Izay 5 ankizy afaka cepe ka manoratra anarana voalohany any amin'ny School' art hianatra dessin na musique dia tsy mandoa droit
School' art
Ecole d' art à Madagascar
Atelier de vacances ô
Soraty ary ny anarana ô
Ity herinandro ity sisa ô
Aza taraiky e
Hianatra anaty lalao , fifampizarana , manala kely ny fijanonana anaty écrans ela be
Ndao e
Hamantatra talenta
20/06/2026
Ndao hilalao « eny an tokontany be » hiaraka School' art
Ajanona kely ilay écrans
Manomboka Jolay
20/06/2026
Ray aman dreny
Ento ambavaka isan' andro ny zanaka na hivoaka na hijanona ao an trano ianareo.
Aza omena telephone na tablette mihitsy aloha ny ankizy raha lbola latsaka ny 18 ans
Telephone tsotra ahafahanao miantso azy raha tena tsy maintsy omena azy .
Ento misehatra anaty fikambanana ara panahy foana ny zanaka , tsy manana foarovana afatsy Andriamanitra sy Jesoa Kristy isika .
Averinay School' art foana aza omena telephone na tablette mihitsy ny ankizy raha latsaky ny 18 taona raha tena tsy maintsy dia izay ahafahanao miantso azy ihany.
Dia mbola mamerina izahay eny aleo ny zavatra ahasoa azy no hanazarana azy fa raha tsy izay dia satana no hisisika hanazatra azy ,
Tsy ampy izany ny fampianarana isan' andro omena azy , fa tena ilaina ny fahalalana hafa izay tena mahasoa , averina tena mahasoa .
Mandeha miasa isika ray aman dreny , tsy mahalala izay mahavariana ny ankizy isika indraindray .
Satria tsy reraka zahay mizara , eny na dia ...zaro amin'ny lalana tokony halehany izy .
Dia mivavaka ho anareo foana zahay rankizy sy tanora .
19/06/2026
18/06/2026
Cours de guitare speciale juillet et Aout
Droit et inscription
18/06/2026
Cours de dessin
Inscription ouverte
Prochaine rentrée juillet
Adolescent
Débutant
Mercredi et Samedi
Lieu ambohidroa
Formation académique
Certifiée
Izay manao inscription androany, rampitso, sy sabotsy , un cadeau fête de père offert
18/06/2026
Atelier de vacance ô
Mbola miandry anareo e
17/06/2026
Atelier de vacances
Mercredi et samedi ,...mardi *
Lieu ambohidroa
Inscription jusqu' au 26 juin
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananar
Antananarivo
101