S-fiofanana

S-fiofanana

Share

Mizara izay mahasoa momba ny feo sy ny manodidina azy

Photos from S-fiofanana's post 20/12/2025

Tsara ilay manana système d'écoutes studio fa ilay efitrano koa mi-influencer ny fomba fanenony rehefa miasa aminy ianao.

Eto aho dia maneho sary vitsivitsy izay nanaovako calibrage an'ilay moniteurs-ko, avy eo nahazo valiny aho izay heverin'ny logiciel de calibrage hoe corrections an'ilay efitrano hiasako.
Tena miova tanteraka ny fivoakany. Ny image stéréo lasa précis kokoa, ny balance de spectre mipetraka tsara amin'izao.

Izay manana studio ka mety liana amin'izay dia afaka eritreretina raha mifanaraka isika,amin'iny taona 2026 iny. Izaho no manantona anao, sady mizara traikefa ihany koa raha ilaina.
Fepetra takiana : Moniteur manaraka tsara ny fepetra fametrahana azy ao anaty efitrano hiasana.

10/12/2025

Inona avy ny risika efa nataonao tamin'ny asanao?Inona no vokany avy eo?

Send a message to learn more

10/12/2025

Ny IA amiko tsy mahay fa mahalala ary manana angon-kevitra marobe afaka avoakany anatin'ny fotoana fohy. Raisiko ohatra fotsiny fa raha zavatra vitany 30 segondra dia mety adiny roa ho antsika vao mahavoaka ny angom-baovao sy angon-kevitra vitany amin'iny.
Aza adino fa artificielle Koa izy,izany hoe isika olombelona ihany no niketriketrika azy tao ambadika.
Izay no fanambarana anio.

18/11/2025

Fa maninona hoy aho isika rehefa mitady zavatra ho vidiana ato amin'ny fesiboky miteny foana hoe "ILAINA MAIKA BE" foana eee??

Fa misy inona ao ambadika ao no tsy maintsy maika ny ilàna azy???
Azo antoka fa hahazo ilay tena tadiavina tokoa ve??

12/11/2025

Aza adinoina fa ny Vst2 ihany no azo bridgé-na fa ny VST3 tsy izy intsony aaa :)

12/11/2025

Fantatrao ve fa raha hamorona feon-kira ianao ankehitrio dia misy fomba anankitelo ny hanaovana azy??

1-Tendrena mivanatana amin'ilay instruments tiana handrafitra ilay feon-kira (mampiasa micro, musiciens, interface audio mifanaraka amin'ny zavatra ho atao)

2-Mampaisa instruments virtuels izay efa tena mivoatra be amin'izao ny hatsarany hanakaiky ny tena izy tendrena mihitsy

3-Mampiasa ny IA ho assistante de création.

Iza no tsara? Iza no ratsy? Iza no economique kokoa?
Ahoana ny impact an'ilay feon-kira amin'ny fihainoana ??

NB: Ity vidéo ambany ity de creation instrumentale nampaisana instruments virtuels vtsivitsy.

05/11/2025

Nivoaka ny Cubase 15 :)

Hanenjika version sa hifehy tena isika? :D

21/10/2025

Raha mbola mahita library strings tsara noho ireto ianareo dia hiverina hanao jardin d'enfants aho :D

Nampivadiako isaky ny sections izy roa eto; izany hoe 1st Violins/2nd Violins/Cellos ary Basses dia tsiroaroa avy.

Librairies: Cinematic Studio Strings & Pacific Strings

21/10/2025

Instruments virtuels à modélisation VS Instruments virtuels à échantillonnage (Sampling)
Ho hazavaiko par vidéo tsotra tsy ho ela mba hahafantarantsika ireo zavatra ilaina rehetra raha hanana sy hampiasa azy.

18/09/2025

Inona no zavatra hitanao fa sakana tsy ahavitanao manao zavatra tsara amin'ny prod ataonao??

15/09/2025

No comment :)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00