CFPAV Mosary ny Fahavaloko - Fahantrana no reseko - Fahazotoana no heriko -

16/09/2023

VAHININ'NY FANDAHARANA ETO AMIN'NY ny PRESIDENT ONG TARATRY NY HO AVY - Didier FLORENT - Ny Sabotsy 16 Septambra 2023 amin'ny 7 ora hariva .

- HITONDRA NY LOHAHEVITRA :
- Sehatry ny Famokarana
- Raharaham-pirenena

HANASANA ANAO NY HANARAKA IZANY eto amin'ny Ledefi-madagascar sy amin'ny YOUTUBE LEDEFI - MADAGASCAR ary ao anaty ny SITE WEB LEDEFI ny https://ledefi.mg.

17/05/2023
Formation Crochet raphia ny 11 Martsa 2023Nofaranana tamin'ny famelabelaran-kevitra momban'ny "Famoronana asa fihariana ...
14/03/2023

Formation Crochet raphia ny 11 Martsa 2023

Nofaranana tamin'ny famelabelaran-kevitra momban'ny "Famoronana asa fihariana mahomby" niarahana tamin'i Atoa Marc RAMIARINJATOVO PDG de l'ESCAME tetsy amin'ny Espace Fenohasina Andranonahoatra ny hetsika fankalazana fetin'ny vehivavy izay niarahana tamin'ny Commune Bemasoandro sy ny ESCAME

ireto avy ireo vehivavy Izay nahavita fiofanana tamin'ny 9-10-11 Martsa teo ary hisitraka mari-pakansitrahana

Mankasitraka ireo niofana sy ireo nanatrika izahay mandray foana ihany koa izahay ho an'ireo izay maniry hianatra na koa mitady asa

Taratry Ny ho avy

Ho fankalazana ny andron'ny vehivavy  izay tamin'ny 08 Martsa 2023 teo Ny ONG Taratry ny ho avy miaraka amin' ny Commune...
14/03/2023

Ho fankalazana ny andron'ny vehivavy izay tamin'ny 08 Martsa 2023 teo

Ny ONG Taratry ny ho avy miaraka amin' ny Commune Bemasoandro Itaosy dia nanantanteraka hetsika fiofanana "Crochet raphia" maimaimpoana tetsy Anosimasina Itaosy ny 9-10-11 Martsa teo

Misaotra betsaka ho anareo izay nandray anjara tamin'ny hetsika
Ho anareo izay tsy nahatratra fa mbola te hianatra ihany koa dia mbola mandray izahay

Saran'ny fiofanana : 30 000 Ariary mandritra ny 3 andro

➡ Afaka manoratra anarana ato amin'ny pejy ianao na koa manantona mivantana aty amin'ny birao Anosimasina Itaosy




́einternationaledesfemmes

😍😍😍 Manja ankia nareo!!!! 😍😍😍💕Jejojejo ery ny ao @ sampanara crochet raphia💕Jereo kosa ny hakanton'ny vokatra e!!! 💎Aza ...
21/02/2023

😍😍😍 Manja ankia nareo!!!! 😍😍😍

💕Jejojejo ery ny ao @ sampanara crochet raphia💕
Jereo kosa ny hakanton'ny vokatra e!!!

💎Aza tara ho an'ireo izay maniry hanovo fahaizana toy ny crochet @ raphia, ahafehezana ny point de base rehetra hanehoana haingam-panahy.💎

Maro ny karazam-pihofanana azo hisafidianana ao toy ny:
✔Crochet raphia
✔Fampianarana teny vahiny: Français, Anglais, Mandarin...
✔coupe et couture
✔patisserie et art culinaire
✔Coiffure et esthétique
✔...
Miantso anareo izay vonona hiara-miasa aminay na mpandraharaha, na olon-tsotra, na orin'asa, na fikambanana sy ireo maro tsy voatanisa, aza misalasala miantso ny laharana: ➡0342957850

Na manantona mivantana ny Birao ety Anosimasina Itaosy. Lot IPA 212BIS. (Mitsofoka sampanana eo @ Arrêt bus Fokontany: ONG TARATRY NY HO AVY)

😍 Ireto ary ny asa vita 😁 Mitohy hatrany ny fandraisana ho an'ireo izay mbola maniry hianatra Crochet raphia 3 andro mon...
20/02/2023

😍 Ireto ary ny asa vita 😁

Mitohy hatrany ny fandraisana ho an'ireo izay mbola maniry
hianatra Crochet raphia

3 andro monja hianarana ireo "point" rehetra 🔥
Tongava ary misoratra anarana aty amin'ny birao 😃 Ety Anosimasina Itaosy

➡Afaka mandray commande ihany koa izahay ho an'ireo zay te hanao commande 😊 Miditra Mp azafady

Mirary herinandro mahafinaritra ho an'ny rehetra

17/02/2023
Salama e 😁 Ito ny Plan de repérage ho an’ireo Izay tena sahirana mitady ny Siège Anosimasina Itaosy 😊🔥Mitohy hatrany ny ...
17/02/2023

Salama e 😁
Ito ny Plan de repérage ho an’ireo Izay tena sahirana mitady ny Siège Anosimasina Itaosy 😊🔥
Mitohy hatrany ny Fandraisana amin’ny formation Crochet Raphia ho an’ny vague manaraka manomboka amin’ny Alatsinainy 20 Febroary izao
Aza misalasala manantona ny Birao ➡️ lot IPA 212 BIS Anosimasina Itaosy

➡️ Sarany 20 000 Ar
Afaka miantso ihany koa ny laharana : 034 29 578 50 ra mila fanazavana misimisy na manantona mivantana ety amin’ny Birao

“Androany ianao mihofana, rahampitso ianao mahita asa”

Mirary Zoma mahafinaritra ho an’ny rehetra 😁



😍😍😍Tsara !!!! 😍😍😍💕💕💕💕Finaritra ery ny mpianatra rehefa mahatsangana ny sangan'asany 💕💕💕Ianao koa raha maniry ny hianatra...
16/02/2023

😍😍😍Tsara !!!! 😍😍😍

💕💕💕💕Finaritra ery ny mpianatra rehefa mahatsangana ny sangan'asany 💕💕💕

Ianao koa raha maniry ny hianatra "CROCHET RAPHIA" ; tongava misoratra anarana ety Anosimasina Itaosy Lot IPA 212 BIS akaikin'ny arrêt bus Fokontany na miantso avy hatrany ny laharan-tariby: 034 29 578 50.
ONG TARATRY NY HO AVY.

🔥 Formation Crochet raphia 🔥 Mitohy hatrany ny fandraisana an’ireo Izay mbola te hianatra2 na 3 andro monja dia  ampy ah...
14/02/2023

🔥 Formation Crochet raphia 🔥
Mitohy hatrany ny fandraisana an’ireo Izay mbola te hianatra
2 na 3 andro monja dia ampy ahafehezanao ny taranja 😊

Tongava misoratra Anarana 😁 Aty amin’ny ➡️ Lot IPA 212 Bis Anosimasina Itaosy

Afaka miantso ny laharana :034 29 578 50 ra mila fanazavana misimisy

“Androany ianao miofana, rahampitso ianao mahita asa”



ONG Taratry ny ho Avy 😊 Mankasitraka an’ireo niofana tamin’ny formation crochet raphia 1ère , 2ème ary 3ème vagueManasa ...
11/02/2023

ONG Taratry ny ho Avy

😊 Mankasitraka an’ireo niofana tamin’ny formation crochet raphia 1ère , 2ème ary 3ème vague
Manasa anareo izay nahavita fiofanana haka ny certificat de fin de formation na mari-pakansitrahana tamin’ny fiofanana Crochet Raphia tato amin’ny ONG Taratry ny Ho ny Avy ety ➡️ Anosimasina Itaosy

Mankasitraka Tompoko 😁

Address

Lot IPA 212 BIS Anosimasina Itaosy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:30

Telephone

+261342957850

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFPAV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to CFPAV:

Shortcuts

Share

Category