Cours de clavier à domicile

Cours de clavier à domicile

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours de clavier à domicile, Education, Antananarivo.

27/03/2026

�����

22/03/2026

Répétition Kely 👍👍👍

20/03/2026

💢VAOVAO MAMPALAHELO💢

Nodimandry teo amin'ny 86 taonany i CHUCK Norris, ilay mpilalao sarimihetsika vahiny malaza, nanamarika ny fahazazana tahaka ny "fureur du Dragon miaraka amin'i Bruce Lee, Porte disparu".

18/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Njaka Rasolondraibe, Mana Roger, Alphonse Tolotra, Patrick Rf, Mario Jonsthone, Fanomezantsoa Idealy, Zo Rh, Tomme Glath, Leon Clav, Nandrianina Fyh Zemena

26/06/2023

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈🎈

18/06/2023

🎈🎈Bonne fête à tous les Papa au monde 💖💖

13/05/2023

🔴 ⚠️⚠️ | Nisy mpampianatra iray nizara balôme hoan'ireo mpianany tsirairay. Rehefa voazara dia nasaina nanabotsina sy nanisy ny anarany avy ireo mpianatra. Vita izay dia nasainy nanipy ireo balôme teo @ couloir izy ireo. Nampifangaroan'ilay mpampianatra daholo ireo balôme rehefa vita izany.

Nomena 5 minitra ny mpianatra tsirairay hitady ny balôme misy ny anarany avy. Lany ny 5 minitra, tsisy nahita ny azy na iray aza.

Noho izany dia niteny ilay mpampianatra hoe raiso izay balôme izay voarainareo eo, ary omeo ilay olona mitondra ilay anarana. Tao anatiny 5 minitra dia samy tafaverina tamin'ny tsirairay ny balôme misy ny anarany avy.

Nohon'ny vita izany dia nandray fitenenana ilay mpampianatra, ka niteny hoe : " Ireo balôme ireo dia toy ny fahasambarana. Tsisy hahita ny azy raha samy ho tia tena isika. Fa raha toa ka misy lanjany aminao ny fahasambaran'ny hafa, dia hahita ny fahasambaranao koa ianao."

Ambava homana, ampo mieritra. Samia mizara.
___
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

24/12/2022

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay 🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎇🎇

14/09/2022

L'âge ne détermine pas le talent..
🎵🎶🎵🎶🎵🎹🎹🎹🎹

13/07/2022

🎶🎶LA MUSIQUE est la langue des émotions. 🎹🎹

08/03/2022

Chacun fait sa propre course, à propre rythme.
Bonne chance 😊😊

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo