Cours d'Anglais Oral

Cours d'Anglais Oral

Share

✅ Cours d'Anglais Oral
✅ Cours particulier à Domicile
☎️ 034 36 170 26
🔥 7ans d'experience

01/04/2026

🔴 Mamihana sy Mamihina Anglisy
➡️ 🇲🇬 Mamihana
✅ Context : lamba sy akanjo
🇺🇲 To wring
↪️ Passé simple : Wrung
↪️ Participe passé : Wrung

➡️ Mamihana lamba ohatra.Izany hoe manolana ilay lamba avy nokobanina iny mba hiala ny rano aminy alohan'ny hametrahana azy eo fanahazan-damba.(Hatapy )

♦️ Ohatra anaty phrase
🇲🇬 Nofihazako ilay serviette avy eo nahahako mba ho maina.(Natapiko)
🇺🇲 I wrung the towel and hung it up to dry.

➡️ Mamihina / manao calin olona iray
✅ Context : serrer quelqu'un dans les bras
🇺🇲 To hug
↪️ Passé simple : hugged
↪️ Participe passé : hugged

♦️ Ohatra anaty phrase
🇲🇬 Vao vantany vao niala bus aho dia nihazakazaka izy ary namihina ahy.
🇺🇲 As soon as I got off the bus , She ran up and hugged me.

⭕ Ho anao mila cours d'Anglais parlé na en salle na à domicile , mandray foana izahay.Mazava tsara toy izao ny lesona rehetra.Pratique oral en meme temps.
✅ Oral 100%
✅ Supports : 2 Livres gratuits + Audios
☎️ 034 36 170 26

11/02/2026

Tena mafy ry reto ny mahazo azy an! 🥹
Mahereza 🥹🥹
God bless you

15/01/2026

Ahoana no miteny hoe :
"L'union fait la force " na "Ny firaisankina no hery " en Anglais ?? 🇺🇲🇺🇲

Jereo ao ao ⬇️⬇️⬇️

Photos from Cours d'Anglais Oral's post 01/01/2026

Monkey pox! Be careful!
Efa miparitaka izy ity an.aoka samt ho mailo fa enjakenjana kely izy ity.!
Mirary soa namako rehetra!

06/12/2025

♦️ Ahoana no miteny hoe "Aleo faranako fa matsiro be ilay izy " en Anglais?
❌ Isika zao raha hiteny an'izany Anglisy dia te hiteny hoe "Let me finish it because it's delicious "
➡️ Marina io saingy literal be ,moa toy ny fanazavàna ilay verb "polish off " ihany.

✅ Fa ny tompon-teny tsy miteny an'izany fa milaza hoe :

🇺🇲 Let me polish it off because it's delicious. ☺️👌😋

✅ Raha sakafo zany no farananao na holanianao haingana dia "polish off " no filaza azy.

12/11/2025

1️⃣ Ahoana no miteny hoe "Napetrany aho omaly " Anglisy ?☺️
🇲🇬 Napetrany aho omaly. ☺️
🇨🇵 Il m'a posé un lapin hier. ☺️
🇺🇲 He stood me up yesterday. ☺️

Nb: ilay hoe napetrany dia hoe tsy tafihaona tamin'ilay olona nanao fotoana taminao ianao,tsy tonga izy fa ianao navelany niandry azy teo.

▶️ Eto dia ilay vehivavy no voapetraka, ka raha nilaza isika hoe "He stood me up yesterday " dia midika izany fa "lehilahy" no nametraka azy omaly fa tsy vehivavy.

▶️ Fa raha ohatra ka hoe "She stood me up yesterday " dia "vehivavy" izany no nametraka.
Izany hoe ilay sujet foana no manao ilay action.

2️⃣ Ary ahoana no miteny hoe "voapetraka aho omaly " ?
🇺🇲 I got stood up yesterday

✅ Aza afangaro izany ny hoe "He stood me up " sy ny hoe " I got stood up "

04/11/2025

✅ Ahoana no miteny hoe "tonga fotoana aho " na hoe "regle aho " Anglisy ? ☺️🩸🩸🩸

♦️ I'm on my period ☺️ 🩸🩸🩸🩸

✅ Inona no ampiasaina rehefa tonga fotoana? (Aty Madagasikara)
♦️ Sanitary pad / sanitary towel : serviète hygienique
Ohatra : Thalia ,perfit ,softex ...😂

Raha tsy tonga ny fotoana dia ahoana no ilazana azy
♦️ I missed my period 😥

✅ Ahoana no fiteny ny hoe tara ny fotoanako?
♦️My period is late

✅ Ahoana no miteny hoe cycle irregulier nenah?
♦️ I have irregular periods.

✅ Fanamarihana : ny vehivavy any andafy raha vao tonga fotoana dia tsy voatery ilay "sanitary pad " no ampiasainy ,fa mampiasa ihany koa izy ireo toy ny : Tampon , menstrual cup , ...

03/07/2025

👉 Profitez les vacances pour booster votre niveau d'Anglais oral 🇬🇧🇺🇸
👉 Parlez Anglais avec confiance 👌😊😊

⭕ Cours d'Anglais parlé à domicile pour collégiens - lycéens et étudiants

✅ Methodes 100℅ orales et interactives
✅ adapté aux niveaux debutant à avancé
✅ chez vous - flexible selon votre disponibilité
✅ professeur experimenté

📚 supports : 2 Livres + Audios pour s'entrainer à l'écoute

📆 Inscrivez - vous maintenant - places limitées
☎ plus d'info - Message privé ou 034 36 170 26

06/05/2025

🔴 Ahoana indray no miteny hoe " Mievona " en Anglais ?

Mievona / eternuer : to sneeze
➡ Ohatra :

🇬🇧🇺🇸 The dust makes me sneeze
🇲🇬 Mampievona ahy ilay vovoka.

🔴 Inona no lazaina rehefa misy olona iray mievona ?

✅ Ny frantsay dia milaza hoe " à tes souhaits "
✅ Ny Malagasy milaza hoe " velona "
✅ " ! "

☑ Fanamarihana

➡ Na ilay à tes souhaits ,na ilay hoe velona ,na ilay hoe Bless you dia samy manana hevitra mitovy hoe "ho ela velona anie ianao!
Ny faniriantsika dia ny ho ela velona ,ka zay no mahatonga ny frantsay milaza hoe " à tes souhaits " ; Izay koa no mahatonga ny Malagasy milaza hoe "velona "
Dia toy izany koa ny Anglisy izay milaza hoe Bless you ,, ny dikan'ilay Bless you dia hoe "God bless you " ,midika hoe hotahian'Andriamanitra anie ianao,,
Ka raha tahian'Andriamanitra hono ianao dia ho ela velona.Mitovy daholo ihany zany ny tiany ambara.

➡ Araka ny finoan'ny olona sasany dia hoe mitady ho faty hono ianao na misy maniry ho faty vao mievona ,ka zay no hitenenana anao aingana hoe 'velona " na hoe "Bless you , na hoe " à tes souhaits " raha vao avy mievona 😊😊

04/05/2025

⭕ Ahoana no miteny hoe saro-posaina en Anglais?
➡ Rehefa miresaka momba-na olona iray ianao ka tonga tampoka na mipoitra tampoka ilay olona resahina ,dia milaza ny Malagasy hoe "saro-posaina izy".
➡ Ny Frantsay kosa dia milaza hoe " Quand on parle du loup "

✅ Fa ny Anglisy dia milaza hoe " Speak of the devil "

Ohatra :

🇺🇸🇮🇸 Have you seen John today ?
No,,
Look , He is across the street.Speak of the devil

🇲🇬 Hitanao ve i John androany ?
Tsia ,
Jereo fa iny ampitan'ny arabe iny izy.Saro-posaina

24/04/2025


➡ Izahay indray no manantona anao ,na any an-trano ,na any ,na izay mety aminao sy mampahazo aina anao 👌👌

✅ '

🔴 Methode simple et efficace pour maitriser les conversations quotidiennes et pour parler courrament l'Anglais 😊😊

🔴 💯℅ 🇺🇸🇮🇸

⭕ ⭕

✅ Maitrise des conversations quotidiennes 🗣😊
✅ S'exprimer courrament en Anglais sans hésitation 👌
✅ Bonne capcité à l'écoute 🎧
✅ Maitrise des vocabulaires quotidien 🗣👌

📚 2 supports gratuits :

⏺ un livre pour les leçons

⏺ un livre + Audios pour s'entrainer à l'écoute de la langue anglaise americaine

More info : mp or 034 36 170 26

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101