22/10/2025
Chers parents,
Vous êtes à la recherche d'une institutrice expérimentée pour des cours de soutien ou d'une répétitrice pour accompagner vos enfants en difficulté .
Je suis disponible pour donner des cours particuliers aux élèves de primaire (CP à CM2).
N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations sur notre page facebook cours maîtresse.
☎️034 01 994 20
17/09/2025
Bonjour la rentrée,
Préparons ensemble dès maintenant pour bien réussir l'année scolaire .
Cours particuliers pour toutes les classes de primaire selon votre disponibilité (12ème - 7ème).
Pour toutes informations complémentaires, n'hésitez pas à nous contacter en message privé sur notre page ou veuillez nous appeler directement.
☎️ 0340199420
05/09/2025
Ndao ifanampy amin'ny fahombiazan'ny zanantsika. Ho an'ireo ray amandreny tsy manam- potoana amin'ny fampianarana sy fanaraha- maso akaiky ny fianaran'ny ankizy isanandro, aza manahy fa eto maîtresse afaka manampy anao. Mpampianatra efa tena za-draharaha tanteraka, efa nampianatra an- taonany maro no mandray ny zanakao.
Ny Cours maîtresse dia faly mampafantatra anao fa mampanao cours particulier ho an'ny mpianatra en classe de primaire rehetra izahay. Ndao iaraha- manomana dieny izao ity année scolaire ity ka iarahaka hioty vokatra tsara isika.
29/07/2025
Bonjour, les cours particuliers pour les élèves de primaire sont toujours à jour chez nous. Préparons ensemble dès maintenant la prochaine rentrée avec une maîtresse très expérimentée.
N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations.
Contact :034 01 994 20 / 033 35 757 08
05/07/2025
Bonjour,
Nous avons le plaisir de vous informer que les cours particuliers pour les élèves de primaire se poursuivent chez nous .
Nous vous invitons à préparer dès maintenant l'année scolaire suivante .
Pour toute information complémentaire ou si vous avez besoin d'assistance, n'hésitez pas à nous contacter.
Disponible 6j/ 7
Contact: 0340199420
06/07/2024
Bonjour à tous, "cours maîtresse" tient à vous informer que le cours particulier continue toujours.
Vos enfants ont rencontré des difficultés durant leurs études? Pas de souci, nous sommes là pour leur renforcer, pour suivre de prés leurs études.
Vous êtes ce genre de parents qui n'apprécient pas que les enfants passent leurs vacances sur les écrans. Préparons ensemble dès maintenant la prochaine année scolaire.
N'hésitez pas à nous contacter sur mp ou veuillez appelez directement le numéro 0333575708 / 0340199420 pour plus d'informations.
24/05/2024
Miarahaba antsika ! Andao iaraka anomana sy anatsara ny vokatra amin' ity 3 ème trimestre farany ity miaraka aminay. Mandray mpianatra (11ème - 7 ème) anao cours particulier izahay tompoko. Afaka manampy anao ray aman-dreny amin'ny fanaraha-maso sy ny fampianarana ireo zana- tsika no antom- pisian'ny "cours maîtresse". Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0340199420 raha mahaliana anao.
19/11/2023
Miarahaba tompoko,
Izahay eto amin'ny cours maîtresse dia mampanao cours particulier ho an'ny mpianatra en classe de primaire.
Afaka manampy anao ray aman- dreny izahay amin'ny fanaraha-maso akaiky ny fianarany.
Aza misalasala ary manontany eto amin'ny page amin'ny alalan'ny hafatra miafina na ihany koa miantso mivantana ny laharana ao amin'ny pejy raha mila fanazavana fanampiny.
Mankasitraka indrindra tompoko
26/11/2022
Miaraha tompoko, ny cours maîtresse tompoko dia natokana manokana ho fandraisana ireo ankizy mpianatra ao amin'ny classe primaire (11ème hatramin'ny 7ème) izay manana fahasarotana.
Natao ihany koa ho fanampiana ireo ray aman-dreny tsy manana fotoana loatra anaraha-maso ny fampianarana ny ankizy ao an-trano.
Mbola mitohy hatrany araka izany ny fandraisana ireo mpianatra mila fanohanana.
Aza misalasala mandefa mp avy hatrany eto amin'ny pejy raha mahaliana anao. Misaotra tompoko