisina.
Ny information ankoatran'ireo dia any amin'ny entretien no ho valiana.
Matoa tsy valianay ny MP anao dia tsy CV + poste izay no nalefanao
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo