Ihr und Wir Tana

Ihr und Wir Tana

Share

Apprenez l'Allemand et parlez avec aisance dans toutes les situations

08/05/2026

Hallo🙂

Mbola mandray inscription izahay fa efa toerana vitsy sisa.

Rentrée Niveau B1 : 8 Mai
Rentrée niveau A1 spécial samedi : 9 Mai
Rentrée Niveau A1 : 13 Mai

Voafetra ny toerana koa ho an’izay efa vonona dia tongava misoratra anarana!

Tsy misy fiovana ny sara-pianarana

Toerana : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

Inscription obligatoire avant la rentrée !!!

28/04/2026

Miarahaba tompoko 🙂

Efa hikatona ny fisoratana anarana satria efa tena vitsy ny toerana ho an’ireto fidirana ireto:

Niveau A2 en semaine : 30 Avril
Niveau B1 en semaine : 8 Mai
Niveau A1 spécial samedi : 9 Mai ( 3 mois)
Niveau A1 en semaine : 13 Mai

Koa raha efa vonona dia tongava misoratra anarana sao tsy mahazo toerana indray!!

Mandray inscription Via Mvola na Orange Money raha toa ka tsy afaka manantona.

‌ Inscription obligatoire avant la rentrĂ©e

Lieu : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

20/04/2026

Hallo🙂

Mbola mandray fisoratana anarana izahay na dia efa miha vitsivitsy sisa ny toerana

Rentrée niveau A2 en semaine : 23 Avril
Rentrée niveau B1 en semaine : 8 Mai
Rentrée niveau A1 et A2 samedi : 9 Mai
Rentrée niveau A1 en semaine : 13 Mai

Koa aza misalasala ary manantona raha toa ka efa vonona ianao.

Raisina hatrany fona ny fisoratana anarana amin’ny Mvola na Orange Money

Inscription obligatoire avant la rentrĂ©e ‌

Lieu : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

11/04/2026

Eny oooo😊

Mbola afaka misoratra anarana ho an’izay efa vonona hianatra ato aminay!!!

Rentrée niveau A1 en semaine : 15 Avril
Rentrée niveau A2 en semaine : 23 Avril
Rentrée niveau B1 en semaine : 8 Mai
Niveau A2 spécial samedi : 9 Mai

Tongava ary manao inscription fa voafetra fona ny toerana!!!

Afaka atao fona ny misoratra anarana amin’ny alalan’ny Mvola na Orange Money

Lieu : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

03/04/2026

Guten Tag😊

Efa tena vitsy sisa ny toerana koa tongava misoratra anarana o!

Rentrée niveau A1 en semaine : 15 Avril
Rentrée niveau A2 en semaine : 23 Avril
Rentrée niveau B1 en semaine : 8 Mai

Limitée fona ny toerana koa aza misalasala manantona na manao inscription en ligne Via Mvola na orange money.

Tsy miova ny saram-pianarana!!

Toerana : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell.

Contacte : 0388326325

29/03/2026

Miarahaba tompoko🙂

Efa mandray inscription izahay ho an’ireo izay mitady fidirana volana Avril.

Rentrée niveau A1 en semaine : 15 Avril
Rentrée niveau A2 en semaine : 23 Avril

Koa aza misalasala manantona mivantana raha toa ka efa vonona hisoratra anarana fa voafetra hatrany ny toerana.

Raisina hatrany ny inscription amin’ny alalan’ny Mvola na Orange Money.

👉 Cours intensif de 2 mois
👉 Mpampianatra efa manan- trakefa daholo
👉 efa inclus ny prĂ©paration examen CGM
👉 Misy Examen Final

Toerana : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell ( tsy misy toerana hafa)

Contacte : 0388326325

22/03/2026

Hallo😊

Mbola mandray izahay amin’ireto fidirana ireto ooo!

Rentrée niveau A1 spécial samedi:21 Mars
Rentrée niveau A2 en semaine : 25 Mars
Rentrée niveau A1 en semaine : 15 Avril

Tongava malaky ary raha efa vonona sao tsy mahazo toerana indray!!!!

Afaka mandray inscription en ligne via Mvola ou Orange Money

Lieu : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

20/03/2026

đŸ‡©đŸ‡Ș✹ IHR UND WIR TANA âœšđŸ‡©đŸ‡Ș
🚀 Apprends l’allemand RAPIDEMENT !

🎯 Cours intensif – seulement 2 mois !
💬 Parle allemand avec confiance đŸ‡©đŸ‡Ș

* Rentrée A1 spécial samedi : 21 Mars
* Rentrée A2 en semaine : 23 Mars
* Rentrée A1 en semaine : 15 Avril

đŸ”„ INSCRIPTIONS OUVERTES đŸ”„
⚠ Places limitĂ©es — ne rate pas ta chance

📅 Le 20 Mars ( on est ouvert)
⏰ De 9h à 15h seulement !

💾 Choisis ton niveau :
🎓 A1 → 120 000 Ar
🎓 A2 → 140 000 Ar
🎓 B1 → 160 000 Ar

📞 RĂ©serve ta place maintenant :
☎ 038 83 263 25

đŸ’„ Pourquoi nous choisir ?
✔ MĂ©thode rapide & efficace
✔ Ambiance motivante
✔ RĂ©sultats en 2 mois

Lieu: Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

👉 “Sprich Deutsch wie ein Profi !”

11/03/2026

Guten TagđŸ‡©đŸ‡Ș

Mbola misy toerana disponible ho an’ireto fidirana ireto!!!

- Niveau A1 spécial samedi :14 Mars ( 3 mois)
- Niveau A2 en semaine : 23 Mars
- Niveau A1 en semaine : 15 Avril ( inscription déjà ouverte)

Raha toa ka efa vonona dia tongava misoratra anarana sao tsy mahatratra toerana indray ary ooo!

Cours intensif avec preparation examen CGM déjà inclus !!

Lieu : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

Inscription en ligne via Mvola ou Orange Money

08/03/2026

Miarahaba oo🙂

Mbola mandray izahay amin’ireto fidirana ireto na dia efa vitsy sisa aza ny toerana

Niveau A1 spécial samedi : 14 Mars
Niveau A2 en semaine : 23 Mars

Tongava ary misoratra anarana raha toa ka efa vonona !!!

Raisina hatrany ny inscription en ligne via Mvola na Orange Money

Toerana : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

02/03/2026

Hallo🙂

Efa vitsy sisa ny toerana amin’ireto fidirana ireto fa tongava misoratra anarana sao tara ooo

Rentrée niveau A1 en semaine : 12 Mars
Rentrée niveau A1 spécial samedi : 14 Mars (150000ar 3 mois)
Rentrée niveau A2 en semaine : 23 Mars

Cours intensif fona ny antsika!

Mandray inscription en ligne via Mvola na Orange Money raha toa ka tsy afaka manantona

Vonjivonjeo aza ny toerana eee!!!

Toerana : Ankadifotsy en bas de la pharmacie en face station Shell

Contacte : 0388326325

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo
101